ny fitiavana sy ny vola

41. poupounesana ( 04/12/2004 08:50)
matetika anie ry reto ny oll b vola tsy d mitombona tsara eh!(miodina zany, misotro b ka tsy hitany tsinona zay andaniany ny volany koa ( mialatsiny @nareo zay b vola ato za han fa hoy zaho hoe \"matetika\")
fazao koa eh, ny olombelona tsy hahazo ny feno mihitsy : na enao tsara tarehy fa tsy manambola, na enao manakarena sady tsara tarehy fa momba, na enao manambola fa ratsy tarehy b! na enao sady manambola no tsara tarehy saingy tsy sociable! na koa sociable fa araraotin\'ny oll ftsiny ! bdb ny options eh!d inn aza no tianareo kokoa? le vola ihany v?
ny ratsy tarehy sady mahantra alou no tena mampalahelo fa ny oll tsy maintsy misy vitana tsara foana any farafaratsiny iray!fa misy banga iray ihany koa alou eh!
42. dezy ( 06/12/2004 14:27)
aleo zany manao mopera klé :-D :-D :-D :-D ny fanahy avotsa, ny tena madio ,sady tsy mivaky loha @ ze sipa (l)
43. xxx ( 06/12/2004 14:58)
poupounesana/ za misy banga telo....ny nifiko. :lol: :lol: .Mahantra tsy manambola za hanoloana azy ary mainka kouh manaratsy hatrany ny tarehiko le izy. hihihi
Tsy mahatsiaro tena mampalahelo anefa za satria mbola misy anareo mivanitika miaraka amiko eto ! :D
samoina
44. fijo ( 06/12/2004 23:17)
de za izany ahoana le.tsy vola ,nefa mba virja ihnay.
45. ikaretsaka ( 07/12/2004 06:24)
rehefa tsy anakitoa no miaraka de mety ra fijo an
TSY misy vola=TSY misy fahaverezana virginity!
46. fijo ( 08/12/2004 22:52)
misy sansa ihany izany aho ka
47. pitchoune ( 08/01/2005 19:18)
Hitanareo rehefa manao voady eny amin\'ny alitara? ilay teny hoe na amin\'ny mora na amin\'ny sarotra? iny no tokony ataon\'ny olona miaraka filamatra, fa ny fijeriko azy io aloha raha izaho manokana et ça n\'engage que moi, dia misy ny olona tsy mahatazona azy io, nefa ny zavatra kely mba tiako lazaina fotsiny dia hoe (mila tsiny raha lazaiko amin\'ny teny vahiny fa io no mahalaza azy hoe:\"l\'argent ne fait pas le bonheur, il y contribue\", fa ianao raha manana ariary dia mila ariary folo, raha manana roapolo dia mila ariary zato, ka ny fitadiavana izay no miaraka mila atao na ny fitantanana izay kely eo am-pelan-tanana no mila iarahana, fa raha vola no atao antom piainana dia tsy hisy hifankatia ny olombelona ka tsqy haiko izay fijerinareo.
48. poupounesana ( 09/01/2005 12:09)
blavo pitchoune!
inn koa alou zao io tsy misy vola =tsy misy fahaverezana virginity\" io? tsy refa tsy misy ary v ny vola no tena mahavery2 foana an\'izy io? efa tany nossibe hellville v nareo? any han, ankizy voa 12ans d efa mitady vola manko! mampalahelo! ary le izy lasa hatr@ny RAD no mandefa ny zanany mitady vola aloha b hoatrna\'zany han!
49. ikaretsaka ( 09/01/2005 19:06)
ka jamban\'ny Vola sa jamban\'ny Vo
50. fijo ( 15/02/2005 00:29)
za efa tany ry poupou fa io le fahantrano no mahatonga azy.
51. Ramaso ( 20/02/2005 06:16)
v atakalo V io e.. vary atakalo vody ohatra na virjinite an
52. dadabe ( 20/02/2005 09:23)
blague kely:
une femme a trois maris,un jeune pour le choc,un homme pour le chic,et un vieux pour le cheque.

ny fanambadiana dia fitambarana V 3( Vola+Vady+Vody)raha tsy izany mandringa :wink:
53. Ramaso ( 20/02/2005 18:34)
toko telo mahamasa--- ireo
54. fijo ( 21/02/2005 23:08)
marina kle
55. Niels ( 27/04/2005 14:57)
"L'amour n'a jamais nourit personne"
56. fijo ( 27/04/2005 21:48)
marina izany.na dia maha be kibo aza io tsy mahavoky.
57. zandrikely ( 24/05/2005 14:14)
ilaina ny sosy , ilaina ko anefa ny fitiavana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3832