tena fandeferana ny tena fitiavana

1. boubounezy ( 17/10/2005 15:03)
ho anareo lelah mahaiza mandefitra @ olotinareo fa tsy hoe akory ny lelah dé tsy maintsy somary tsy manisy hasina ny vevavy. tsy ahazo vady maharitra eo angé nareo e! satry ny vevavy madefitra koukou noho ny lelah. maninn ra mba ampitovizana ny fandeferana? tsy misaraka tsony @ zay fa lambanakou ny fetra
novalian'i lapino ny 23/11/2005 19:27
2. mandrindra ( 17/10/2005 15:08)
Fa maninona no tokony handefitra ? Na lahy na vavy, rehefa misy tsy mety dia tokony ho lazaina hoe tsy mety. Io mandefindefitra io ihany no manimba zavatra. Any aoriana io tsy maintsy mivoaka ihany koa maninona raha tonga dia lazaina eo no ho eo hoe tsy tiako izany e!!
3. vale ( 17/10/2005 15:20)
boubounezy!> tena izany mihintsy é! efa mitovy izao ny zon'ny lhl sy ny vhv! ny vhv izao miasa mampidi-bola nefa rehefa tonga ao an-trano mbola tsy maintsy manao ny kenonkenona madinidinika sns!mbola ny vhv koa no mitondra vohoka! Nefa raha nareo lhl ve hahavita an'izany rehetra izany akory? ka dia aza atao ambanin-javatra re ny vhv!
4. hesham ( 17/10/2005 15:55)
Za klou dia mandefitra raha azo leferina e .Mikasika ny fitovianjo sy ny fanambanina vhv in1 dia efa nomeko ny hafatra fa refa mba tsy mahavita mahandro za dia mba mitsangana izy mahandro fa anga misy mpiasa .Ny ahy dia efa folahako manao raharaha fa tsy hiandry ahy fona e .:/:/
5. vale ( 17/10/2005 16:15)
bravo hesham!
6. Fanja1 ( 17/10/2005 16:36)
:roll:
7. zefalah ( 17/10/2005 17:33)
mahagaga zany...de na ataon'lay vehivavy tsinotsinona aza ve le lelah de mbola andefitra iany?
amiko misy fetra ny fandeferana..ary ny tena lehilahy dia ny manapaka ny zavatra tiany ho tapaihina..tsy miverina @ teny navokany.
boubounezy>> misy fetra ny fandeferana...ary misy fetra iany koa ny fiaretana...fa ra oul mbola tsy nanao ratsy anao nefa napangaina anao an'zany dia ataoko ngamba fa tsy hilaina fandeferana zany.
8. hesham ( 17/10/2005 17:51)
Maninn ny masonjiko no ampekarina avo be any . Fanina eo fa .:-D
9. xxx ( 17/10/2005 17:51)
mandrindra:

Fa maninona no tokony handefitra ? Na lahy na vavy, rehefa misy tsy mety dia tokony ho lazaina hoe tsy mety. Io mandefindefitra io ihany no manimba zavatra. Any aoriana io tsy maintsy mivoaka ihany koa maninona raha tonga dia lazaina eo no ho eo hoe tsy tiako izany e!!


zah alou miombon-kevitra amin'i mandrindra eh. hitanareo ilay hoe "aleo mifanao sarotra hiadanana amin'ny ela, toy izay mifanao mora ... hiadina atsy ho atsy."

ary ny vhv toa mbola misy mitanisanisa zo foana e. nefa anie raha asain'ny lhl mibata an'le vary iray kitapo avy novidina iny ... hitako ery ny fimonjomonjona!!! misy no natao ho an'ny vhv dia misy ny natao ho an'ny lhl. Angataho Andriamanitra ho bevoka io lhl vadinareo io raha io bevoka io foana no tsy aritrareo hoe tsy vitan'ny lhl.
10. hesham ( 17/10/2005 17:58)
zefalah , nga nareo lhl refa voa mahay marary fa ny ankamaroan`ny vhv anie ka victime fandeferana surtout , raha zay vhv mahatratra anareo lhl mampirafy matetika mandefitra fa raha nareo no mahatratra tena tsy levon`ny vavoninareo ary fisarahana ny iafarany .:P:P
11. zefalah ( 17/10/2005 18:51)
hesham> amiko za tsy mandefitra zany..ra tsy tatiko tsony..ary rehefa za no niteny hoe tsy hiresaka na tsy iarahaba aniny sipa iny..de tsy mantsy tanterahiko zany...adala alo za e..aiko tsara/
nefa zany no fombako...mba manana ny maha izy ana iany za na de zao aza.
12. mbaliana ( 17/10/2005 19:12)
tsy aleo ve tenenina dia resahina (dialogue) izay toetra tsy tianao toy izao na toy izao dia asiana tsindry paingotra kely any amin'izay hitanao fa marary azy e, dia raha mangataka pardon izy dia mivaha ny olana e, raha tsy izany dia vita ny tantara.Na izany na tsy izany anefa tsy maintsy mila sacrifice ny fitiavana, tsy voatery ny tianao foana no hatao fa mba hanontanio koa ny heviny.Raha tena misy ny fitiavana dia lasa fahafinaretana ho anao koa anie ny mba manao izay tian'ilay olona tianao.
Rehefa tsy misy ny point iraisana dia atao androany an'azy dia amin'ny manaraka ny anao na vice-versa.
13. tsangana ( 17/10/2005 19:16)
fanomezana tsy miandry takalo no tena fitiavana.
14. Herimiafina ( 17/10/2005 19:28)
Eeeh mes akamaradiko masaka marina, de misaotra mivohy le filozofia tena manja be, bisous be daholo.(l)
15. boubounezy ( 17/10/2005 19:31)
sady asina discution angé lé izy dé eo vo misy lé fandeférana fa tsy hoe akory mandéfitra @ tsy antony. refa samy afampo @ fifamalina dé anjarany tsiray2 no mandinika vay eo fa ra tsy misy kosa ny fandeferana dé tsy misy fifankatiavana vannn amiko!!
ary ny fandéferana natao ho any misaina sy tena tia fa tsy natao ho any tsy tia sy ny tsy misy saina...

mandrindra:

Fa maninona no tokony handefitra ? Na lahy na vavy, rehefa misy tsy mety dia tokony ho lazaina hoe tsy mety. Io mandefindefitra io ihany no manimba zavatra. Any aoriana io tsy maintsy mivoaka ihany koa maninona raha tonga dia lazaina eo no ho eo hoe tsy tiako izany e!!



16. boubounezy ( 17/10/2005 19:40)
tena mila karakaraina tsara sy kolokoloina mintsy aza ngamba tsika vevavy to fa satry tena itako oe mitazona place important be @ fiainany zanakolombelona mintsy tsika vevavy, ra miresaka zanakolombelona fotsiny za zao dé efa ita mibahana bé ao ny toerany vevavy, satry tsika no mitondra vohoka 9mois sy mbola miteraka ny oula fa tsy ny lelah


vale:

boubounezy!> tena izany mihintsy é! efa mitovy izao ny zon'ny lhl sy ny vhv! ny vhv izao miasa mampidi-bola nefa rehefa tonga ao an-trano mbola tsy maintsy manao ny kenonkenona madinidinika sns!mbola ny vhv koa no mitondra vohoka! Nefa raha nareo lhl ve hahavita an'izany rehetra izany akory? ka dia aza atao ambanin-javatra re ny vhv!



17. boubounezy ( 17/10/2005 19:44)
ka zay mintsy ka! ny ana kou zao dé otrany zany mitsy ary efa noteneniko mintsy hoe ra vo mikasika tanana ana fotsiny dé valiko fa ny hery tsy natao ho any lhl fotsiny, fa mbola tsy voakasitanana ny lhl zany mintsy za ratsy in1 fotsiny t@ fiainako fa nisarahako mintsy lé lhl niaraka t@ t@ zany


hesham:

Za klou dia mandefitra raha azo leferina e .Mikasika ny fitovianjo sy ny fanambanina vhv in1 dia efa nomeko ny hafatra fa refa mba tsy mahavita mahandro za dia mba mitsangana izy mahandro fa anga misy mpiasa .Ny ahy dia efa folahako manao raharaha fa tsy hiandry ahy fona e .:/:/



18. boubounezy ( 17/10/2005 19:51)
ra misaina sy mandinika tsara enao dé fantratrao ny dikany fandeferana fa, tsy atao otrany vadiny tavaratra akory ka tsy mahazo madidy dy manapaka kou @ tokatrano ra @ rariny. ny anao zany dé éfa alahalom-bonanany omaly ny ataonao @ko. fomba aona ny handeferako @nao ra za mahay mitantana tokatrano no ianao fa tsy hoe lhl enao dé ny vevavy nanaradrenirano fotsiny nefa efa hita bé zao fa miletika??? mandiniha tsara vo mamaly ana fa za akory tsy vadina tavaratra.


zefalah:

mahagaga zany...de na ataon'lay vehivavy tsinotsinona aza ve le lelah de mbola andefitra iany?
amiko misy fetra ny fandeferana..ary ny tena lehilahy dia ny manapaka ny zavatra tiany ho tapaihina..tsy miverina @ teny navokany.
boubounezy>> misy fetra ny fandeferana...ary misy fetra iany koa ny fiaretana...fa ra oul mbola tsy nanao ratsy anao nefa napangaina anao an'zany dia ataoko ngamba fa tsy hilaina fandeferana zany.




19. boubounezy ( 17/10/2005 19:53)
tsy zany fa mijery an'A/tra za io e! sady mieritreritra iany za hoe misotra anao fa tsy nomenao lé lhl manao tsinotsinona vhv reny aky a!


hesham:

Maninn ny masonjiko no ampekarina avo be any . Fanina eo fa .:-D



20. boubounezy ( 17/10/2005 19:59)
efa nilaozany toetra'andro zany fa ny vhv aza mbola misy tena miasa mafy noho ny lhl nefa mbola ambaniny iany nareo ve dé tsy mba leo ny toetsaina arrierer mintsy e! zany kou mou no efa notaizana antsika t@ androny ratsiraka ka ny lé atao hoe ambony fona manararotra ny ambany. za alou dé ilozako mintsy zany eritreritra taraiky be zany e! fa tsy hoe akory refa vhv dé tsy maintsy mandefitra fa ra tsy mifandefitra ny andaninn sy ny ankilany tsy misy fitiavana vann


xxx:

mandrindra:

Fa maninona no tokony handefitra ? Na lahy na vavy, rehefa misy tsy mety dia tokony ho lazaina hoe tsy mety. Io mandefindefitra io ihany no manimba zavatra. Any aoriana io tsy maintsy mivoaka ihany koa maninona raha tonga dia lazaina eo no ho eo hoe tsy tiako izany e!!


zah alou miombon-kevitra amin'i mandrindra eh. hitanareo ilay hoe "aleo mifanao sarotra hiadanana amin'ny ela, toy izay mifanao mora ... hiadina atsy ho atsy."

ary ny vhv toa mbola misy mitanisanisa zo foana e. nefa anie raha asain'ny lhl mibata an'le vary iray kitapo avy novidina iny ... hitako ery ny fimonjomonjona!!! misy no natao ho an'ny vhv dia misy ny natao ho an'ny lhl. Angataho Andriamanitra ho bevoka io lhl vadinareo io raha io bevoka io foana no tsy aritrareo hoe tsy vitan'ny lhl.



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2536