ankamantatra kely

61. pissoa ( 16/02/2006 12:57)
Mbola vao foronina ve le valiny ry kala ah :-w:-w
62. mamzelkely ( 16/02/2006 13:22)
sonwin:

haiko io akamantatra io fa aleo aloha tsy miteny manjary tampina ny daomy :°)



tena zao mits ve ny fanoratra an le dômi:°) =))=)):-*
63. sonwin ( 16/02/2006 13:45)
:^):°):-* ...kalama aloha zelkely sao ndry ka hotapenan'i daomy eo :°)

ela ry kala a :-w
64. mamzelkely ( 16/02/2006 13:58)
sonwin< tapenanao dômi ve za:°):-D:-D:-*
65. Veloo ( 16/02/2006 16:28)
Mamzel? 8O8O
:-D:-D:-D
66. memerz ( 16/02/2006 23:49)
HIANAO AZA OHATRY NY ZAVATRA IRAY LAVALAVA/ RAISINA AMIN'NY TANANA DIA ATSOFOKA ANATY LAVAKA IRAY.:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
67. memerz ( 16/02/2006 23:51)
ZAVATRA IRAY LAVALAVA!!!!!=))=))=))=))=))=))
68. ari.malala ( 17/02/2006 06:50)
odry... in ko ty tenenin'i memerz?:roll:
69. mamzelkely ( 17/02/2006 07:03)
:roll:
70. pissoa ( 17/02/2006 07:17)
:-w
:roll::roll:
71. sonwin ( 17/02/2006 10:23)
marina ihany ilay tenen'i watafon atsy ambany atsy raha jerena amizao memerz izao :^)
72. ari.malala ( 17/02/2006 11:41)
:-D:-D:-D:-Dwe bdb ny lasa adala? enao ko v anisany?:-D:-D:-D
73. kala ( 17/02/2006 12:44)
cocorie :evil:
lanto avia njy ataoko:-* fotsiny. seintira desekirité re io ê!
aleo njay aloha ny an'i marovezo no valiana ê!=))=))=))=))=))
74. dadabe ( 17/02/2006 13:18)
kiiiiiii inn izany ry kala a:°)
75. pissoa ( 17/02/2006 15:58)
Wadray :-w
76. Veloo ( 17/02/2006 18:03)
:-w:-w
77. kala ( 17/02/2006 19:10)
manin kou ty veloo : ceinture de sécurité ange ê!
sa le an'i marovezo no mampi:-w:-w:-w anà kou aloha ê!
78. marozevo ( 18/02/2006 23:15)
Tena fehikibon-taomabilina leity le ankamantar'i kala ah... Mba diniho tsara tokoa ange eh... raisina amin'ny tanana havanana raha sofera ianao, dia iny izy fa mitsivalana eo amin'ny tratra sy eo amin'ny kibo, dia atsofoka anelanelan-pp.. pipetrahana ...anelanelan'ny seza roa izany e.. Dia inona fa tsy izay.
Fa mba inona kosa ary ilay "zavatra lavalava atsofoka amin'ny zavatra mando lava, ary mivoaka zavatra fotsifotsy"?. Izay mahay an'io omeko zavatra.
79. Veloo ( 20/02/2006 00:42)
:-w:-w:-w:-w
80. sasa ( 20/02/2006 04:30)
mamzelkely sy pissoa ary bedada an:evil::evil::evil: tsssssssss. :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4612