mpamitaka

1. xxx ( 25/01/2006 05:38)
maninona ny oloan avy aty andafy mandainga aminy any madagascar milaza hoe mpianatra sy celibataire nefa manambady belge antitra ireny
nareo vehivavy tena oloan tsy misy manajatena mihintsy rehefa tonga any madagascar tena mahamentra
mampalahelo hiany le vaza manambady gasy de tartatasy ve no hilaina de mampijaly hotrany zany
nareo vavy aty andafy tena makorelina mihintsy kay
mampalahelo
MAHAIZA MANAJA TENA MOU E
novalian'i sasa ny 21/02/2006 04:43
2. Ralay ( 25/01/2006 06:56)
Fa inona ary no tsy tantin'i xxx @ zany fa nga i xxx no voafitaka sa...? Ary ny tsirairay anie samy manao izay reviny e sady @ zay toa faomatsina be no anaovan'ise azy :lol: Aleo ny olona hirevy kosa fa tsy misy hidirantsika ny @zany ary tsy misy mapalahelo koa fa tena mahafaly aza :lol:
3. Vahinala ( 25/01/2006 07:02)
Ralay > Hita hoa anisan'ilay voafitaka angamba izy e ! :-D:-D:-D
4. mumu ( 25/01/2006 07:08)
xxx = antonielle = vavy aty andafy = makorelina ve?
5. majakely ( 25/01/2006 07:15)
mumu ...hihihi..inn doly reo aki ???:-D:-D
6. pissoa ( 25/01/2006 07:20)
mumu, hihihi

xxx> :-w =))
7. Vahinala ( 25/01/2006 08:10)
mumu > Inn ndray aky zany ! :-D:-D:-D
8. mumu ( 25/01/2006 08:26)
mba manaraka ny logique an'ny antonielle za ka
9. Vahinala ( 25/01/2006 08:28)
mumu a xxx zany = antonielle ? Ahoana aky no nahalalandry anzany ! hihihihihihi
10. mumu ( 25/01/2006 08:33)
Vahinala zay manaratsy de fantatra foana ka!
11. pitchou ( 25/01/2006 09:55)
tsssss! angamba nahamenatra azy le olona novadiany d afeniny mafy hoe vadiny iny kou!
12. Fiffi ( 25/01/2006 10:16)
xxx soahiany ianao fa mahay mitsara tena an! tena mampalahelo mafy tokoa izany manjoa anao izany, ary aza ny vehivavy rehetra aty an-dafy no hiazana zava-dratsy tahak'izao , rehefa voadona tany ianao ka tsy nahay nanaja ny tenanao dia aza azera @ hafa . ianao tokoa no tena mahamenatra .:-w:-w:-w:-w
13. Vahinala ( 25/01/2006 11:13)
Odry ary mamely ny tenany ihany ange zany le xxx e, tena tsy azoko ! :-w:-w:-w:-w
14. ds ( 25/01/2006 11:27)
Misy ampamoaka koa angaha eto izany :-(
Raha misy olona mamposaka hevitra ka tsy mamely, dia aoka mba ny hevitra no ampiadiana fa tsy ny mpanoratra.
15. mumu ( 25/01/2006 11:35)
xxx:

....
nareo vehivavy tena oloan tsy misy manajatena mihintsy rehefa tonga any madagascar tena mahamentra

nareo vavy aty andafy tena makorelina mihintsy kay
mampalahelo



ds hafa ny miady hevitra de hafa ny manompa olona!
16. ravakamalala ( 25/01/2006 12:14)
xxx > aza ela fery e! :-D:-D
17. mamzelkely ( 25/01/2006 12:21)
18. ANARIM ( 25/01/2006 13:05)
oujyyyyy
samy manao ze mahafalifaly ny fony sy ny sainy sy ny fanahiny io ry xxx (antonielle) a!
ny fitiavana tsisy taona, fihodirana, fiaviana, harena na fahantrana, taratasy sns
mirary fahasitranan'ny ferinjiko malaky e!
19. Vahinala ( 25/01/2006 14:01)
Hita wa, ze mampety ny fiainanao atao fa tsy lany andro mitsikera ny hafa eo, antitra vetivety amzany ! :-D:-D:-D:-D
20. Fiffi ( 25/01/2006 14:42)
vahinala: :-D:-D:-D
mumu: marina ny anao an! tena samy hafa tokoa ny fiadihan-kevitra sy ny manompa .
antonielle: aleo tonga hantsoiko @ ps-nao ianao , hataovy izay ahasoa ny fiainanao fa arakin'nyvoalazan'i Vahinala dia ho antitra aingana eo tokoa ianao e! :-D:-D:-D
Tsy rasty kosa aloha ny nataonao ry mumu an! misaotra anao aloha e!
(tandremo fa misy fikambanan'ny vehivavy ato an):-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4091