tena fandeferana ny tena fitiavana

61. Herimiafina ( 18/10/2005 03:16)
Zivaziva kambony iny e, enao moa tsy adala o? hehehehehe :-D:-D:-D

Fa tena adala mitapy mihintsy, adala anah.
62. hesham ( 18/10/2005 03:30)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D , inona re no tokony mba ampadala ana aminao e , toa tsy misy na ny kely ary .:-D:-D:-D:-D
63. Herimiafina ( 18/10/2005 03:34)
Tena otsan'ny nanompa be anao zah zany fa azafady, sao de marary eo le fonao efa tia anah iny ka tsy mety miresaka amiko eo tsony, hehehehehehee:-D:-D:-D:-D
64. hesham ( 18/10/2005 03:39)
Inona zany ompa zany , ary aiza zany manompa zany .Fa iza niteny hoe tia anao aho , aiza zany soratra zany .Sa navadikao le resaka. Ianao tia ahy e :?::-D:-D
65. Herimiafina ( 18/10/2005 03:45)
Ie, tena tia mihintsy ary te-hiaraka hijangajanga be aminao mahintsiny, sady te hi-tsain tsain, sady te-hisaraka sahady aminao na de mbola tsy niditra aza, hehehehehehehehe :-D:-D:-D:-D
66. hesham ( 18/10/2005 03:51)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D iza miteny anao za mijangajanga :-D:-D , tsy ianao mintsy no hijangajangako raha hanao izany aho.:-D
67. Herimiafina ( 18/10/2005 11:59)
Tena fandeferana marina anie le tena fitiavana e, izao zah vao mino mahita anao mandefitra be, hehehehe:-D:-D:-D:-D
68. boubounezy ( 18/10/2005 17:40)
za mandefitra fa tsy mandefitra @ tsy antony akory, zavatra misy herimiafina bé angé ao anatiny fitiavana tena izy e!!!


Herimiafina:

Tena fandeferana marina anie le tena fitiavana e, izao zah vao mino mahita anao mandefitra be, hehehehe:-D:-D:-D:-D



69. boubounezy ( 18/10/2005 17:43)
ra ny fandiniako azy tena tsy mendrika ny eshame io bandy io


Herimiafina:

nenao kou ry hesham de miaraka aminao daholo ze kofa rehetra ato, tsss, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D



70. boubounezy ( 18/10/2005 17:44)
=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D



hesham:

Sao dia tokony hamerina hianatra hamaky teny sy manoratra ianao .Misy tonton kou mampianatra gratos raha manampotona ianao .:-D:-D:-D



71. boubounezy ( 18/10/2005 17:46)
=))=))=))=))=))=))=))=)) ataony eshame mirehatra eo enao ry herimiafina a! aza adalaina kosa izy e!


hesham:

Te hiaraka amiko anga ianao .



72. boubounezy ( 18/10/2005 17:47)
wayyyyyyyyyy!!!!!!!!!


hesham:

oujjjjyyyy frapy aona , za anga mahay ze frapinao any . Nga ianao rery no mahay mifrapy .:-D:-D:-D:-D



73. boubounezy ( 18/10/2005 17:51)
dé boubounezy zany antitra bé mintsy ra i eshame 28ans no lazainy herimiafina fa antitra! hahahahahahahaha!!! ny niaraka t@ko hatraminy zay zandriko 10 na 4 tona farany kely ndrindra



Herimiafina:

Antitra be zany, tssss, mamany no mitovy taona aminao, hehehehhee :-D:-D:-D:-D



74. boubounezy ( 18/10/2005 17:55)
tandremo tsara ny zanakinjy ry heshame fa sô dé pédohpile io herimiahina io a!
zany ary izy efa hoe herimiafina:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D, ary sô dé enao iany ary i hery tsy miafina webmaster ato fa saigy miafinafina fotsiny @ lé sary?

hesham:

Nga tsy zaza njai no tena tinao .Sa antitra moa :-D:-D:-D:-D:-D



75. zefalah ( 18/10/2005 17:58)

hoy enao;
boubounezy:ra misaina sy mandinika tsara enao dé fantratrao ny dikany fandeferana fa, tsy atao otrany vadiny tavaratra akory ka tsy mahazo madidy dy manapaka kou @ tokatrano ra @ rariny. ny anao zany dé éfa alahalom-bonanany omaly ny ataonao @ko. fomba aona ny handeferako @nao ra za mahay mitantana tokatrano no ianao fa tsy hoe lhl enao dé ny vevavy nanaradrenirano fotsiny nefa efa hita bé zao fa miletika??? mandiniha tsara vo mamaly ana fa za akory tsy vadina tavaratra.



ataoko fa tsisy vhv nanevateva lhl @ tsisy dikany.
raha tsy hoe vhv tsy misy saina.
refa ainao ny secre rehetra dia mievitra enao fa azonao atao amin'ny lhl avokoa zay tianao atao?
mba mandinihy kely..fa tsy lhl rehetra no azonao tevatevaina otran'reny !!!tsy fo vato nefa fa mbola nanao azafady t@nao..sa tianao hilelaka ny faladianao izy vao anaiky enao?
tsy mety....tsy mety....tsy vady enao na sipa..na namana ko aza..nefa ajao iany lay maha oul an'lay miresaka aminao...sady tsy enao rery iany ko no mahafantatra an'zany hoe la loi de conversation zany
sika rehetra samy mahay an'zany.
fa enao no nandray tsy raisina de zay no izy.
misaotra nefa aho satria vhv mendrika enao.
atram'zay ka atram'zao
76. boubounezy ( 18/10/2005 17:58)
ka sô dé mba pélaka kosa i hery miafina io ry heshame?:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-D:-D:-D:-D:-D:-D


hesham:

Herimiafina:

Ie, hehehehe. Roa tokotrany ve ny zanak'i toi? sao de efa mba misy lehibebe ho anay? hehehehehe :-D:-D



Tsy ianao izao mintsy no tiko ho vinantoko sady lahy doly ny zanako , ai moa ianao sady mipeka lahy no mipeka vavy .:-D:-D:-D



77. Herimiafina ( 18/10/2005 20:51)
Tsy izay le fanontanina fa hoe sao dia mba vevavy i herimiafina io ry hesham, hehehe:-D:-D:-D:-D
78. hesham ( 19/10/2005 01:50)
Lahy ianao e , fa tia miaramatory @ lahy tahaka anao koa.:-D:-D:-D:-D:-D:-D
79. Herimiafina ( 19/10/2005 03:45)
Inn moa ny olana amin'izany sa tsy zakan'ny sainao zatra mihiboka ao antrano ao? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
80. dadabe ( 19/10/2005 05:44)
Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 17-10-2005 17:03:07
Lohateny : tena fandeferana ny tena fitiavana
ho anareo lelah mahaiza mandefitra @ olotinareo fa tsy hoe akory ny lelah dé tsy maintsy somary tsy manisy hasina ny vevavy. tsy ahazo vady maharitra eo angé nareo e! satry ny vevavy madefitra koukou noho ny lelah. maninn ra mba ampitovizana ny fandeferana? tsy misaraka tsony @ zay fa lambanakou ny fetra

bezouroo doly ooo
fa nahoana marina mou no tokony handefitra e??fa ngah mou :lol:tsy ny vehivavy no natao handefitra e
8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4744