ho antsika vehivavy....

21. fasaly ( 01/07/2006 07:24)
rapala: tena marina reo koziko reo ka!:roll::roll::roll: inona no tena mampmé anjy:-D:-D:-D miandry ny quarantaine veuh de ho hita eo raha hiaraka am bandy 20ans kounkou:^):^):-D:-D:-D:-D
22. pissoa ( 01/07/2006 08:04)
fasaly:

izany an! tsy ny cas rehetra kosa e! asa anefa fa ny hitako sy fatako de mba maototra dooly ihany lay bandy zandrinnlay vehivavy kou! manana responsabilité beuh mahintsy eo am sehatra ny fiainan'ny couple....ny ahy kalou na 10 à 11 mbola mety ho sahiko raha matotra lay bandy e!:wink::^):^):^)
nakaiza i pissoa teo fa efa niteny chiffe zà io an!:wink::-D:-D:-*
Hihihi, ito za e :-D:-D:-D:-*

Hihihi, raha 10-11 ans izany kosa klou tsy mety amiko amin'izao fotoana izao e ... Migadra am'zany zah fa bandy kely 11-12 ans ve no iarahako :oops::-D:-D:-D

Fa raha hoe tsy maintsy zandriko dia zandriko 1 taona angamba no tena sahiko :roll:
(Fa de preference aleoko ihany le bandy zokiko ka ;-) )
23. adidy ( 01/07/2006 08:26)
fasaly: ka na en forme be aza tsy aleo ve mba ilay mitovy na ilay efa matotra, lasa "mitaiza" be marina e!!
24. vale ( 01/07/2006 08:49)
fasaly:

rehefa miaraka am zokin'ny tena de otran'ny manana tandansa hi domine foana lay zoky, nefa raha sendra ilay sipa manana karaktera beuh de tsy mety:wink:kanefa raha ny zandry no hiarahana toa mifandamina foana! misy marimaritra iraisana kokoa ny fahitako azy:wink:
raha "mazo" ilay vhv dia tia an'le bedibedesina lava sy fehimpehezina ireny fa raha olona normaly tsy hahatanty an'zany! dia izay:wink:


25. vale ( 01/07/2006 08:53)
adidy:

ny ahy ny couple efa hitako (ary maromaro ihany hoy ilay tsy mahay manisa), dia misy folo taona eo dia ilay vehivavy no zokiny dia 30-40 ans mety tsara, fa raha vao mananika ny 50 ans ilay kala(zay sahirana be mihintsy mikarakara vatana) dia tonga dia hita be! Dia eo @ izay ramose mitady sipa kely 20 à 30ans. Fa lay bandy anefa efa zatra materner-na dia lalaoviny any fotsiny ny sipakely dia lasa indray izy miverina karakarain-dramatoa be!
:-D:-D:-D:-D, njekaky ôooo, zà kosa klou na hoe miaraka @ lhl zandriko zany tsy mba hi-materner azy izany eh,:-D, tsy aleoko miteraka dia samy vita! fa fitiavana tena fitiavana no mampiety an'io lafin-jvt 1 io fa ankoatr'izay aloha dia euuu,,,,:-D:-D:-D:wink:


26. vale ( 01/07/2006 08:56)
fasaly:

rapala: tena marina reo koziko reo ka!:roll::roll::roll: inona no tena mampmé anjy:-D:-D:-D miandry ny quarantaine veuh de ho hita eo raha hiaraka am bandy 20ans kounkou:^):^):-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:wink:


27. boubounezy ( 01/07/2006 10:01)
ny anah njay refa ty anah ka tsy mineur, na zanjiko na zokiko tsy olana @ko refa mifankaty zay
28. ramialy ( 01/07/2006 10:24)
Ny ahy hatreo @ dimy taona no efa niaraka tamiko, fa tsy manin...
29. vale ( 01/07/2006 12:28)
boubounezy: marina izany!:*:*:*:}:}:}
30. vale ( 01/07/2006 13:57)
ramialy: ie, ny ahy koa aloha raha @zao taonako izao dia na h@ 10ans - aza tsy mampaninona ahy eh, efa adulte izany koh!:°)
31. ramialy ( 01/07/2006 16:15)
vale : :}:}(l)marina ilay hoe zandry fa alo tsy tsy lavitra be kah, so de zaza loatra
32. vale ( 01/07/2006 16:48)
:wink:zany ve akia ry mialy?! @zao ange akia ka na zaza vao 13 taona mahavita manambàka ny lehibe e:^), fa kambo izay tiandry ihany io e:D:-*:-*:-*:-*:-*
33. adidy ( 01/07/2006 18:59)
Izay ange ilay lazaiko anareo hoe ny androany vita ihany fa mila mitsinjo lavitra e! Za aloha efa nanao impair mihintsy averiko fa "mpianaka " ilay olona kay mpivady!!! Satria ra-mama efa hita hoe zokiny be! Raha mbola 30 à 40 mbola takontakona fa vao mananika ny 50 rafotsy dia hita e!
34. fasaly ( 01/07/2006 19:54)
zany an! kou jereo zao i madonna ohatra:wink: eny e! marina aloha izany e! fa hita eo njay ny hatao amzany 50ans zany:wink::-D
35. ramialy ( 02/07/2006 09:36)
vale : mety hoe tsy hita "physiquement" ange ny elanelan-taona e, fa "moralement" hita be mihitsy asan-dry ihany io ko,:^):^) mahavita zavatra hoy ndry fa raha tena hiditra resaka tokan-trano ve de ho sûre ndry:?:
36. fasaly ( 02/07/2006 10:22)
ramialy marina< veuh zany?????mety hisy diferansabeuh veuh ny morale ny esprit???:roll:
miankina am lay oul kosa angambaz kou!
sa tena hita soir beuh veuh lay ray raha resaka esprit no jerena,:wink::-D:-D:-Dtsy maharaka tsony veuh?
37. adidy ( 02/07/2006 10:53)
Raha hoe i Madonna aloha: izy ange tsy manao afa-tsy ny mitaiza ny vatany e!! Obsession sady manan-katao @ izany! Fa ny olona tsotra @ fiainana andavan'andro rehefa manomboka zokinjokiny ianao dia tsapa eny ihany ilay harerahana!! Rams nefa 40 ans mbola en forme! Fa andramo e!!
38. ramialy ( 02/07/2006 11:00)
fasaly : arakarakara kia io a, raha tena tia anao izy manaja anao foana na zokiny aza. Par contre, ny vhv manana tendance hi domine raha vao zokiny lavidavitra, de izay ny olana, ankilany moa mbola zeun beuh izy de azon-dry am'zay:-$:-$
39. fasaly ( 02/07/2006 11:01)
:wink::wink::wink::-$:-$marina aky zany a! milay ngeh zany e!:-D:-D:-D
40. ramialy ( 02/07/2006 11:10)
ampiako kely tsy hoe souara be ange ny toe-tsain'le ray mihotra @ le ray e, fa ny iray no miaina bebekokou @ zava-misy ankehitriny, ohatra resaka hira malaza, mety ny zandry no aharaka no ny zoky:(:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4922