mpamitaka

81. mandrindra ( 30/01/2006 09:10)
diamondra27, raha hoe ilay filazany hoe malagasy no tsy ekenao dia tsarovy fa tsy natao hizaka ny zavabitan'ny hafa ianao.
ilay sipa eo amin 'io site io indray aloha amiko dia afaka manao izay tiany izy e, izany no fahalalahana
82. fasaly ( 30/01/2006 10:35)
Vahinala:

Tsy hoe rehefa malagasy dia ho tonga lafatra fa olombelona mitovy am rehetra araka ny nolazainy fasaly koa izy, izay no safidiny ka rehefa tsapan'ny malagasy hafa mahita azy fa tsy mety ny ataony dia atao hanatra fotsiny ary tsy manara-dia azy d zay fa tsy mandany andro mitsikera ny fiainany, azy zany fa tsy antsika akory.


zay anie ry vahinala e! faut pas chercher à comprendre hoy ny fiteny, olo-masina daholo akory ny gasy, ary n'aiza n'aiza gasy ou pas gasy ahitanao izao karazana fiainana rehetsa izao fa na manaiky ianao na tsy manaiky, izay lay fianana ka aleo izy hiana amin'ny fianany akory hatao.....
ankafizo fotsiny ny sary de zay e!:wink:
83. fasaly ( 30/01/2006 10:41)
izaho akloha dia tsy mitsikera na manjenjika ny tovovoavy na tovolahy manao fiainana toy ireny e!
fiainany io hajaiko ny maha izy azy, olombelona otran'ny rehetra izy, dia izay. Io ny safidiny,samy manao zay tiany tsisy kabary:wink:
84. Vahinala ( 30/01/2006 11:31)
Zay indrindra mantsy, raha ny fiainan'ny hafa no hiasana saina eo na malagsy izy na tsia dia harary fo am tsisy antony eo, izay mahasoa sy hahatsara ny an'ny tena no tokony ho tandrovana fa malalaka amin'ny izay tiany ny tsirairay avy, tsy misy tery io fa chacun fait ce qu'il veut de zay e, no comment !
85. fasaly ( 30/01/2006 11:36)
amzao kosa alou izy sao dia mba lasa actrice amin'ireny playboy reny e, na sao de lasa otran'ny ry "clara morgan", tsy misy maharatsy izany kanou!
sao mba lasa vedety internationale ....
86. Vahinala ( 30/01/2006 11:39)
Ka na lasa actrice porno mintsy aza moa aky izy inona no olana rehefa izay no fantany fa mahamety azy e !:wink:
87. fasaly ( 30/01/2006 11:44)
ka hita wa! zà kalou mankafy azy e! sipa favy be kou!
:wink:
88. Vahinala ( 30/01/2006 11:52)
fasaly > Za tonga d hividy ny dvd any mintsy raha misy zany an, apasiko any aminjy avy eo !:wink::-D:-D
89. fasaly ( 30/01/2006 12:02)
ok raikitsa: andao hatao ny recherche aza de zay mahita voaloha no milaza de manao copie!!!!!!
gasy milay zao kosa ve ky tsy mba hividy ny dvd-ny e! ny an'ny vazà aza vidiana kanou!:wink:
90. diamondra27 ( 30/01/2006 12:05)
za koa mijery an'ireny ka
le tantely ohatra hihihi
91. fasaly ( 30/01/2006 12:38)
tantely ange ky tsy de tena bonne actrice e! lol!:-D
92. Vahinala ( 30/01/2006 15:16)
Ie sady nenazy tsy tena film fa toa réel mintsy no navoakan'ilay bandy avy eo.
93. mandrindra ( 30/01/2006 15:20)
film réel iny ka
94. Veloo ( 30/01/2006 18:05)
95. zandrikely ( 31/01/2006 11:20)
o ry xxx ra tena olona dia asehoy ny pseudo fa aza xxx e , io anie dia efa afaka hitsarana anao hoe olona tsy misy dikany enao e , miala tsiny @ ilay fiteny fa tsy sahy miseho nefa be vava
96. Vahinala ( 31/01/2006 11:47)
zandrikely > Izy aza zay efa tsy sahy makeo tsony angamba fa mitazana sisa ko, aza mba manao ratsy ihany hoa e !
97. dizneff34 ( 01/02/2006 04:43)
vita ny bonané de aleo @ zay hiverina @ sizé
[quote=xxx]
maninona ny oloan avy aty andafy mandainga aminy any madagascar milaza hoe mpianatra sy celibataire [b]
98. Fiffi ( 01/02/2006 06:23)
mamaly kosa ka! io no mahatonga azy hoe "dinika" sa .. ?8O8O
99. dizneff34 ( 01/02/2006 07:02)
Fiffi:

mamaly kosa ka! io no mahatonga azy hoe "dinika" sa .. ?8O8O



izy tsy mamaly knou nefa ifampidinika no aleha eto !!! :P
100. rurik ( 01/02/2006 07:40)
diamondra27:

www.nini.bookfoto.com



misy gasy ve eo toa tsy hitako ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0877