mpamitaka

41. Fiffi ( 26/01/2006 04:40)
mumu: :-*:-*
lapino: izany ve dia tsy takatrao no mametraka io fanontaniana io ianao "fa maninona no mahatsiaro voakasikin'ilay ompa hoe makorel" ka ianao tsy vavy arakin'ny filazany satria izy nilaza hoe "NAREO VAVY ATY AN-DAFY" donc !!!!! tsy manaiky an'io aho satria vavy aty an-dafy aho , raha mba niteny anie izy hoe "MISY VAVY" dia mba azo natao ny miady hevitra fa ny azy tonga de NAREO VAVY !!!!! donc izahay vavy rehetra aty zany non :?::?:
vale:ndriko angaha tsy vavy :?: nefa NAREO VAVY aty anie no nolazainy e!
Vahinala: na nahita ny fiainan'ny olona na tsia izy dia tsy tokony hitsara arakin'ny filazan-driko fa izay ahasoa ny fianany no manjininy.
42. Fiffi ( 26/01/2006 05:06)
:-*fijo: =D=D=D soahiany fa misy lehilahy manohana ny hajan'ny vehivavy
43. rurik ( 26/01/2006 07:34)
Vahinala:

Marina mintsy neny fijo sy mumu, rehefa misy toy izao dia tsara foana avoaka fa tsy mety kosa, samy namana eto ihany ve no hifanao an'izany amzay betsaka koa ny vhv. Tsy mahita ny fiain'olona akory avy d mitsara be fahatany izy.


anapiko ny tenin'i vahinala,
sady na manambady atitra izy na manambady tanora inona anefa ny olan'ny sasany amizany fihainany zany , izy no ihaina amizany fa tsy ny sasany .
44. rurik ( 26/01/2006 07:43)
Mampiahiahy ahy ry reto le lazainareo hoe Antonielle le xxx izy ary vehivavy sady mipetraka aty ampita koa . sao dia mba diso nareo ? asa aloha e!
45. Fiffi ( 26/01/2006 07:47)
rurik: marina daholo izany an! samy manana ny fiainany fa tsy mety ary tsy rariny ny filazana hoe " ny vavy rehetra " sa ahoana hoy ndriko ? :)
46. Vahinala ( 26/01/2006 08:11)
Zay mintsy e, samia miaina amin'ny fiainana d un point c'est tout, izany ihany no mbola olana eo amintsika samy malagasy, sasatra ny mifanenjika foana nefa mpiray tanindrazana ihany na dia aty ivelany aza ny sasany.

rurik > Ka zay mintsy no mahagaga hoe izy aza vhv aty andafy ka maninn no manao an'izany, ataoko angamba fa tsy miteniteny foana na mandendrikendrika i mumu milaza hoe i antonielle le xxx fa araka ny nolazainy hoe ny ops ato am serasera afaka mahita hoe iza i xxx.
47. majakely ( 26/01/2006 08:25)
:?,,tsssss...loza kou zany ....
48. sasa ( 26/01/2006 10:48)
izao fotsiny e!rehefa voafitaka enao, d mitandrema amin'ny manaraka fa izay revin'ny olona avelao ho any fa fiainany izany e! tsy misy tokony hidiranao, sady tsy mahasoa anao ny miditra amzany.
49. ds ( 26/01/2006 11:36)
Mumu a,

Tsy fantatro io xxx io kanefa mandia tany ka mety ho solafaka. Noho izany, raha misy olona manao ny tsy rariny eto, dia tokony hampitandremana mangingina aloha raha tsy hoe efa mpanao làlan-kitan-kisoa ilay olona. Ny resaka ataony kosa raha tena manafintohina, dia azo esorina raha tsy diso aho.

Mazotoa e,
ds

mumu:

lapino ny modérateur mahita ps na xxx aza fa tsy manendrikendrika fahatany zany!!

refa manompa de avoakako ny psny fa tsy hiandry akory hoe lasa lavitra ilay ompa vao taitra daholo ny olona de mimenomeno!

tsy resaka hoe tsy fisainana izany fa resaka fanajana!



50. mumu ( 26/01/2006 11:49)
ds ekena fa hafaka nesorina ilay resaka fa za nisafidy namoaka ny ps-ny

Misaotra e
51. rurik ( 26/01/2006 12:04)
ds:

Mumu a,

Tsy fantatro io xxx io kanefa mandia tany ka mety ho solafaka. Noho izany, raha misy olona manao ny tsy rariny eto, dia tokony hampitandremana mangingina aloha raha tsy hoe efa mpanao làlan-kitan-kisoa ilay olona. Ny resaka ataony kosa raha tena manafintohina, dia azo esorina raha tsy diso aho.

Mazotoa e,
ds

mumu:

lapino ny modérateur mahita ps na xxx aza fa tsy manendrikendrika fahatany zany!!

refa manompa de avoakako ny psny fa tsy hiandry akory hoe lasa lavitra ilay ompa vao taitra daholo ny olona de mimenomeno!

tsy resaka hoe tsy fisainana izany fa resaka fanajana!






ds
ka tokony mba dinihina ny zavatra izay hosoratana fa tsy tokony hiteniteny foana matoa izy manoratra toizao dia mahataty ny vokany , sady raha manoratra eto anie ianao dia afaka mamaky aloha vao mandefa ilay soratra tiana halefa e , tokony mandika vao nandefa fa manjary manenina jereo fa raha izy marina io dia mamaky fotsiny fa tsy sahy manoratra tsony na manao xxx aza tsy sahiny tsony manjary manafohy ny tokony ho lava hoy ny taolo zay .
52. rurik ( 26/01/2006 12:09)
ds
sady izy aza tsy manajatena ko raha manaja tena izy mba nahita fomba amoahana le evitra tiany avoaka fa tsy tonga dia manao resaka toa io mino aho fa eo izy mamaky, raha misy zavatra mahatezitra aza manoratra @iny andro mbola sorena iny fa manjary tafiteniteny manjary voavoka daholo izay ao andoha dia manenina avy eo .
53. fasaly ( 26/01/2006 12:53)
aleo tsy miteny tsony fa mamaky sisa;...8)
fa zà kou manohana ny famoahana ny ps raha manao resaka manafintohina ny namana e! manoratra miteninteny foana tsy nisalasala koa!
54. nikopol ( 26/01/2006 13:02)
ds
efa mpanao lalakitakisoa io ka ( recidive), raha nanaraka tsara ianareo :lol:
resaka perso io ; tokony regler-n'i antonielle any ambadika any
za dacôro aminy famohahana ny ps

"Mahaiza manaja tena moa " hoy antonielle hahaha mamo miantso polisy
55. mandrindra ( 26/01/2006 13:03)
ary tena tsy nisy sahy nanao xxx intsony namaly an
56. fasaly ( 26/01/2006 13:05)
ka lay xxx amzao mamaky fotsiny sisa fa efa tonga saina.....8O
57. lilbon ( 26/01/2006 13:25)
mahagaga kosa le fitsarana e!
sao de mba tsy de ho marina daholo ny voalaza etsy ambony !:)
ny gasy raha mankany an-dafy mila ravin'ahitra , mitady vola .:P
refa eto dago kosa mba mahatsiaro ny mitovy amy tena izy !:oops::idea:
sady mety hafa kosa ny miaraka amy malagasy e!:lol:
reveko aloha le hoe vazaha ilaina amy taratasy e!:*
aza mitsara olona ivelany de aza milaza zavatra mampalahelo ny gasy .:evil::evil:
ZAHAY FIER BE HOE GASY ALOHA HATRAMY IZAO .:-*
58. rurik ( 26/01/2006 14:03)
xxx mazotoa mamaky ôôôô
59. Vahinala ( 26/01/2006 15:20)
lilbon > =D=D=D=D=D

Efa tsy mamaly tsony izy fa tsy nampoziny angamba hoe ho tenenin'ny olona eto ny anarany koa, mahatsiaro menatra ihany anefa anie e !
60. Fiffi ( 26/01/2006 15:36)
lilbon: hatraty io an !! =D=D gasy ka manja e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.422