ankamantatra kely
1. kala
(
14/02/2006 05:17)
Zavatra iray lavalava, raisina tsara amin'ny tanana , sintonina kely de mihalava, ampandalovina eo amin'ny tratra, tsy maninona mihitsy koa raha ampandalovina eo amin'ny kibo, avy eo atsofoka amin'ny lavaka iray (ray ihany fa tsy roa an!) de zay...
Inona ary io?
Inona ary io?
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 19:02
7. kala
(
14/02/2006 10:16)
aiza kou de we omena sahdy ny valiny:lol::lol:
mba miketrika kely moa fa zavatra mora sady fahita matetika:-D:-D:-D:-D:-D:-D
mba miketrika kely moa fa zavatra mora sady fahita matetika:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. zoklbfkfk
(
14/02/2006 11:00)
sao de mba hiteniteny foana ato ary i kala io leanona â!
kala ve manana an'izy io sa ahoana:?:
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
kala ve manana an'izy io sa ahoana:?:
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
13. Herimiafina
(
14/02/2006 13:57)
Andeha mba hanondrana kely ndray klou fa St Valentin anjoany klé.
Mamzelkely: :*:*:*:*
hehehehe=))=))
Mamzelkely: :*:*:*:*
hehehehe=))=))
15. pissoa
(
14/02/2006 14:19)
Misy mampe be sahady ilay valiny:
Herimiafina> Mandalo indray ny mpamadi-dresaka an :°)
Kala> Inn am'zay ny valina mou e!
sonwin:Fa atao inona any amin'ny kibo lakile ry papa? :roll::-D:-D:-D
lakile
wata:Dia atao inona any amin'ny kibo sy ny tratra kou io? :-D:-D:-D:-D
borosy nify e!
Herimiafina> Mandalo indray ny mpamadi-dresaka an :°)
Kala> Inn am'zay ny valina mou e!
17. kala
(
14/02/2006 14:26)
aleo aloha ho vita ary ny saint valentin sady aleo zà=))=))=))=))=))=))=))
aleo aloha handalo eto daholo ny akama rehetra moa ry pissoa...
aleo aloha handalo eto daholo ny akama rehetra moa ry pissoa...
18. mamzelkely
(
14/02/2006 14:29)
de mbola :roll: fôna za de miampy 8O fa tô nahazo bisou be tany am herimiafina:-D:-D:-D
19. pissoa
(
14/02/2006 14:31)
kala, teneno aky fa ny olona mbola mifery ve no andrasako eto kle :-w:-D:-D
20. Herimiafina
(
14/02/2006 14:33)
De inn mahagaga anjy amin'izany ry mamzel, bisou izany de bisou knou, mandrampiandry ny valin'ilay ankamatatra, hehehehehe:-D:-D