ankamantatra kely

101. marozevo ( 22/02/2006 23:22)
Ie... cylindrique le izy... fa tadiavo aloha izay mba valiny eritreretin-dreto ka rehefa mamo vao lazaiko eh...bhh.. Mbola tsy misy mamaly akory ve na iray aza dia omeko sahady ny valiny tena izy.

Le an'i Kala aloha izaho tena siora fa ceinture na vam iny eh... Raha diso dia aoka hahitsin'i kala.
102. kala ( 23/02/2006 06:23)
:wink:
103. ari.malala ( 23/02/2006 07:08)
tsy setroka sigara v zany ry marozevo?
104. mamzelkely ( 23/02/2006 07:42)
:roll:
105. Veloo ( 23/02/2006 17:57)
iza no ho mamo eto? :-D:-D:-D
:roll::roll:
106. marozevo ( 23/02/2006 23:57)
ari.malala:

tsy setroka sigara v zany ry marozevo?



Chapeau !
107. sasa ( 24/02/2006 03:55)
:-D:-D:-D:-D:-D tsy arako tsony d aleoko za mihomehy fotsiny
108. kala ( 24/02/2006 06:38)
zà ndray manaraka an'izay mimeme fotsiny :-D:-D:-D:-D
109. mamzelkely ( 24/02/2006 06:55)
za maharaka fa za ko himeme ftsn :-D:-D:-D:-D
110. dadabe ( 26/02/2006 11:11)
Mpandefa : sasa [ Valio ] 20-02-2006 08:30:47
Lohateny : Re : ankamantatra kely
mamzelkely sy pissoa ary bedada an tsssssssss.


fa naninona i toi le ?? sao dia ilay FILM SASA VERSION -II ve ??:-D:-D

aiza klou solitikabe amizao e:-D:-D

:-w:-w:-w
111. pissoa ( 26/02/2006 17:03)
marozevo:
Ie... cylindrique le izy... fa tadiavo aloha izay mba valiny eritreretin-dreto ka rehefa mamo vao lazaiko eh...bhh.. Mbola tsy misy mamaly akory ve na iray aza dia omeko sahady ny valiny tena izy.
I Marozevo kosany mamitaka beeeeeee! Setroka sigara kou ve dia cylindrika ... tsssss :-D:-D:-D:-D:-D

dadabe> Fa naninn an'i sasa marina zah :°):°) Kamo be zah hamaky an'izay nitranga tany ambony tany kle :-D:-D:-D
112. Veloo ( 26/02/2006 20:09)
tara @ solitikabe ndray i dadabe:-D izy ndray zany zao ny bebe vaovao:-D:-D:-D
113. dadabe ( 27/02/2006 03:45)
kiiii hivoka tsy ho ela ihany koa ny sarin'i toi ry veloo :wink::wink::-D:-D
114. sasa ( 27/02/2006 04:18)
pissoa sy bedada ka le hoe za mamalana hoy nareo 3 kou, d vakio ao ambony ao fa lava be tsy tadidiko tsony
dadabe in indray ity hoe film version II io? :evil::evil::evil:
115. mamzelkely ( 27/02/2006 06:19)
:roll:
116. pissoa ( 27/02/2006 07:00)
sasa, k'efa we zah kamo hamaky an'ze nitranga tany ambony be tany kle :°)
117. kala ( 27/02/2006 08:10)
dadabe > aza tia vao ê!
ary aza be menasy @ resaka sary fa akako leplansy tany @ sasa eo anao.
veloo â!:-w
118. Veloo ( 27/02/2006 19:02)
kala an?8O za maninn kita fa tia vao i dadabe knou ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0859