mpamitaka

21. Vahinala ( 25/01/2006 15:11)
Fiffi > aleo hanao fa hitambaran'ny fikambanana eo ka ! :-D:-D:-D:-D
22. vale ( 25/01/2006 15:39)
izaho alou tena mahita fa TSY METY NY ANAMBADIANA OLONA MBA HAZOANA TARATASY fotsiny é, ka tena miombon-kevitra @ XXX zaho t@ iny lafiny iray iny, fa ilay MANDAINGA kosa hoe mianatra? :-D ny miasa ihany koa moa angaha ratsy :?::?::?: tena toe-tsaina ntssss, misy anefa ny vazaha, vao mahazo CAP izy dia efa manomboka mieritreritra ny hitady asa, na dia mbola tanora tokou aza, ka asa aloha é, tsara ny mianatra, fa tsy hitako mihintsy nefa izay handaingana hoe MIANATRA no ataoko any ?:{:{:{:{:{
23. Veloo ( 25/01/2006 16:08)
tena mampa be mihitsy izany kle:cry::cry:
24. vale ( 25/01/2006 17:28)
......:roll: hono hoà, fa ahoana indray izany hoe xxx= antonella izany? :-w:-w:-w
25. vale ( 25/01/2006 17:30)
Veloo:

tena mampa be mihitsy izany kle:cry::cry:

eny oà ankia veloo, tena mampalahelo be izany! manin izao raha tsy mandainga :-*:-*:-*

26. lapino ( 25/01/2006 17:56)
Azonareo antoka ve fa izany antonielle izany io xxx io e? Misy porofo mivaingana? Ahoana hoy ianareo raha tonga dia lazaina fa ianareo no manao xxx?

Sady raha tena i antonielle aza ilay izy, ka fantatrareo, tsy tokony holazainareo ampahibemaso ohatra an'izao mba ho fanajana ny safidiny manao xxx. Raha tsy hoe misy antony manokana angaha!

Mba mangataka re mba asio fifanajana ihany fa tsy mifanala baraka ohatra an'izao e! ^:^^:^
27. mumu ( 25/01/2006 19:00)
lapino:

Azonareo antoka ve fa izany antonielle izany io xxx io e? Misy porofo mivaingana? Ahoana hoy ianareo raha tonga dia lazaina fa ianareo no manao xxx?

Sady raha tena i antonielle aza ilay izy, ka fantatrareo, tsy tokony holazainareo ampahibemaso ohatra an'izao mba ho fanajana ny safidiny manao xxx. Raha tsy hoe misy antony manokana angaha!

Mba mangataka re mba asio fifanajana ihany fa tsy mifanala baraka ohatra an'izao e! ^:^^:^


ie izy io

fa iza no tena tsy manaja olona eto e? za namoaka ny psny sa izy niteny hoe makorelina daholo ny vehivavy any an dafy? nasiko hajany kely izy raha tsy nanao xxx fa sady manompa no miafina.

Fiffi tsisy fisaorana akia :-*



28. Fiffi ( 25/01/2006 19:09)
lapino: ianao lehilahy ary hitanao eto fa tsy voakasika @ izao zavatra nolazain'i xxx na antonielle izao. Aminao ve dia mba rariny kosa no hilazana anay vehivavy aty an-dafy hoe "ianareo vavy aty an-dafy kay makorelina mihintsy" :?::?::?:rariny ve izao aminao ? Manaiky aho hanisy fanajana raha toa ka manaja ahy , ary arakin'ny fiteny hoe " aza manao ratsy tsy tianao hatao aminao " Ary hono hoy aho ry lapino : iza no manala baraka an'iza eto ? izaho aloha aty an-dafy ary tsy manaiky velively hataon'iza na iza an'izany hoe " nareo vavy aty an-dafy tena makorelina mihintsy kay":-w:-w:-w:-w
29. vale ( 25/01/2006 19:25)
Tsy mety aloha le mifanala baraka é, fa izao fotsiny, raha toa ka tsy ao anatin'io lazain'i xxx io ny ataoko aty (raha izaho manokana an) dia tsy hisy hiraharahiako an'izany fa mahazo miteny izay hiteny (point).8)
30. vale ( 25/01/2006 19:33)
Vahinala:

Fiffi > aleo hanao fa hitambaran'ny fikambanana eo ka ! :-D:-D:-D:-D

:roll:

31. lapino ( 25/01/2006 19:40)
vale:

Tsy mety aloha le mifanala baraka é, fa izao fotsiny, raha toa ka tsy ao anatin'io lazain'i xxx io ny ataoko aty (raha izaho manokana an) dia tsy hisy hiraharahiako an'izany fa mahazo miteny izay hiteny (point).8)

:-*:-*
Fa maninona marina moa no hahatsiaro tena voakasik'ilay ompa hoe makorelina? :roll::roll:
32. Herimiafina ( 25/01/2006 19:53)
Loza marina klé, aza manompa moa ry chérie an! De aza mi-generaliser kou fa tsy mety izany fa efa lany daty ny generalisation, hehehehe:-D:roll::roll::roll:
33. Vahinala ( 25/01/2006 20:19)
Zay mantsy ange e, ilay fifanajana avy amin'ny andaniny sy ankilany fa tsy hoe avy amin'ny lafiny iray ihany, asa mety misy angamba ny manao izany lazainy antoniella zany nefa maninona kosa no ny olondrhetra no hanaovana vava be toy izany ?

lapino > Tsy izahay ihany no tokony ho teneninao hoe mahaiza mifanaja fa izy aloha voalohany indrindra.

mumu > :-*:-*:-*:-* njy
34. fijo ( 25/01/2006 20:39)
za lehilahy ,nefa kosa za dia tsy mankasitraka io voalazan'i XXX io.raha nilaza fotsiny izy hoe mpandainga nareo sipa,fa manao izao nefa mizesta hoe izao.tsy olana,fa le hoe "makorel daholo",azafady,tsy misy anabaviko ato,fa naizany aza namako daholo kosa,ka tsy mety ny fahitako io fomba io.
noho izany dia manohana ny famoahana ny PS ny XXX aho,raha resaka toa io.
35. lapino ( 25/01/2006 20:40)
Vahinala : Ka za mba nihevitra hoe izay olona misaina ihany no iresahako, ...

xxx no nilaza iry ambony iry, fa izany antonielle izany aloha ahiako sao dia endrikendrika.
36. fijo ( 25/01/2006 20:42)
azo jerena letsy ny mpanoratra rehetra ato an,izany hoe tsy avoaka fahatany ny PSn'izay manao X
37. lapino ( 25/01/2006 20:56)
Raha efa avy nojerena ilay pseudo vao navoaka, dia ekeko fa tsy endrikendrika. Ny namana tsotra anefa tsy afaka manamarina an'izay. Dia tsy ampy izany ny hoe "izy io e!" hanondroana pseudo-n'olona.

Za manko efa tratra, dia izay no itenenako hoe eritrereto hoe raha ny pseudo-nareo no tondroina ohatra an'izany? Sady ity ange gravy be ilay ompa e! Ka raha ity moa ka tsy io anarana notondroina io akory ilay izy ...
38. mumu ( 25/01/2006 20:56)
lapino ny modérateur mahita ps na xxx aza fa tsy manendrikendrika fahatany zany!!

refa manompa de avoakako ny psny fa tsy hiandry akory hoe lasa lavitra ilay ompa vao taitra daholo ny olona de mimenomeno!

tsy resaka hoe tsy fisainana izany fa resaka fanajana!
39. lapino ( 25/01/2006 21:00)
Hay modérateur izany i mumu, izay no tsy tandriko. Raha izay dia ekeko.
40. Vahinala ( 25/01/2006 22:05)
Marina mintsy neny fijo sy mumu, rehefa misy toy izao dia tsara foana avoaka fa tsy mety kosa, samy namana eto ihany ve no hifanao an'izany amzay betsaka koa ny vhv. Tsy mahita ny fiain'olona akory avy d mitsara be fahatany izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2338