test psychoteknika!!!!

41. pissoa ( 25/08/2006 17:29)
11:
- Tsy hay :°):-D:-D:-D
- Tsy hay :roll::-D:-D:-D
42. Herimiafina ( 25/08/2006 17:42)
Izay mahay an'io manao tonga dai manao visite medicale PNC dia manao epreuve physique avy eo: lomano, corde, 100m dia 1600m....hehehehe=))=))
43. pissoa ( 25/08/2006 18:05)
:-D:-D:-D
44. Herimiafina ( 25/08/2006 18:21)
Koa zavatra test psycho steward sy hotessin'ny Air Mad io retsy knou! hehehehe=))=))
45. pissoa ( 25/08/2006 18:35)
Soa zah fa tsy te hanao an'izany asa izany :-D:-D:-D
46. Herimiafina ( 25/08/2006 18:39)
Ny an'ny piloty koa io ihany saingy miampy entretien amin'ny psychologue-n'ny ENAC sy test au Vol ary visite medical peronnel naviguant! lol hehehehe:-D
47. pissoa ( 25/08/2006 18:42)
Sarotra :-D:-D:-D
48. Herimiafina ( 25/08/2006 18:56)
Ny test psycho-na piloty milay be fa manisa biriky sy mitadidy isan'ny virage à gauche sy à droite amin'ny làlana iray.
Dia QCM daholo ny test rehetra an!
Tsetsatsetsa tsy aritra iny. :-D
49. pissoa ( 25/08/2006 18:59)
Fa maninona biriky no isaina? :roll::-D:-D:-D
50. Herimiafina ( 25/08/2006 19:08)
Resaka maso io kah.
Tahaka ny ohatr'izao koa ny fandehany.


[size=8]
a - 145879215817456
b - 258789542413212
c - 545689212354782
d - 235689785424136
e - 523445844212545
f - ......
[align=right]
a - 145879515817456
b - 258789542413212
c - 545689212354782
d - 235689745424136
e - 523445884212545
.......
[/align]
[/size]

Dia ampitoviana dia tenenina hoe iza no tsy mitovy ilay serie de nombre.
Ho an'ny piloty dai misy feuille A4 chiffre ohatran'io ka 20mn no faharetan'io test maso sy memoire iray io. :-D
51. pissoa ( 25/08/2006 19:26)
Hihihi - mila tsara maso zany vao mahavita azy :roll::-D:-D:-D
52. Herimiafina ( 25/08/2006 19:28)
Valio klou io e, iza amin'ireo andiany ankavia ireo no tsy misy mitovy aminy ao amin'ny andiany ankavanana? 4mn no hamaliana io iray io an! :roll::-w
53. pissoa ( 25/08/2006 19:30)
Le voalohany :roll:
54. Herimiafina ( 25/08/2006 19:35)
Maromaro izy ao kah, :wink:
55. pissoa ( 25/08/2006 19:36)
Ka vao hitako ilay voalohany dia tsy notohizako tsony =))
56. Herimiafina ( 25/08/2006 19:42)
De tsy afaka izany fa mbola misy deux page ohatran'io sady papier tractile ilay izy, hehehehe=))
57. pissoa ( 25/08/2006 19:48)
:cry::-D:-D:-D
58. Herimiafina ( 25/08/2006 19:51)
Eo aza fa omena seconde chance njy e! Mila mahay be amin'ny manaraka ho avy eo! :-D
59. pissoa ( 25/08/2006 20:00)
Aleo atao test tsy ecrit =))
60. Herimiafina ( 27/08/2006 15:32)
Ny test manaraka, manao bizou ny mpanadina! hehehe=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082