manova resaka...
41. mishou
(
29/05/2005 13:04)
fa ahoana no hors sizé e, sipa sisa no najanonany de nesorinay ny maina fa tsy tianay de nesorinay ny virtoaly de nosoloanay manoaka ny mandrezatra de tsy azonay intsony
izao indray ary e
misintona lamba ny sipa tena izy
(nosoloina indray ilay maina sy ilay virtoaly de mety sa tsy mety)
miishou> satria teny iray (1) ihany no soloina isakt ny mandeh
Nahitsin'i lanto
izao indray ary e
misintona lamba ny sipa tena izy
(nosoloina indray ilay maina sy ilay virtoaly de mety sa tsy mety)
miishou> satria teny iray (1) ihany no soloina isakt ny mandeh
Nahitsin'i lanto
novalian'i mishou ny 29/05/2005 14:15
43. mishou
(
29/05/2005 16:46)
lanto> hay ve e, averina @ izay zany, za efa nieritreritra fa zavatra hafa hoe fa naninn ary za
misintona lamba ny sipa tia mirevy8-)
misintona lamba ny sipa tia mirevy8-)
44. yonikafopl
(
29/05/2005 16:49)
mishou dadabe :evil::evil: mba manaja ilay fitsipiky ny lalao nareo kle
mandrezatra voronkely ny sipa mola.
io ngamba le phrase farany tsy hors sujet
mitainginavoronkely ny sipa mola
mandrezatra voronkely ny sipa mola.
io ngamba le phrase farany tsy hors sujet
mitainginavoronkely ny sipa mola
45. mishou
(
29/05/2005 16:56)
yonika> voronkely koa ve de hotaingenana fa tsy mba hoe voromahery
mitaingina biskleta ny sipa mola
mitaingina biskleta ny sipa mola
50. sasa
(
30/05/2005 05:22)
mitaingina bisikileta ny sipan'ny lanto
kay za mijapy fotsiny fa tara tsy haiko na mety na tsy mety
kay za mijapy fotsiny fa tara tsy haiko na mety na tsy mety
56. welie
(
30/05/2005 13:01)
Mandena fandriana ny dadaben'ny sasany... :-P
(ieeeeee.... le ao an.tsainao mintsy ka!!!)
(ieeeeee.... le ao an.tsainao mintsy ka!!!)
60. welie
(
30/05/2005 18:52)
dadabe> Hahahhahaha....... :-*
Mik... ampataloha ny dadaben'ny namana... Oups kambo io fa sao bedin'i lanto eo zà... :-P
Niborotsaka pataloha ny dadaben'ny namana...
Mik... ampataloha ny dadaben'ny namana... Oups kambo io fa sao bedin'i lanto eo zà... :-P
Niborotsaka pataloha ny dadaben'ny namana...
