ny fitiavana sy ny vola

1. lema ( 01/12/2004 19:14)
mety mampitombo na mampiena ny fitiavana ve ny fisiana na tsy fisian\'ny vola ao an-trano na @ couple.
fa ny fantatra alou dé ny vola foana hatramin\'izao nbo mahery nohon\'ny fitiavana e!
2. kally ( 01/12/2004 20:43)
Isan\'ny mampikorontana tokantrano ny tsy fahampiam-bola,samy sorena eo ny mpivady dia mifampila kisa rehefa tapaka be!
Nefa mety hampifanakaiky ny mpifankatia koa,miara-mihafy,miara-mitady,miara-manonofy ,tsy nifanary t@ ady tena mafy ka vao mainka lasa mafy ny fitiavana sady matotra.
3. fijo ( 01/12/2004 22:10)
raha sipa,dia mampiray io,fa raha vady dia mampiady io.
hoy le virja.
4. lejim ( 02/12/2004 02:44)
Gidraka koa izany ra-vola izany an. Mandresy no mibaiko fitiavana. Tssss, ny olombelona mihitsy no betsaka interet loatra.!
5. loockx ( 02/12/2004 03:16)
Tsy tokony hiaraka reo nefa tsy afa-misaraka tsony rah jerena am toetr\'andro ankehitriny. Rah tia nge e, tsy ny androany iany no jerena fa ny rahampitso koa. Tsy ho faty v le olontiana rah rano mangatsiaka foana no omena azy isan\'andro?
6. lucas ( 02/12/2004 06:10)
Mampiaky toko lo fa ra tsisy vola toa tsisy fitiavana @ ankapobeny e!satria manko ra oatra ka tsisy vola enao na ividianana kitro aza ka ra kitro misy rovitra na ratsy2 nanananao de tena magarika anao ny sipa.
7. tolotra ( 02/12/2004 08:01)
ny vola no maha rangah! fa rah tsimisy vola d aza manatena ny ahita fitiavana, fa na b fitiavana tahakaninona ary ka aza atao misy vola angeh eo e! d endraso eo paoly,fa d miodina ny sipa,mitadiava ihany vola ry bandy akama a!
8. lema ( 02/12/2004 08:31)
zao zany ny filaharany raha azoko tsara:
1:vola
2:vo.y
3:voninahitra
9. ravatorano ( 02/12/2004 09:02)
za zao raha nandeha tany amin ny fianakam \'s akiray izay d izao no kozin ilay razoky mantsy ny zanany lahy sipa mba miasa ihany vadiana d amizay lesany afaka mifanampy tsara amin ny fiainana .Misy marina io satria fifanampiana fa tsy interet manokana.
ilay filaharana ralema mila ampiana kle sa aiza ho aiza ny toeran ny vhv amin io ? :-D :-D :-D
10. lema ( 02/12/2004 10:39)
ao @ faha roa no misy azy.
11. chipie1 ( 02/12/2004 11:04)
eo zany no filaharany i lema le faharoa!!
12. booboo ( 02/12/2004 11:09)
:-D
13. jhouhlambout ( 02/12/2004 11:17)
Fanampiana kely ny efa voalaza @ ilay filaharana:
1. ny fitiavan-tena ;
2. ny fitiavam-bola ;
3. ny fitiavan-boninahitra ;
4. ny fahafinaretan\'ny nofo.
14. lucas ( 02/12/2004 12:12)
Zany hoe ra tsy voky ny tena tsy afa-mitady vola.ra tsita ny vola tsy mahaza voninahitra.avy eo zany vao :* :-D ra azoko tsara an!
15. kinaoly ( 02/12/2004 14:20)
chipie1> marina nenjy akia, :-D
lema>et toc :-P
16. lema ( 02/12/2004 14:42)
kinaoly:tsy azoko ny tianao ho lazaina
17. dezy ( 02/12/2004 15:34)
taloha \"trano bongo misy tantely \" akehitriny \"trano be feno vola\"zany zao no filamatra hono.Inn moa no mitazona atsika aty alavitra aty e,tsy io vola io ihany?? na ny RAR aza manafatra we:aza mbola mody klou fa mafy aty,vofetrany vola doly zany ny fitiavana rehetra na efa ela aza tsy nahita RAR tsika , ny mombany sipa njay de efa voateny ery ambony ery doly
18. dynatra ( 02/12/2004 17:17)
:roll:
ny odyFITIA tena mahery indrindra hono dia ny VOLA
19. sechat ( 02/12/2004 17:19)
dynatra> efa nanandrana ngah enao? de mande ve? :-D :-D
20. nikopol ( 02/12/2004 17:20)
aza manaiky jamban\'ny vola ry reto fa misy zavatra hafa nge e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2817