ho antsika vehivavy....

1. fasaly ( 30/06/2006 16:31)
Dia izao aza, raha hoe tsy maintsy hiaraka am kofa zandritsika tsika, ny fitiavana mou izany mazava ho azy misy sy ny feeling sy ny rehetra, hatramin'ny firy taona raha kely indrindra no sahintsika hiarahana:roll::°):°):°):°)izanyh hoe hatramin'ny elan'elan-taona firy no sahiao hiarahana?????
ohatra zao ny ahy rehefa lehibe vatana noho izà sy matotra ary misaina tsara d'efa basy:wink::wink::wink::^):^):^)
novalian'i fasaly ny 23/09/2006 13:53
2. pissoa ( 30/06/2006 16:56)
ohatra zao ny ahy rehefa lehibe vatana noho izà sy matotra ary misaina tsara d'efa basy

Odry - tsy taona akory no omen'i fasaly fa kritera be :-D:-D:-D
3. kally ( 30/06/2006 17:32)
Izaho toa tsy mbola nahita ankizy lahy teraka tao aorianako ka matotra kokoa noho izaho kah!:roll:
4. fasaly ( 30/06/2006 17:41)
pissoa::-D:-D:-D:-D:-Dmalalaka beuh nge zany ny ahy e! tsy de mifidy taona:°):-w:-w:wink:


kally: misy ka! zà mahita sipa 15ans ny elan'elantaonany, lay sipa kalou braziliana de lay bandy vazà e! fa lay bandy matotsa beuh an! tsy hita akory ny elanelan-jareo rehefa miaraka eny izy ka miafandray tsara ny onde:wink:
5. kally ( 30/06/2006 17:51)
fasaly> Ka izaho no lazaiko eto ange e! mbola tsy nahita aho ho'a e!
Fa io koa anie izay tianareo ihany fa hatahora an'iza no hoe "sahy" sa tsy "ho sahy"
Isika vehivavy ange raha miaraka amin'olona zokintsika ka indrindra fa manamanam-bola ilay olona dia hoy ny vavan'ny mpitazana hoe volany fotsiny no iarahan'iny amin'iny e!
Miaraka amin'olona tsy manam-bola : lazaina fa tsy nahita vady raha tsy gigolo e!
Miaraka amin'ny bandy kely lazaina fa maivan-doha fa zazakely no iarahana.
Miaraka amin'ny mitovy taona amin'ny tena mbola lazain'ny mpitazana fa vadin'olona tany iny no nalainy na hoe maty itsakitsaka fa tsy mahalala.
Sa namorona ve aho milaza an'izany?
6. fasaly ( 30/06/2006 17:56)
euhhhhhh! hiaino vavan'oul foana kou veuh e!:x tsssssss raha mety ny fiainanao tsy misy izay hirarahiana anzay vavan'oul any fa ny oul tsy maintsy miresaka foana na ahoana na ahoana!
fa mba lazao aloha lay hevitra raha ohatra ka am place nao lay izy de hatram firy taona???:wink::-w:°)
7. fasaly ( 30/06/2006 17:58)
ampiako kely, tsy ho voatery ho marina reo eritreritry ny oul ireo ka!:wink:
8. dailynews ( 30/06/2006 18:43)
i demi moore aza anie 43 ary i ashton 26 taona e. tsy izany loatra anefa fa, matetika dia tsy dia tsara loatra izy io amintsika gasy fa fara faha keliny 3 na 4 taona eo no zandry fa ny mahasosotra dia ny fianakavian 'ilay bandy.
raha olona hafa indray indrindra fa vazaha na mainty hoditra dia tsy maninona na dia folo taona aza satria ry zareo dia mora antitra ny tarehiny ka tsy kobo..be dia be mihitsy ny hitako an, tsy iray na roa.
raha asiatika indray dia manahirana ihany satria ry zareo dia tanora endrika loatra ka tonga dia kobo be ny elanelana raha vao bestaka.
ny latino dia tsy haiko loatra...efa niaraka tamin'ny 9 taona zandriko aho fa ny olana amindry zareo dia mampirafy be, ka raha zandrinao ilay izy dia vao may sarotra be ny mitana azy.
9. vale ( 30/06/2006 19:48)
amiko aloha dia tsy misy olana koa na zandry na zoky ilay lhl e!,, ny lhl aza rehefa zoky na somary bebe taona tena mandreraka be satria mandidy sy manampaka be, @zay tianao hatao:°)(oh ftsn: fomba fitafy, na namana iarahana sns,:^)), raha mifidy aza zà aloha dia aleoko zandry ny lhl iarahana (mety tafiditra ao anatin'ilay lisitr'i kally hoe vhv maivan-doha ngamba zà:^)) fa dia aleoko aloha izay e! zà tsy tia fehimpehezina beu sns izany!:°):°)
10. fasaly ( 30/06/2006 19:50)
izany an! tsy ny cas rehetra kosa e! asa anefa fa ny hitako sy fatako de mba maototra dooly ihany lay bandy zandrinnlay vehivavy kou! manana responsabilité beuh mahintsy eo am sehatra ny fiainan'ny couple....ny ahy kalou na 10 à 11 mbola mety ho sahiko raha matotra lay bandy e!:wink::^):^):^)
nakaiza i pissoa teo fa efa niteny chiffe zà io an!:wink::-D:-D:-*
11. cutie ( 30/06/2006 20:06)
aleoko zandriko 1 taona ihany vo sahy za :-D:-D:-D:-D
12. vale ( 30/06/2006 20:30)
:-D:-Dtsss ahoana koa izany?!!hihihihhh
13. vale ( 30/06/2006 20:35)
fasaly: tsy ny lhl zoky rehetra aloha fa diso zà e:wink:, fa efa samy niarahako ireo karazana cas 2 ireo fa ilay zandriko no tena nahay nifanaran-tsaina be tamiko, samy libre, sns, sns,,, fa ilay zoky, euu,:oops:égoîste:-D:-D:-D
14. cutie ( 30/06/2006 20:38)
vale ka zay koa hihihihihi
15. vale ( 30/06/2006 21:00)
:-D:-D:-D:-D:wink:
16. fasaly ( 01/07/2006 05:42)
vale: hummmmmmm! tena mitovy jery zany trika roa aky:wink::-*:-* tena zà kounkou zandriko foana ny niaraka tamiko hatrizay fa hummmmmmm!mifanarantsaina otran'ny lazainjy io:-D:-D:-D:-D
17. fasaly ( 01/07/2006 05:45)
rehefa miaraka am zokin'ny tena de otran'ny manana tandansa hi domine foana lay zoky, nefa raha sendra ilay sipa manana karaktera beuh de tsy mety:wink:kanefa raha ny zandry no hiarahana toa mifandamina foana! misy marimaritra iraisana kokoa ny fahitako azy:wink:
18. adidy ( 01/07/2006 06:24)
ny ahy ny couple efa hitako (ary maromaro ihany hoy ilay tsy mahay manisa), dia misy folo taona eo dia ilay vehivavy no zokiny dia 30-40 ans mety tsara, fa raha vao mananika ny 50 ans ilay kala(zay sahirana be mihintsy mikarakara vatana) dia tonga dia hita be! Dia eo @ izay ramose mitady sipa kely 20 à 30ans. Fa lay bandy anefa efa zatra materner-na dia lalaoviny any fotsiny ny sipakely dia lasa indray izy miverina karakarain-dramatoa be!
19. fasaly ( 01/07/2006 06:37)
:cry::cry::cry::cry:mampalahelo bruh zany! fomban'ny lehilahy kou nge ny mitady sipakely rehefa tratran'ny "demon de midi":°) na crise de cinquantaine ry zareo e!:P:-D:-D:-Dbetsaka mitsy ny lehilahy otrzay:x de ramatoa ao atrano mpikarakara azy fa izy mirifatra miaraka am sipa 20ans 30ans:°)
fa tandremo ny vehivavy kou hono rehefa tonga eo am quaranteine de attirées am bandy kely ary tena marina io an!:wink::wink::wink:eo ny vehivavy no tena mafàna hono......8)en forme beuh zany e!
20. rapala ( 01/07/2006 06:57)
fasaly: marina ve?:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3686