manova resaka...
1. lanto
(
27/05/2005 13:24)
Ndao hovaina ny resaka !
Hanome fehezanteny iray aho, dia izay manaraka eo manova teny iray ao anatiny. Aoka mba hasongadina tsara ilay teny vaovao :)
Mety ho hitantsika eto hoe ahoana ny fiatombohan'ny tsaho sy honohono.....
Hovaliko ihany ny voalohany hatao ohatra :
Mitomany valala ny alika marobe.
Nahitsin'i lanto

répondu par dadabe le 02/07/2005 13:35
12. dadabe
(
27/05/2005 15:09)
fa maninona no nahitsin'i lanto daholo aza le izy le ???:-w
zao zao zah lasa matahotra sao de ahitsin'i lanto eo kounkou le
fa zao klou e
mifampisipany ankizy marobe :miam::miam::miam:
zao zao zah lasa matahotra sao de ahitsin'i lanto eo kounkou le
fa zao klou e
mifampisipany ankizy marobe :miam::miam::miam:
16. welie
(
27/05/2005 16:53)
Mifangalatra sipa ny namana virtoaly :-P
Bizz doly klou e!
Bizz be lanto de sotsa @le lalao...
Bizz doly klou e!
Bizz be lanto de sotsa @le lalao...