ankamantatra kely
86. marozevo
(
21/02/2006 01:11)
Veloo:
fofon'inn aloha zany e?:-D:-D:-D
Raharahantsika inona izay fofona miakatra any eh...Ny ankamantatra valiana fa aza mody manodin-dresaka moa eh.
87. sasa
(
21/02/2006 04:07)
mamzelkely:
mamalana njay mamzelsasa:-D:-D:-D
de mbola mitohy fôna klou ny :roll:-ko ra vô ts vôvaly io fanotanina io ee:-D
mamzelkely hi hihi hih hi za tsy namalana izany kou nigafy fotsiny fa reraka ny masoko miodikodina kou
89. sonwin
(
21/02/2006 07:30)
marozevo:
Fa mba inona kosa ary ilay "zavatra lavalava atsofoka amin'ny zavatra mando lava, ary mivoaka zavatra fotsifotsy"?. Izay mahay an'io omeko zavatra.
zavatra boribory lavalava
90. mamzelkely
(
21/02/2006 08:31)
marozevo< ts maints manodina resaka fa i kala ts mety manome ny valin le akamatatra koo:roll::-D:-D
93. mamzelkely
(
21/02/2006 11:51)
za vô saika hiteny we sô de ts hain kala ko aza le valina:roll::-D:-D
94. sonwin
(
21/02/2006 16:52)
reto koa de faly mimeme fotsiny nefa ny valiny aza efa voasoratra ao ambony ao...:-w
95. pissoa
(
21/02/2006 17:03)
sonwin:cylindre :roll::roll:
marozevo:
Fa mba inona kosa ary ilay "zavatra lavalava atsofoka amin'ny zavatra mando lava, ary mivoaka zavatra fotsifotsy"?. Izay mahay an'io omeko zavatra.
zavatra boribory lavalava