tena fandeferana ny tena fitiavana
81. boubounezy
(
19/10/2005 09:59)
zany mintsy lé toetsaina dadabe, fa taiza enao no tsy hainao fa tokony andefitra kou ny lhl fa tsy ny vevay iany vakio tsara doly reo mpanoratra reo dé ho fantatrao tsara
dadabe:
Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 17-10-2005 17:03:07
Lohateny : tena fandeferana ny tena fitiavana
ho anareo lelah mahaiza mandefitra @ olotinareo fa tsy hoe akory ny lelah dé tsy maintsy somary tsy manisy hasina ny vevavy. tsy ahazo vady maharitra eo angé nareo e! satry ny vevavy madefitra koukou noho ny lelah. maninn ra mba ampitovizana ny fandeferana? tsy misaraka tsony @ zay fa lambanakou ny fetra
bezouroo doly ooo
fa nahoana marina mou no tokony handefitra e??fa ngah mou :lol:tsy ny vehivavy no natao handefitra e
8)
82. mandrindra
(
19/10/2005 13:47)
boubounezy:
sady asina discution angé lé izy dé eo vo misy lé fandeférana fa tsy hoe akory mandéfitra @ tsy antony. refa samy afampo @ fifamalina dé anjarany tsiray2 no mandinika vay eo fa ra tsy misy kosa ny fandeferana dé tsy misy fifankatiavana vannn amiko!!
ary ny fandéferana natao ho any misaina sy tena tia fa tsy natao ho any tsy tia sy ny tsy misy saina...
mandrindra:
Fa maninona no tokony handefitra ? Na lahy na vavy, rehefa misy tsy mety dia tokony ho lazaina hoe tsy mety. Io mandefindefitra io ihany no manimba zavatra. Any aoriana io tsy maintsy mivoaka ihany koa maninona raha tonga dia lazaina eo no ho eo hoe tsy tiako izany e!!
Inona no tian'i boubounezy lazaina amin'izany ? hoe izay tsy mandefitra dia sady tsy manampitiavana no tsy manantsaina ve? Dia i boubounezy izany no manantsaina ?
Ny olona mifankatia dia samy milaza malalaka izay tiany sy tsy tiany, izany no fitiavana madio. Tsy misy romoromo, tsy misy an'ilya leferiko iny fa tsy teneniko na marary ahy aza. Ny ferin'ny fandeferana dia mihitatra tsikelikely rehefa boba rà ve izay vao hitady ambulance ho any amin'ny hopitaly?
Ny fandeferana anie ka karazana masochisme e, marary ahy fa tohizo fa ekeko foana, izany ve no atao hoe fitiavana. Mifandainga anie izany e.
83. hesham
(
19/10/2005 16:44)
Herimiafina:
Inn moa ny olana amin'izany sa tsy zakan'ny sainao zatra mihiboka ao antrano ao? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
Zakan`ny saiko ny mihoboka ato antrano . Te hanana vevavy otrana anga ianao .:-D:-D:-D:-D:-D
84. xxx
(
19/10/2005 17:00)
ary zah vao mandinika fa lasa resaka olona3 ity kle hesham+boubounezy+herimiafina
manja ee de hafanao de ataovy ao zay mety e
manja ee de hafanao de ataovy ao zay mety e
85. hesham
(
19/10/2005 17:21)
xxx , ka tsisy ola mety miresaka anie e , zay nefa mazoto be :-D:-D:-D:-D:-D:-D
86. Herimiafina
(
19/10/2005 21:13)
Aleo mintsy boubounezy hiditra fa tena maivana loatra le hesham. hehehehe :-D:-D:-D
88. lilbon
(
21/10/2005 12:26)
boubonezy> za indray alou tena tsy handefitra zany kle !
refa diso za de hangina
fa refa marina zany de shanatchie de sanatchie le handefitra !
aleo wa hisaraka any refa tsy mety le tantara f'ahoana mintss za no handefitra e!
refa diso za de hangina
fa refa marina zany de shanatchie de sanatchie le handefitra !
aleo wa hisaraka any refa tsy mety le tantara f'ahoana mintss za no handefitra e!
89. boubounezy
(
21/10/2005 19:27)
enao zany lé oul atao hoe orgueuilleu reny a! na diso na tsy diso dé manao lé toetsaina oul lâche sy tsy misy personalité refa tena dinihina, fa tsy afaka miatrika ny zavatra miseo indrindra ra diso arakiny teninao enao ka tsy miteny, dé tsy mba ahita vhv lambanakou no fetra enao mandrakizay. ary mahazo matoky enao fa dé tsy oula tsyle mintsy satry za mila discution @ couple refa misy zavatra tsy mety ra tsy zany tsy fantatro hoe iza no miaraka @ sô dé lé psycopathe reny. aiza kou efa sady diso enao no mbola miseo hadévotay antsalaka eo!!!!!!!
lilbon:
boubonezy> za indray alou tena tsy handefitra zany kle !
refa diso za de hangina
fa refa marina zany de shanatchie de sanatchie le handefitra !
aleo wa hisaraka any refa tsy mety le tantara f'ahoana mintss za no handefitra e!
91. boubounezy
(
21/10/2005 19:31)
enao angé afaka miditra tsara refa misy tinao ho lazain'é! fa tsy natao ho any rery akory ny kinika fa natao aho any manambava sy ny manatsina sy ny tsy manantainy sy ny manatanana afaka hilalao ny clavier, zany hoe ho any retr'é!
xxx:
ary zah vao mandinika fa lasa resaka olona3 ity kle hesham+boubounezy+herimiafina
manja ee de hafanao de ataovy ao zay mety e
92. boubounezy
(
21/10/2005 19:33)
misy miresaka fona eo ry zareo a! miresah @ dé resahany nareo e!
hesham:
xxx , ka tsisy ola mety miresaka anie e , zay nefa mazoto be :-D:-D:-D:-D:-D:-D
93. boubounezy
(
21/10/2005 19:35)
tsy maivana zany eshame fa zay fotsiny ny fomba fiteniny herimiafina a! tsy mampitovy anay fotsiny za mivatana fiteny zay tsy itakou ny maharatsy azy refa tsy miteny ratsy enao
Herimiafina:
Aleo mintsy boubounezy hiditra fa tena maivana loatra le hesham. hehehehe :-D:-D:-D
94. Herimiafina
(
21/10/2005 20:43)
Tokony mandefitsa kely mintsy enao ry boubounezy, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
95. lilbon
(
22/10/2005 04:39)
boubou> hitako mintss le mivantana ry boubou a!
tsy ratsy ka !
fa boubou kou karazan'ny le sipa tsy mety mandefitsa mintss an !
tsy ratsy ka !
fa boubou kou karazan'ny le sipa tsy mety mandefitsa mintss an !
96. dadabe
(
22/10/2005 09:04)
Ary tena henjana be mihitsy ny fijeriko an'i ity boubounezy ity kle !! sa...rahavavin'i boubou ihany izy ity le ??
mandefera aza e,de karakarao amiozay leess izy ry herimiafina a:roll:
mandefera aza e,de karakarao amiozay leess izy ry herimiafina a:roll:
98. cutie
(
23/10/2005 06:02)
tsangana [ Valio ] 22-10-2005 16:04:33
Lohateny : Re : tena fandeferana ny tena fitiavana
Mandefera am-pitiavana
hafa ndray io zany
99. boubounezy
(
23/10/2005 13:41)
zany ve ny faitanao ny toetrako?
Herimiafina:
Tokony mandefitsa kely mintsy enao ry boubounezy, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
100. boubounezy
(
23/10/2005 13:43)
TSY MARINA ZANY FA HAIKO FONA FITSINY NY MAHAY MANDANJALANJA NY ZAVATRA ATAOKO. za oula tena santimaka be mintsy
lilbon:
boubou> hitako mintss le mivantana ry boubou a!
tsy ratsy ka !
fa boubou kou karazan'ny le sipa tsy mety mandefitsa mintss an !