ankamantatra kely
41. pissoa
(
15/02/2006 09:18)
Tonga dia bedeso mihitsy io ry bedada fa tsssss :-w be gafy fotsiny :-w:-w
:roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:
:roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:
44. bebe
(
15/02/2006 10:52)
tena aleo bebe mba:roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll: mandra-pahita ny valiny
niova ndray ny mifampi:*:* kay.
voa ndray veloo sy dadabe tamin'iny....:-D:-D:-D:-D:-D:-D
niova ndray ny mifampi:*:* kay.
voa ndray veloo sy dadabe tamin'iny....:-D:-D:-D:-D:-D:-D
45. zoklbfkfk
(
15/02/2006 12:06)
kala > hitanjy ve le:*:*reo ambony reo e?
kay moa ndry no nanao ankamantatra de mody hendry be ery...:-D:-D:-D:-D:-D:-D sa efa tsy mifanan tsony nareo sy dadabe nefa ze aleha rehetra :*:*:*:*:*foana nareo
angamba kosa mbola mifa:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*any nareo sy dadabe matoa tsy mandalo ê!:wink:
sady mbola miresaka le zvt lavalava:twisted::twisted:

47. lanto
(
15/02/2006 12:47)
kala:
Zavatra iray lavalava, raisina tsara amin'ny tanana , sintonina kely de mihalava, ampandalovina eo amin'ny tratra, tsy maninona mihitsy koa raha ampandalovina eo amin'ny kibo, avy eo atsofoka amin'ny lavaka iray (ray ihany fa tsy roa an!) de zay...
Inona ary io?
Tsy fehikibo am tombil njay ve ito e ? Sa efa nisy namaly an'izany ? tsy naharaka e !
49. pissoa
(
15/02/2006 13:07)
mamzel, aleo mihitsy retsy i sasa angalan'i bedada plansy any fa lasa te higafy teo ah =))=))
bedada :wink:
zoklbfkfk :-D:-D:-D:-D
kala aaaaa, io tenenin'i lanto io ve ny valiny eeeeeee
bedada :wink:
zoklbfkfk :-D:-D:-D:-D
kala aaaaa, io tenenin'i lanto io ve ny valiny eeeeeee
50. mamzelkely
(
15/02/2006 13:28)
ra mbola ts miteny eo io kala io de mbola mi:roll: fôna za
:roll:
:roll:
51. sonwin
(
15/02/2006 14:09)
haiko io akamantatra io fa aleo aloha tsy miteny manjary tampina ny daomy :°)
53. bebe
(
16/02/2006 04:39)
ko kala aza ty tsy hita zay nalehany ko... mbola lasa nisintona le zvt lavalav izy zay.:-D:-D:-D:-D
ndraso fa tadiaviko any rehetra any izy de ho hita eo.
kalaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaamiandry ny ol
efa nosintonika ny "a" t@ kala ê!=))=))=))=))=))=))=))=))
ndraso fa tadiaviko any rehetra any izy de ho hita eo.
kalaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaamiandry ny ol
efa nosintonika ny "a" t@ kala ê!=))=))=))=))=))=))=))=))
54. mamzelkely
(
16/02/2006 05:42)
tapeno ny dômy ry sonwin aaa ts bleme fa za manomboka vizana ny masonay manao :roll::-D
de mbola mitohy fôna zany ny :roll:
de mbola mitohy fôna zany ny :roll: