mpamitaka

61. fasaly ( 26/01/2006 19:17)
zà kou nge fière am maha gasy anà e!:wink:
gasy ka milay na aty andafy aza, otran'ny ilay hiran'i bodo hoe" hatreto madagasika ka hatrany am-pita" rehefa gasy de gasy:wink:
62. majesty ( 27/01/2006 03:40)
Milay be le disksiô an,na tsy mpijery an'le serie feu de l'amour iny aza za de mahita fa misy itovizana @ iny le suzé ato.:-D:-D:-D
Nareo niteny nanompa i xxx fa tsy mampiady hevitra,soa ihany ary fa mba tsy noteneniny mivantana teto ny anaran'le oul nanao an'izany fa angamba an humm 8O:roll::oops::/
63. ANARIM ( 27/01/2006 08:37)
xxx : nankaiza tanteliko teto ô? lanin'ny vitsika ô!
:wink::wink::wink::wink::twisted:
64. rurik ( 27/01/2006 08:57)
majesty ary io teny ataony io ve adievitra tsy adievitra io fa fanalana baraka sady fanaratsiana, sady na nolazainy aza le anarana fihainany zany ny v no ampiasainy amizany fa tsy ny v any ataovy izay mahatsara ny fihainanao vao mitsara ny hafa .
65. mandrindra ( 27/01/2006 09:37)
hoy i lilbon hoe :"ZAHAY FIER BE HOE GASY ALOHA HATRAMY IZAO ", manaja e fa aza ajanona hatreo amin'ilay hoe hatramin'izao faotsiny fa MANDRAKIZAY MIHITSY NA HO VY NA HO VATO
66. Fiffi ( 27/01/2006 09:46)
ANARIM: vitsika inona hono ?
mandrindra: mandrakizay doria e!:)
67. majesty ( 27/01/2006 09:58)
Ka io milay foana izay atao fa ze tratra farany ihany no boka :P
68. dizneff34 ( 28/01/2006 19:31)
bonané doll e ! hihihih !
69. Vahinala ( 28/01/2006 19:56)
bonané koa enao e ! hihihhi
70. Veloo ( 28/01/2006 23:30)
8)8)tara be zany8)
71. sasa ( 30/01/2006 04:15)
ary niova le sizé an!
1934 bonané kou :-D:-D:-D
72. Fiffi ( 30/01/2006 05:16)
Veloo: ka mieux vo tara ke jamé hono e! :-D:-D
:-*:-* ndriko
73. xxx ( 30/01/2006 05:20)
za koa loha de tena tsy d'accord e!

aiza ve misy ny sasany izany tena manao site miseho antsehatra mitsy www.ninibookfoto.com

Tena asio commentaire ry zalahy a!

Raha izao kosa no nialana tany dago tena tsy mety e!
74. diamondra27 ( 30/01/2006 05:24)
www.nini.bookfoto.com
75. Fiffi ( 30/01/2006 05:24)
xxx : inona hono no jerena ao :?::?::?:
76. Fiffi ( 30/01/2006 05:25)
diamondra: efa atsy @ resa-dehilahy akia io an! ary tena wadrayyyy marina tokoa :twisted::twisted:
77. diamondra27 ( 30/01/2006 05:37)
fiffi:za aloha tena mikombona ny vavako e!

tafahoatra kosa 'zao klé

Tsy manome hasina antsika gasy, tokony nataony azy samy irery any fa tsy hoe: Gasy

Sady @zay pelaka fa sao koa ary de transexuelle 'ty izy!

:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
78. fasaly ( 30/01/2006 05:54)
o ry reto a! ny gasy anie ka mitovy amin'ny olona rehetra amin'ny firenena rehetra ihany e! tsy ho voatery hitovy foto-pisaianana daholo....ka avelao izy hanao izay tiany fa zay ny fantany fa mety, izy aza sahy hiseho, azy ny azy, izay ny fantany fa mety, vao tanora izy afaka manao izao pose foto rehetsa zao, de mananararaotra izy satria zao no fantany fa ahazoany vola be haingana indrindra.
Ka samy manana ny tanjom-piainany avy de aleo tsika mijery fotsiny fa tsy asiana kritik.....
xxx; sao enao mihevitra fa ny gasy lasa aty andafy ihany no manao ny tsy fanao, fa firifiry ny gasy mijanona ao madà moa no tsy mivarolavo am fiavarotan-tena, hitako tam gazety tamzà tany hoe miha mitombo ny salan'isan'ireo jeune fille mivarotena, ary ny salan'isan-taonan'ny sipa kely koa hono à partir de 14 ans de efa manobmoka azy io, ao madà io an!
ka na an-dafy na madà aza hatao mahagaga fa zava-misy eo amin'ny fiainana zany, ary tsy zava-baovao akory anie ireny e! ka aleo izy hiaina amin'ny fiainany, izy aza mahazàka, na himenomenona eo aza nareo tsy misy dikany akory:wink:
79. diamondra27 ( 30/01/2006 07:41)
d'accord @ zany za ry fasaly fa le hoe: Malagasy no tsy maha d'accord ahy

nY FIAINANY azy any zany tsy idirako
80. Vahinala ( 30/01/2006 08:03)
Tsy hoe rehefa malagasy dia ho tonga lafatra fa olombelona mitovy am rehetra araka ny nolazainy fasaly koa izy, izay no safidiny ka rehefa tsapan'ny malagasy hafa mahita azy fa tsy mety ny ataony dia atao hanatra fotsiny ary tsy manara-dia azy d zay fa tsy mandany andro mitsikera ny fiainany, azy zany fa tsy antsika akory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2607