ho antsika vehivavy....
83. mamzelkely
(
06/07/2006 07:58)
fasaly marina ee aleo izy ho avy eo fa lazaiko fôn njy :wink::-D:-D
84. Aino
(
08/07/2006 09:30)
tanjemo aza ry fanaina sao de miaraka am papa an!
=)) hahaha izay mihintsy anky no tsy tiako raha mitovitovy taona any mama koa tsy lasa.
85. labomba
(
08/07/2006 18:23)
Ny bandy zandrinareo manaja anareo kokoa ho an'ireo izay tia ajaina.
86. fasaly
(
08/07/2006 18:39)
hummmmm! ka zay injinja no hitaivanany azy labomba a! :-D:-D:-Dkoy mitry toi an!:wink::-D:-D:-Dary de hitady zanjy mitry zao zany:^):^)lasa zao an!:roll::-D
88. Aino
(
10/07/2006 12:21)
hihihihi lasa sahady i fasaly lol nahazo ny torohevitry labomba!! :-D
labomba fa anga le zoky ndroky tsy manaja?
labomba fa anga le zoky ndroky tsy manaja?
89. titis
(
10/07/2006 20:31)
:*Zah kalouny efa niaraka t@ zandriko 6 taona fa tena mifanaraka tsara sady misy maminy mihitsy le fitiavana e!:*
90. vale
(
11/07/2006 22:06)
le lhl zoky nie indray2 manao abus de pouvoir :? , nefa ny vhv dia vhv eny ihany, fanaka malemy no fanaja:°)8)
91. vale
(
11/07/2006 22:11)
labomba:iza koa moa no maniry ny alikaina:^) sy tsy asiana hajany?:wink:
Ny bandy zandrinareo manaja anareo kokoa ho an'ireo izay tia ajaina.
92. bobone
(
28/08/2006 08:25)
fa ny hitako indray de izao !
misy bandikely vao 18 ans nanambady vhv 50ans nefa ilay lhl tena hendry be! satria tambazan-dramatoa vola harena ! fiara sns e!
karaha andrina tena miadana kah
! fa ny fitiavana izany tsy misy taona fa rehefa tia de miaraka na firy taona aza ny elanelana

93. tywa68
(
29/08/2006 10:08)
arakarak'ilay projet hiarahana ê ! (raha efa 50 taona ve i madama, d efa fantatrao fa bon temps no hiarahanao, fa tsy hiteraka aminy etc...) mety hainao ny miaraka aminy sy mi-assumer an'iny eo @ fianakams !
Fa ny lhl anie ela koa voa matotra(tsy aleo ihany ve maka zoky kkoa toy izay ilay naïf be ireny !!) ;-)
Fa ny lhl anie ela koa voa matotra(tsy aleo ihany ve maka zoky kkoa toy izay ilay naïf be ireny !!) ;-)
94. fasaly
(
23/09/2006 13:53)
nahavoa zany ra madama 50 taoana mbola mahatoraka bandikely 18 taona:wink::-D:-D:-D