tena fandeferana ny tena fitiavana
42. hesham
(
18/10/2005 01:22)
Herimiafina:
Ie, hehehehe. Roa tokotrany ve ny zanak'i toi? sao de efa mba misy lehibebe ho anay? hehehehehe :-D:-D
Tsy ianao izao mintsy no tiko ho vinantoko sady lahy doly ny zanako , ai moa ianao sady mipeka lahy no mipeka vavy .:-D:-D:-D
43. Herimiafina
(
18/10/2005 01:23)
Inn njay ty mipeka ry hesham, enao ty an, bedy eo, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
44. hesham
(
18/10/2005 01:39)
Mipeka tanana ka , fa everinao fa mipeka innn :-D:-D:-D:-D:-D:-D . Te hipeka anga ianao ?
46. hesham
(
18/10/2005 01:45)
Ny tanako mafy be otran`ny tandelahy fa so maratrako eo ianao .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
47. Herimiafina
(
18/10/2005 01:47)
Tena mandratra mintsy ve, tena otsan'ny tiko be zany raha maratra mintsy, hehehe:-D:-D:-D
48. hesham
(
18/10/2005 01:49)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D ianao anga tia marary .Nga tsy sentimental be njai eeee:P:P:P
49. Herimiafina
(
18/10/2005 01:51)
Sady santimantala za noo tia marary, metimety aminao angaha? hehehehe:-D:-D:-D
52. hesham
(
18/10/2005 02:09)
Taiza kou za nikoty anao , ianao no nikoty ahy fa za tsy nanaiky .:-D:-D:-D
53. Herimiafina
(
18/10/2005 02:10)
Ngah mikaoty no anaran'ireny, tara amiko an, hehehehe, de mbola tsy miaiky ihany, hehehe :-D:-D:-D:-D
54. hesham
(
18/10/2005 02:27)
Za tsy tara aminao eeeeee , ianao no tara amiko nefa tsy tiko.:-D:-D:-D
55. Herimiafina
(
18/10/2005 02:29)
hehehehehe, kou no toa adinonao le vadinao mangitsy rery ao ampandriana ao? hehehehee, maina ao iny vao tsy afapo eo de miantso an'i herimiafina, hehehehe :-D:-D:-D:-D
56. hesham
(
18/10/2005 02:49)
Io ankaikiko io ny vadiko , ary miandry azy aho hatory dia aleoko manalazy miresaka antsoratra aminao eto aloha mandrapivononany :-D:-D:-D:-D:-D
57. Herimiafina
(
18/10/2005 02:50)
Hehehehehe, ento aty ileiry hianatra ny frappiko, hehehehe:-D:-D:-D:-D
58. hesham
(
18/10/2005 02:59)
Tsy mila mpampianatra izy , tsy mahita kil ampenarina anga .:-D:-D:-D
59. Herimiafina
(
18/10/2005 03:02)
An3, tsy mahita bandy au courant ny adalambadiny, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
60. hesham
(
18/10/2005 03:13)
:-D:-D:-D iza lazainao fa adala .Sao ianao nanadino ny fianakavianao sy ny retraretra io no misy tsy norma