test psychoteknika!!!!
21. Herimiafina
(
23/08/2006 00:16)
pissoa:
6 - 1+1=1 ; 1+0=0 ; 0+1=1 ; 0+0=0 :roll:
7 - KASOTRA :roll::-D:-D:-D
Valiny:
6-1+1=1 1+0=0 0+1=0 (satria reflexive ny +) 0+0=1
7- Anarambiby navadibadika ireo ka KASOTRA na sokatra no marina.
23. kala
(
23/08/2006 06:52)
HM > asio :* aloha fa zay no tena hitako test milay
hé! io ndray zao dia be resaka ndray le mimeme manaraka eo
aleo hanao devoara :
1551
hé! io ndray zao dia be resaka ndray le mimeme manaraka eo
aleo hanao devoara :
1551
24. pissoa
(
23/08/2006 07:20)
8 - 1 11 121 1331 14641 :roll::-D:-D:-D
kala - aiza kou ze be resaka eo zao ... :roll::-D:-D:-D
HM - cf email ( :oops: ) :-$:-D:-D:-D
kala - aiza kou ze be resaka eo zao ... :roll::-D:-D:-D
HM - cf email ( :oops: ) :-$:-D:-D:-D
25. kala
(
23/08/2006 08:26)
io ve no valiny sa pissoa nijery soupape tany @ le efa hitako :-D:-D:-D:-D :-* ny andry
30. Herimiafina
(
23/08/2006 20:06)
Zah le mpanadina aza ve no donjona sa le zaza ity no tena intellizansa be klé? Toa voavaliny daholo ny zavatsa arosoko nefa zah namorona azy aza tsy mahavaly klé.? :-w =))
32. Herimiafina
(
23/08/2006 20:24)
Ity no tena test fa iny remarka ataon'ny mpanao déliberation fotsiny kah. :^)
(Tohiny).
10-Kiltiora jeneraly:
*Halavao: UNICEF, USAID, UNESCO, PNUD.
*Iza amin'ireto manaraka ireto no firenena tsy tafiditra ao anatin'ny G8: Chine, Canada, USA, France, Allemagne, Italie, Japon, Russie?

33. pissoa
(
24/08/2006 08:41)
10
* Tsy haiko reo halavao reo :oops: Haiko reo raha google-ko kely fa mbola kamo zah zao :oops::-D:-D:-D
* China
Hihihi - nefa le tsy test io no haiko dia mody lazainjy hoe tsy test :snif::-D:-D:-D
* Tsy haiko reo halavao reo :oops: Haiko reo raha google-ko kely fa mbola kamo zah zao :oops::-D:-D:-D
* China
Hihihi - nefa le tsy test io no haiko dia mody lazainjy hoe tsy test :snif::-D:-D:-D
34. kala
(
24/08/2006 09:01)
=))=))=))=))aoka aloha zà mbô hizesta ry herimiafina:oops:
United Nations Children's Fund
United States Antokon'olona Idiran'ny Devoly :twisted:
United Nations Educational Scientific and Cultural Organization
Programme des Nations Unis pour le Developpement
United Nations Children's Fund
United States Antokon'olona Idiran'ny Devoly :twisted:
United Nations Educational Scientific and Cultural Organization
Programme des Nations Unis pour le Developpement
35. zoklbfkfk
(
24/08/2006 15:01)
bravo kala an! lay USAID no tena mahafinaritra be sady hita hoe intelligente akia ndry :twisted:
38. lapino
(
25/08/2006 07:02)
Misy henjana be mihitsy ato zany, sady maranitra no lalina kle! :roll:
40. Herimiafina
(
25/08/2006 17:26)
Tohiny:
-Inona no atao hoe "droit de cuissage"?
-Raha hotessy ianao ka misy mikaoty anao ny kill ao anaty avion dai inona no ataonao? :-D
-Inona no atao hoe "droit de cuissage"?
-Raha hotessy ianao ka misy mikaoty anao ny kill ao anaty avion dai inona no ataonao? :-D