ho antsika vehivavy....
61. dailynews
(
03/07/2006 18:04)
andray kosa i aino, 4 mois fotsiny ve aky, tena tsy misy dikany mihitsy aky izany a, izany elanelana 4 mois izany aky dia tena tsy hita mihitsy an, raha tsy hoe tamin 'indry vao teraka kelikely angamba, indry 5 mois dia izy 1 mois, eo ihany izany no hita.
62. vale
(
03/07/2006 18:31)
ramialy:in le tena misy fa try arako tsony akia e?:roll::-D:-D;-), ie zà konkou nefa efa niaraka t@ ol zandriko be -7ans konkou fa sady tsy fantatry ny ol akory:-D:-D no nifanaraka tsara fa saingy nifanalavi-toerana de:(:)
vale : hitan-dry zany:wink::wink: soasoafy ary io manao valombelona, samy manana (l)(l)(l) kia io, k in11 io lazaiko io, fa tena misy fa tsy mamorona aho akory
63. rhaingo
(
04/07/2006 07:31)
Tsy arako ry reto a! fa ny ahy koa aloha zandriko daholo ny ankabiazany e, tsy nisy probleme mihitsy afa-tsy ilay iray zandriko 8ans. Izany hoe manintona azy koukou refa misy sipa kely mandalo de leo b za :oops::oops::oops:
67. mamzelkely
(
04/07/2006 13:11)
fasaly:
tsy voatery kosa e!:wink: zà wa hatramzay zandriko foana no niaraka tamiko de zà foana no mihanta klou kou! hihihihi sady tsy hita zanjy akroy nge e! hihihi:-D:-D:-Dnjinja izy fa be vatana noho injy no lava ranjanana an! otran'ny en securité foana na zanjy aza :wink::°):-D:-D
hihi marina zany etsy aza peo kely ny tanako eee ;):-D:-D
68. rhaingo
(
04/07/2006 13:22)
rapala : tsisy secret fa mba tanora lalandava angamba, mba mitaizataiza vatana indraindray e:lol::lol:
69. fasaly
(
04/07/2006 14:38)
mamz: eo peàko mahitsy klou fa raha zà njy mananjana kely de ho hitanjy:°):wink: expérience vaovao:-D:-D:-D:-D
vale: fa ny bottox kalou mampaninona e! toa tsy permanant nge ny effet n'izy ireny fa am fotoana ilàna azy fotriny e!:wink: ny lifting no tena misy resultat beuh fa lay bottox tsy de haiko lotra fa toa mampi gonfle tarehy fotsiny :-D:-D:-D
vale: fa ny bottox kalou mampaninona e! toa tsy permanant nge ny effet n'izy ireny fa am fotoana ilàna azy fotriny e!:wink: ny lifting no tena misy resultat beuh fa lay bottox tsy de haiko lotra fa toa mampi gonfle tarehy fotsiny :-D:-D:-D
70. Aino
(
04/07/2006 16:05)
aino:miakina am tsirairay ihany io sy ny fitiavany ka!
fa ny fitiavana tokony tsy hisy olana raha resaka taona fa rehefa mi s'aime beuh defa basy hihihih
ka izy aza tiako be mihintsy ko fa noho ny fatatro iznay dia las atsy tiako tampoka izy.
71. vale
(
04/07/2006 16:45)
fasaly: ka izay koh! rhf antitra ny olona dia miketrona eo @ molony iny dia mitsindrona bottox dia mibontsina koh!:lol:, mora lefy ilay izy kah! fa mila mamerina hono! ka raha oh kosa ve tsy te ho antitra lay olona izay 300euros (oh:wink:)isakiny 5mois hampaninona azy!:wink:
72. fasaly
(
05/07/2006 04:09)
:-D:-D:-D:-Dkay tena raha miketora zà tsy voako lay mitsindrona kou! kozy zany sady sao tsy mahantaty eo vao mi deforme total eo ny endrika; aleoko njay aza mi subir lifiting mba definitive ny resultat:wink::°):°):°):°) fa bon! mitsiky lava hono aky mahatanora lalandava a!:lol::lol::lol::lol::lol:
73. mamzelkely
(
05/07/2006 06:33)
fasaly kalou ka te hanandrana fa tr mety tojo an zany zanjy zany ee atao aôna mo ee :°) ny anah zao ny zandriny njinja niaraka tamiko zokiko 1an ftsn :-D:-D
74. fasaly
(
05/07/2006 08:42)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D mùbola manao ezaka kely zany njy kou!!!!!karohy any rehetsa any e!:^):-D:-D:-D
76. vale
(
05/07/2006 14:33)
fasaly:hihihi, raha zaho koa alou ny hoe hiditra @zany chirurgie zany any aoriana any an, de aleoko kou tonga de lifting:°), ie de tsikitsiky kou hono mahatanora lalandava:°):wink:
77. fasaly
(
05/07/2006 14:37)
vale: zany ange wa e!:-D:-D:-Dtiudé lifiting mila ybeuh! otran'i mamz zao tsikitsiky lava ry vale:wink::P
mazm: zany veuh de mboa tiko:?:-D:-D:-D:-D
mazm: zany veuh de mboa tiko:?:-D:-D:-D:-D
78. kally
(
05/07/2006 18:24)
Fa tsy ny saina ve no tena maha-tanora ry reto? Misy ankizy vao 18 taona ohatry ny antitra na fisaina na fiakanjo, misy bebe tanora be, hita ihany hoe bebe fa tanora.
Fa laingalainga fa izaho aloha tsy dia tia an'ilay hoe zandriko tsy noho ilay taona na ilay hoe hita sa tsy hita fa toa tsy matotra izany.Izao ny ahy mety tsara:lol:
Fa laingalainga fa izaho aloha tsy dia tia an'ilay hoe zandriko tsy noho ilay taona na ilay hoe hita sa tsy hita fa toa tsy matotra izany.Izao ny ahy mety tsara:lol:
79. Aino
(
05/07/2006 20:13)
=))=)) raza aminko de raha zandriko @taona tsy tiako na zokiko laotra indray koa tsy mety, fa saode rehefa iny miaraka iny no laziany sasany fa papako eny.
80. fasaly
(
05/07/2006 20:53)
:-D:-D:-D:-D:-Dtanjemo aza ry fanaina sao de miaraka am papa an!:-D:-D:-D:-D