tena fandeferana ny tena fitiavana
101. boubounezy
(
23/10/2005 13:46)
tsy misy enjana zany eo ry dadabé a! ary to asainao aboariny herimiafina za? beau gosse lery ka!fa misotra betsaka anao dadabé nanomé zany hevitra zany dé mba tsofirano ary mou é!
dadabe:
Ary tena henjana be mihitsy ny fijeriko an'i ity boubounezy ity kle !! sa...rahavavin'i boubou ihany izy ity le ??
mandefera aza e,de karakarao amiozay leess izy ry herimiafina a:roll:
102. dadabe
(
23/10/2005 14:17)
okay !
" zah dia mitso-drano an'i herimiafina sy i boubounezy @ fifankatiavana izay kasain'izy ireo haorina ,"
hafatra : mandefera @ fitiavana ,aza mampirafy na ny lahy na ny vavy,aza mifampisintona bodofotsy @ alina sao tsy mirako damba ka mahavoa ny sovoka ,aza mihinana voamadilo be lotra ...........
vita tompoko
afaka manampy ny namana izay te hanampy :@

103. Herimiafina
(
23/10/2005 16:59)
boubounezy:
zany ve ny faitanao ny toetrako?
Herimiafina:
Tokony mandefitsa kely mintsy enao ry boubounezy, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
Non zany no fomba fivazivaziko aminao. tsy tinao ngah?8)
107. Xmarty
(
23/11/2005 19:08)
izaho ndray aloha mpandefindefitra izay ihany raha tsy anampy ahy @ ny raharaha izy tsy dia mampaninona fa vitako foana io;fa ny ahy kosa aloha raha mampirafy ahy dia tonga dia dehors e