test psychoteknika!!!!
81. booboo
(
07/09/2006 14:49)
kala > ié ato @ lalao tsika kah ? hihihihihihi ohatra mampitahotra be angaha ny bla bla-ko hoe tsy azoko ilay raha ? hihihihihihihihi
82. mimich
(
08/09/2006 11:17)
Herimiafina:
Tairo indray mba hampiasa saina kely, izay mamaly dia mampiditra vaovao.
Fenoy ny banga:
1-Bozaka - manga - ala - lanitra - ...... - maitso.
2-I=1, II=2, III=3, X=...., IV=3, VII=.....
Valio dia tohizo. :wink:
tsy azon'ny mpiadina ny fanontaniana apetraky ny mpanadina.
Ny ahy ny ankamantatra fanaonay eo amron-ny afon-dasy de we fa maninn ary no 12/2= 7????? de izay mahavaly ee
84. Herimiafina
(
13/09/2006 18:59)
Izao aho vao manana porofo fa kala dia piloty, tratra! Firy heure de vol ndroky izao ry kala? hehehe:-D
85. pissoa
(
14/09/2006 08:46)
Haiko ny valin'io nefa zah tsy nanontanian-njy :snif::snif::snif::-D:-D:-D
86. kala
(
18/09/2006 07:19)
Herimiafina:
Izao aho vao manana porofo fa kala dia piloty, tratra! Firy heure de vol ndroky izao ry kala? hehehe:-D
=))=))=))=))
i'm flying without wings
booboo >non!non!non!
fanontaniana manaraka ê! 1 + 1 = 14
1 - 1 = 1
88. Herimiafina
(
18/09/2006 20:46)
kala:
=))=))=))=))
i'm flying without wings
Manidina ve no tiandroky hambara eto? lol
1+1=14
1-1=13:^)
89. xxx
(
18/09/2006 23:42)
Zah manana PP/IFR ary Pl 400h de vol saingy tsy tiako tsony fa asa tsy milay! lol :-D
90. kala
(
19/09/2006 14:18)
herimiafina > :twisted::twisted::twisted:
milazà refa mamo ê! dia lazaiko ny valiny :-D
xxx > tsy milay an! sa....:evil:
milazà refa mamo ê! dia lazaiko ny valiny :-D
xxx > tsy milay an! sa....:evil:
92. kala
(
25/09/2006 12:00)
pissoa > :roll::roll::roll:
1 (rangahy) + 1 (ramatoa) = 14 (zanany) :-D:-D:-D:-D
1 (rangahy) 1 (ramatoa) = 1 raha maty ny iray :twisted: loza :wink:
=))=))=))=))
1 (rangahy) + 1 (ramatoa) = 14 (zanany) :-D:-D:-D:-D
1 (rangahy) 1 (ramatoa) = 1 raha maty ny iray :twisted: loza :wink:
=))=))=))=))
93. pissoa
(
25/09/2006 17:53)
fa maninn no :roll::roll::roll:
ito no nampime anah teo kou
:-D:-D:-D
ito no nampime anah teo kou
kala:
herimiafina > :twisted::twisted::twisted:
milazà refa mamo ê! dia lazaiko ny valiny :-D
xxx > tsy milay an! sa....:evil:
:-D:-D:-D