mpamitaka

121. Angolaina ( 07/02/2006 04:55)
xxx:

maninona ny oloan avy aty andafy mandainga aminy any madagascar milaza hoe mpianatra sy celibataire nefa manambady belge antitra ireny
nareo vehivavy tena oloan tsy misy manajatena mihintsy rehefa tonga any madagascar tena mahamentra
mampalahelo hiany le vaza manambady gasy de tartatasy ve no hilaina de mampijaly hotrany zany
nareo vavy aty andafy tena makorelina mihintsy kay
mampalahelo
MAHAIZA MANAJA TENA MOU E


inona anefa ny olana raha izany no mba mahafinaritra azy rehefa tonga aty dago izy e! ny tsirairay no mahalala ny mety @ fiainany ka raha izany fa no hitany fa mahasoa azy inona ny olana fa izay no safidiny de aleo izy hanao izay tiany atao ary aza maika ny hitsara olona fa mba mbola ho tsaraina ihany koa ange e ! izay mahamety ny fiainanao atao de milamina fa aza tia miditra @ fiainan'olona izany e ! ny anao aloha jerena sy hasoavina vao mitsikera ny hafa sady zao koa ange e! ny fitiavana io tsy an-tery fa safidy ary tsy azon'iza na iza idirana fa izay tompony ihany no tompon'ny safidy ka aza de miditra lalina @ zany fa jereo fotisny izay ataony e! Matoa koa ange izy mitady hafa rehefa tonga aty dago tsy mahafapo azy koa ny vadiny zany e! nga tsy hainao koa moa le heo gasy ka manja e! ka zao no amintinako azy e! fiainany zany, aza atao manahirana anao fa ny mety aminao tsy tsara @ hafa ary ny tsara @ hafa tsy mahafinaritra anao, zay foana ny fiainana ka aza mitsikera ny hafa mba tsy ho voatsikera ihany koa e!
122. dadabe ( 07/02/2006 05:09)
io injay fa rsikitsa hehehe tairo e, zah maka an'i ......:-$
123. Angolaina ( 07/02/2006 05:10)
fasaly:

o ry reto a! ny gasy anie ka mitovy amin'ny olona rehetra amin'ny firenena rehetra ihany e! tsy ho voatery hitovy foto-pisaianana daholo....ka avelao izy hanao izay tiany fa zay ny fantany fa mety, izy aza sahy hiseho, azy ny azy, izay ny fantany fa mety, vao tanora izy afaka manao izao pose foto rehetsa zao, de mananararaotra izy satria zao no fantany fa ahazoany vola be haingana indrindra.
Ka samy manana ny tanjom-piainany avy de aleo tsika mijery fotsiny fa tsy asiana kritik.....
xxx; sao enao mihevitra fa ny gasy lasa aty andafy ihany no manao ny tsy fanao, fa firifiry ny gasy mijanona ao madà moa no tsy mivarolavo am fiavarotan-tena, hitako tam gazety tamzà tany hoe miha mitombo ny salan'isan'ireo jeune fille mivarotena, ary ny salan'isan-taonan'ny sipa kely koa hono à partir de 14 ans de efa manobmoka azy io, ao madà io an!
ka na an-dafy na madà aza hatao mahagaga fa zava-misy eo amin'ny fiainana zany, ary tsy zava-baovao akory anie ireny e! ka aleo izy hiaina amin'ny fiainany, izy aza mahazàka, na himenomenona eo aza nareo tsy misy dikany akory:wink:



Za koa aloha de mitovy hevitra @ njy zay fa na aiza na aiza ary na gasy na tsy gasy rehefa izany n tiany hatao de vitany foana zany e!
124. majesty ( 07/02/2006 05:11)
Angolaina:hummmm! mahay miresaka an!:P
125. fasaly ( 07/02/2006 05:15)
angolaina:-*
126. Angolaina ( 07/02/2006 05:15)
dadabe:

io injay fa rsikitsa hehehe tairo e, zah maka an'i ......:-$



elah ty oa an ! :D :D :D :lol: :lol: :lol:
127. Angolaina ( 07/02/2006 05:29)
fasaly> efa henonjy moa le hiran'ny tsivahhiny avy any fianarantsoa iny hoe "samy manao ze mafalifaly ny fony ny olo aby ôô" :lol: :lol: :lol:
128. mirana ( 16/02/2006 17:39)
sao mba ilay "Antonielle"=XXX kosa aza no mpanao an'izany fa tena fantany hatramin'ny antsipiriany.
sa tsy misy mpitia XXX="Antonielle" dia mialona ny sasany tafita?
amboary ny toetsaina mirefarefa amin'ny tany.
tsaboy ny saina sao misy tsy tomombana ao.

ahoana moa ny hahaizanao izay fiainan'ny olona tsy hita maso any?sa kosa ny vatanao no nindraminy nanaovany an'izany?
129. naritsimba ( 17/02/2006 10:02)
Zà tsy any fa aty Dago ka tsy hitako zay tenenina
130. fasaly ( 18/02/2006 09:14)
:°)
131. sasa ( 21/02/2006 04:43)
:°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1729