manova resaka...

1. lanto ( 27/05/2005 13:24)
Ndao hovaina ny resaka !

Hanome fehezanteny iray aho, dia izay manaraka eo manova teny iray ao anatiny. Aoka mba hasongadina tsara ilay teny vaovao :)
Mety ho hitantsika eto hoe ahoana ny fiatombohan'ny tsaho sy honohono.....

Hovaliko ihany ny voalohany hatao ohatra :

Mitomany valala ny alika marobe.





Nahitsin'i lanto
novalian'i dadabe ny 02/07/2005 13:35
2. lanto ( 27/05/2005 13:24)
Misambotra valala ny alika marobe.
3. rurik ( 27/05/2005 13:28)
.........

Nahitsin'i lanto
novalian'i rurik ny 27/05/2005 13:32
4. Mifenty ( 27/05/2005 13:29)
................



Nahitsin'i lanto
novalian'i Mifenty ny 27/05/2005 13:32
5. maditra ( 27/05/2005 13:30)
Misamboatra valala ny ankizy maro be.
6. Mifenty ( 27/05/2005 13:34)
zay vao azo araka hay.

Mihinana valala ny ankizy marobe.

7. lanto ( 27/05/2005 13:39)
Mihinana saosisy ny ankizy marobe.
8. ari.malala ( 27/05/2005 13:49)
manendy saosisy ny ankizy maro be

9. nikopol ( 27/05/2005 13:54)
oupssssssssss

Nahitsin'i lanto
novalian'i nikopol ny 27/05/2005 14:21
10. sonwin ( 27/05/2005 14:27)
manendy mofo ny ankizy maro be
11. welie ( 27/05/2005 14:34)
manapakamofo ny ankizy maro be
12. dadabe ( 27/05/2005 15:09)
fa maninona no nahitsin'i lanto daholo aza le izy le ???:-w
zao zao zah lasa matahotra sao de ahitsin'i lanto eo kounkou le


fa zao klou e
mifampisipany ankizy marobe :miam::miam::miam:
13. mamzelkely ( 27/05/2005 15:55)
mifampisipa ny namana marobe
14. lanto ( 27/05/2005 16:29)
Oay nakepok'i dadabe ny teny iray :( Izao 3 sisa !!!!


Mifampizara sipa ny namana marobe :p





15. booboo ( 27/05/2005 16:30)
Mifampizara sipa ny namana virtoaly
16. welie ( 27/05/2005 16:53)
Mifangalatra sipa ny namana virtoaly :-P

Bizz doly klou e!
Bizz be lanto de sotsa @le lalao...

17. lanto ( 27/05/2005 17:02)
Mifangalatra milibandy ny namana virtoaly.

Bizzz pampl :p welie
18. welie ( 27/05/2005 17:47)
Mifampindrana milibandy ny namana virtoaly.
19. dadabe ( 27/05/2005 19:37)
Mifampindrana stringny namana virtoaly
20. booboo ( 27/05/2005 20:19)
Mifampindrana string ny adalavirtoaly (hihihi)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0913