ankamantatra kely

21. mamzelkely ( 14/02/2006 14:36)
hay ts tokony ho 8O za zany de miverina mi-:roll: njay zany za :-D:-D
22. Herimiafina ( 14/02/2006 14:42)
Ie io :roll: io mahintsiny le tiko atao bisou teo klé, tohizo hanararaotako azy kely! hehehehe:-D:-D

Fa izany eo ihany fa le hoe zavatra lavalava hoa no mahalasa saina ahy e! Sady amin'izay rehefa sitonina hono de mihalava hatrany, de zany hoe zany elastika le zavatra an? hehehehe=))=))
23. mamzelkely ( 14/02/2006 14:44)
ka zay anie no mahatonga ahy manao :roll: eo ee:-D:-D
24. Herimiafina ( 14/02/2006 14:49)
Le zavatra heritreretiko mantsy vita amin'ny hozatra, kanefa raha sitomina ny hozatra de misy fetrany ny fihitaran'ny halavany ary tapaka izy avy eo. Donky, tsy hozatra le zavatra resahana eto, hehehehehe:-D:-D
25. mamzelkely ( 14/02/2006 14:53)
sady ra hozatra io de mafy be koo:roll::-D:-D save misy hozatra elastissy:roll::-D:-D

de mbola mitohy fôna ny :roll:-ko aa:-D
26. Herimiafina ( 14/02/2006 15:02)
De avy eo le "zavatra lavalava afaka mihalava refa sitomina" hono ampidirina ao anaty lavaka, de le lavaka iray ny isany fa tsy roa hono! ahoana ary izany klé? hehehehe:-D:-D
27. Veloo ( 14/02/2006 16:09)
:roll:
28. petakorona ( 14/02/2006 16:14)
sahala @ tsy azoko
29. marozevo ( 15/02/2006 00:13)
za mitovy hevitra amin'ilay miteny hoe cravate... nefa ilay lavaka toa tsy ....
Fa ity ary misy iray raha mba hain'i Kala : Zavatra lavalava, atsofoka amin'ny zavatra mando lava, dia mivoaka zavatra fotsifotsy. Inona ary io ?
30. Veloo ( 15/02/2006 02:55)
31. kala ( 15/02/2006 04:52)
marovezo > tambin'ny valin'ny ankamatatro aloha ny anao fera avy eo valiana
teneno aloha nenà
herimiafina > ilaozanao manao bisous fa tsy mampiasa coco akory de.
tsy fermeture, tsy cravate, tsy borosy nify
f'efa saika akaikaiky...:wink:
aleo zà :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
32. ari.malala ( 15/02/2006 05:23)
:roll::roll:
33. pissoa ( 15/02/2006 05:40)
:roll::roll::roll:
34. mamzelkely ( 15/02/2006 05:48)
de mbola tohizako zany ny :roll:-ko de ataoko 4 fa sô de mamalana za:-D
:roll::roll::roll::roll:
35. kala ( 15/02/2006 06:27)
:roll::roll::roll::roll::roll:
36. rurik ( 15/02/2006 06:57)
:roll::roll::roll::roll::roll::roll:
37. sasa ( 15/02/2006 07:20)
=))=))=))=))=))
38. mamzelkely ( 15/02/2006 07:38)
mamalana njay mamzelsasa:-D:-D:-D

de mbola mitohy fôna klou ny :roll:-ko ra vô ts vôvaly io fanotanina io ee:-D
39. dadabe ( 15/02/2006 09:10)
kii sasa kosa e!:°)

:roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:
40. watafon ( 15/02/2006 09:17)
kala ,mianjy valiny zay e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.237