manova resaka...

61. lanto ( 30/05/2005 19:19)
Rovitra pataloha ny dadaben'ny namana.

:-D:-D:-D
62. hery ( 30/05/2005 19:23)
Nividy pataloha ny dadaben'ny namana
63. welie ( 30/05/2005 19:27)
Nividy taty ny dadaben'ny namana... (mitovy we tatin-jaza an!)
64. sorom ( 30/05/2005 19:36)
nividy kilaoty ny dadaben'ny namana...
65. welie ( 30/05/2005 20:18)
nividy kilaoty ny dadaben'ny frera... :-P
66. sasa ( 31/05/2005 04:42)
MANAO kilaoty ny dadaben'ny frera:lol:
67. dadabe ( 31/05/2005 05:57)
:twisted::twisted::twisted::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
bogosy be ny dadaben'ny namana:D:D
68. ari.malala ( 31/05/2005 08:47)
Mahafinaritra be ny dadaben'ny namana.

dadabe> :-*
69. yonikafopl ( 31/05/2005 09:48)
mahafinaritra be ny resakyny namana
70. hery ( 31/05/2005 10:02)
miitatra be ny resaky ny namana
71. dadabe ( 31/05/2005 12:57)
miitatra be ny fitiavan'ny namana
72. ari.malala ( 31/05/2005 13:01)
:) miova be ny fitiavan'ny namana
73. sasa ( 31/05/2005 13:35)
MATOTRA be ny fitiavan'ny namana:)
74. welie ( 31/05/2005 17:26)
Matotra be ny resaky ny namana!

hery> 8-)
75. dadabe ( 31/05/2005 18:12)
matotra be ny resaky ny :-Psipa
76. lanto ( 31/05/2005 18:13)
masaka be ny resaky ny sipa
77. dadabe ( 31/05/2005 18:16)
masaka be le resaka manta
78. yonikafopl ( 01/06/2005 01:14)

Misenina be ny resaky ny namana
79. sasa ( 01/06/2005 04:59)
Misenina be ny resaky DADABE
80. lanto ( 01/06/2005 07:37)
Misenina be ny vadin'i dadabe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7482