ho antsika vehivavy....

41. fasaly ( 02/07/2006 11:26)
:wink:
adidy:

Raha hoe i Madonna aloha: izy ange tsy manao afa-tsy ny mitaiza ny vatany e!! Obsession sady manan-katao @ izany! Fa ny olona tsotra @ fiainana andavan'andro rehefa manomboka zokinjokiny ianao dia tsapa eny ihany ilay harerahana!! Rams nefa 40 ans mbola en forme! Fa andramo e!!

:wink::wink::wink::wink:marina zany ka! tsy azo lavina mitsy:P:P:Pizay tsy manadrana ihany anefa no tsy mahita:wink::lol::lol::lol:

42. vale ( 02/07/2006 13:54)
adidy: ouay kosa enao ê, tsy hoe madonna ihany no afaka mikarakara vatana izany! ntsss, sady misy olona tena tanora beuh eny foana an!! efa natioraly mihintsy kano!!
43. vale ( 02/07/2006 14:00)
ramialy:

vale : mety hoe tsy hita "physiquement" ange ny elanelan-taona e, fa "moralement" hita be mihitsy asan-dry ihany io ko,:^):^) mahavita zavatra hoy ndry fa raha tena hiditra resaka tokan-trano ve de ho sûre ndry:?:
ohatra ange ny ahy ilay hoe 13ans e,=))=))=))
ko raha dia efa olona inona koa koh,hihihihhhhh, fa tena betsaka marina ny olona hitako, na star na koa olon-tsotra fa tsy misy anzany resaka midomine, sns izany io, ary toetra ratsy raha raisina amzay ilay izy dia tsy natao ho an'ny lehibe ihany na olona zoky fa io na tanora aza ny olmbel samy manana ny caractère efa voajanahariny daholo eh! izay indd no nitenenako tamn'i fasaly tery ambony oe tsy ny lhl efa zoky "rehetra" akory, ka aza généralizena ohatr'izay rhf mijery lafin-javatra 1 wa!:o:wink:

44. vale ( 02/07/2006 14:05)
adidy:

Izay ange ilay lazaiko anareo hoe ny androany vita ihany fa mila mitsinjo lavitra e! Za aloha efa nanao impair mihintsy averiko fa "mpianaka " ilay olona kay mpivady!!! Satria ra-mama efa hita hoe zokiny be! Raha mbola 30 à 40 mbola takontakona fa vao mananika ny 50 rafotsy dia hita e!
dia rariny indray raha izany koh! tsy mba mijery fitaratra alou mialohany hanaovan-javatra!ihihihihihhh;-)


45. fasaly ( 02/07/2006 16:12)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
46. adidy ( 02/07/2006 19:00)
Vale: marina fa tsy i Madonna ihany, fa na ry Sylvie Vartan koa aza... Fa ny ahy ny olon-tsotra @ fiainana andavanandro no hitako miaina an'ilay izy, ary satria maromaro ho aho fa tsy iray dia lasa mahita tsy fidiny aho!!!8-)8-)
47. fasaly ( 02/07/2006 19:15)
mazava tsara ry adidy ka!
fa io kou revy samy manana ny azy ndraindray de tsy misy olana mitsy lay elanelataona beuh e! hihihih ny fitiavana foana no mitondra io sa ahoana ozy toi!:wink:
48. ramialy ( 03/07/2006 05:20)
vale : mba hevitra atsipy kia iny ny ahy a, aiza kosa de ho teloambinifolo e :-*:-*:-*
49. mamzelkely ( 03/07/2006 06:05)
efa lava e sahady le resaka hihi:roll::-D:-D

fa ho anah klou tena franchement dit aa za ts tia miaraka am lhl zandriko zany eee ary mbola ts tratra za satri za olona mihanta be ka sarotra be amiko ny ande hianta am olona zandriko zany :roll::-D:-D mais bon hihih refa tojo ve ts hita eo ihany :°)
50. soasoafy ( 03/07/2006 10:03)
fasaly a,tena tafiditra anaty cas iainako aki io fanontaniandry io an, zandriko 8 ans le ol miarak amko zao, tsy misy olana mintsy alou ny anay e, ny fianakaviany ko tsy manisy olana, t@ voalohany aho somary natahotra ihany fa nony taty aoriana de tsy naninona akory, ny tena mahagaga ahy de tsy tia miaraka @ ol zokiko mihoatra ny 6 ans aho, io ko arakarakle ol hiarahana e, hitako matotra ihany na de zandriko aza,
51. vale ( 03/07/2006 10:26)
mamzelkely::-D njy kay be fihantàna an! :wink:
52. vale ( 03/07/2006 10:32)
ramialy:

vale : mba hevitra atsipy kia iny ny ahy a, aiza kosa de ho teloambinifolo e :-*:-*:-*
mialy::-D:-D:-D:-*:-*:-*kou ndry an!!


53. vale ( 03/07/2006 10:49)
adidy:

Vale: marina fa tsy i Madonna ihany, fa na ry Sylvie Vartan koa aza... Fa ny ahy ny olon-tsotra @ fiainana andavanandro no hitako miaina an'ilay izy, ary satria maromaro ho aho fa tsy iray dia lasa mahita tsy fidiny aho!!!8-)8-)
adidy: marina alou fa misy izay cas izay e, fa amzao efa fandrosoana izao nge kia possible ilay izy e, eny fa na dia tsy star aza le oul, dia raha oul manao sport ihany kou nge mateza be e, madonna lazaintsika izao manao jogging foana fa ngah rah hoe resaka bottox sy lifting ftsn hitàna be ohatran'iny izy!,,, dia samia ftsn manao zay tiany re à:-D:-D:-D8)


54. rapala ( 03/07/2006 11:35)
dia samia ftsn manao zay tiany re

vale: eny wa!:):)
55. vale ( 03/07/2006 11:53)
:wink::):):)
56. mamzelkely ( 03/07/2006 12:04)
vale:

mamzelkely::-D njy kay be fihantàna an! :wink:



nga akia ts loza amantany mitry :°) hih sady be fihantana no be sitrapo :°) hihihi don ts miady amiko mits ny lhl zandriko ra ts hoe mitovitovy am lhl efa 6 na 7 ans de plus que moi n fisainana angamba :°) :-D:-D
57. ramialy ( 03/07/2006 13:45)
vale : hitan-dry zany:wink::wink: soasoafy ary io manao valombelona, samy manana (l)(l)(l) kia io, k in11 io lazaiko io, fa tena misy fa tsy mamorona aho akory
58. Aino ( 03/07/2006 16:50)
fasaly izhao anky tsy tia!! nisy efa niaraka taminko nefa izy zandriko 4mois fotsony fa noho ny fatako iznay avy eo de lasa tsy tiako tampoka izy fa tsy haiko heo ahoana.
59. fasaly ( 03/07/2006 17:42)
aino:miakina am tsirairay ihany io sy ny fitiavany ka!
fa ny fitiavana tokony tsy hisy olana raha resaka taona fa rehefa mi s'aime beuh defa basy hihihih
60. fasaly ( 03/07/2006 17:45)
mamzelkely:

efa lava e sahady le resaka hihi:roll::-D:-D

fa ho anah klou tena franchement dit aa za ts tia miaraka am lhl zandriko zany eee ary mbola ts tratra za satri za olona mihanta be ka sarotra be amiko ny ande hianta am olona zandriko zany :roll::-D:-D mais bon hihih refa tojo ve ts hita eo ihany :°)


tsy voatery kosa e!:wink: zà wa hatramzay zandriko foana no niaraka tamiko de zà foana no mihanta klou kou! hihihihi sady tsy hita zanjy akroy nge e! hihihi:-D:-D:-Dnjinja izy fa be vatana noho injy no lava ranjanana an! otran'ny en securité foana na zanjy aza :wink::°):-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3878