tena fandeferana ny tena fitiavana
21. boubounezy
(
17/10/2005 20:01)
TENA ZANY MINTSY AKY A! talou no nanaiky ho ampirafesina sy mitomany fa za zao efa itako tsara ny toerana misy ana.
hesham:
zefalah , nga nareo lhl refa voa mahay marary fa ny ankamaroan`ny vhv anie ka victime fandeferana surtout , raha zay vhv mahatratra anareo lhl mampirafy matetika mandefitra fa raha nareo no mahatratra tena tsy levon`ny vavoninareo ary fisarahana ny iafarany .:P:P
22. boubounezy
(
17/10/2005 20:04)
ka mazava ho azy angé zany e! mora fotsiny; mifandefitra fa tsy mifanambany mifampiresaka tsara ny zavatra tsy ifankazaona, dé milamina fona avy eo.
mbaliana:
tsy aleo ve tenenina dia resahina (dialogue) izay toetra tsy tianao toy izao na toy izao dia asiana tsindry paingotra kely any amin'izay hitanao fa marary azy e, dia raha mangataka pardon izy dia mivaha ny olana e, raha tsy izany dia vita ny tantara.Na izany na tsy izany anefa tsy maintsy mila sacrifice ny fitiavana, tsy voatery ny tianao foana no hatao fa mba hanontanio koa ny heviny.Raha tena misy ny fitiavana dia lasa fahafinaretana ho anao koa anie ny mba manao izay tian'ilay olona tianao.
Rehefa tsy misy ny point iraisana dia atao androany an'azy dia amin'ny manaraka ny anao na vice-versa.
23. boubounezy
(
17/10/2005 20:07)
aleo dinihana tsara fa misy cercle vicieux be ao fa izay mahay mandanjalanja ny fifandeferana sy ny fifamalina iany no mahay mitazona ny olotiany
tsangana:
fanomezana tsy miandry takalo no tena fitiavana.
24. hesham
(
17/10/2005 23:43)
[quote=boubounezy]
aleo dinihana tsara fa misy cercle vicieux be ao fa izay mahay mandanjalanja ny fifandeferana sy ny fifamalina iany no mahay mitazona ny olotiany
Tsy hitako tsony ze hanampina ny teninao .
Folahana hatrami`ny voalohany ny lehilahy iarahana fa raha tsy zany midingindrambo . misaotra an`A/tra klou fa hatramizao de folaka zay nofolahana e na miseho ho mafiloha ary ,anaovako mokondoha koa e .
Aiza ny tsy hiteny amiko raha ohatra ka ianao no niaraka tamiko ry zefalah , alako mintsy zay vavanao zay .:-D:-D

25. Herimiafina
(
18/10/2005 00:14)
nenao kou ry hesham de miaraka aminao daholo ze kofa rehetra ato, tsss, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
26. hesham
(
18/10/2005 00:20)
Sao dia tokony hamerina hianatra hamaky teny sy manoratra ianao .Misy tonton kou mampianatra gratos raha manampotona ianao .:-D:-D:-D
28. Herimiafina
(
18/10/2005 00:26)
Eeeh, enao zany to mangalatra le frappy fanaoko, zah no tokony hanontany an'izany, hehehehe :-D:-D:-D:-D
29. hesham
(
18/10/2005 00:33)
oujjjjyyyy frapy aona , za anga mahay ze frapinao any . Nga ianao rery no mahay mifrapy .:-D:-D:-D:-D
30. Herimiafina
(
18/10/2005 00:36)
Mba mi-frappy hono ra-hesham klé, amin'izay frappin'antitra be, hehehehe, efa lany daty reny ry meme an, hehehe :-D:-D:-D:-D
32. Herimiafina
(
18/10/2005 00:44)
Bebeanay aza efa tsy andairan'izany tsony, hehehehehehe. Enao zao no mbola hitako hanadairany tsara, hehehe :-D:-D:-D:-D
33. hesham
(
18/10/2005 00:51)
Aleo hazava klou fa za tsy antitra e , 28 ans . :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
34. Herimiafina
(
18/10/2005 00:52)
Antitra be zany, tssss, mamany no mitovy taona aminao, hehehehhee :-D:-D:-D:-D
35. hesham
(
18/10/2005 00:58)
Antitra aminao fa tanora @ vadiko . Sady tsy mahagaga, ianao ary pedofil kou .
38. Herimiafina
(
18/10/2005 01:08)
Ie, hehehehe. Roa tokotrany ve ny zanak'i toi? sao de efa mba misy lehibebe ho anay? hehehehehe :-D:-D