ny fitiavana sy ny vola

21. sechat ( 02/12/2004 17:30)
nikopol> efa ho\'e modia @ zay ho\'a fa alina ny andro :-D :-D :-D
22. ramoul ( 02/12/2004 18:27)
AMin\' izao fotoana hiainan\'tsika zao dia tsy misy fitiavana intsony ra tsy misy ny vola eo ampelatanana, sur tous ny tanora ankehitriny izany 8O
23. booboo ( 02/12/2004 19:18)
ramoul>vola zany no itiavan\'ingahy an\'i ... :°) sy itiavany an\'ingahy ? :-P
24. lema ( 02/12/2004 19:43)
ka le fitivam-bola efa hatramin\'ny andron\'ny jeso e!
25. nikopol ( 02/12/2004 19:44)
ny ahy alou raha mafinaritra ahy tsy angatahako vola e ! :lol:
26. mihanta ( 02/12/2004 20:14)
nefa na d zany aza mbola tsy misy mahasolo ny fitiavana raha tena fitiavana marina
27. fijo ( 02/12/2004 21:06)
izao e,ny fitiavana afo dia ny vola kitay.esory ny kitay raha mbola hirehitra ela le afo.
28. dezy ( 03/12/2004 08:13)
mihanta>aiza no misy lay fitiavana marina??sao de manana enao , (l) :* :* :*
fijo>ka ra vao esorina le kitay de hireatra @inn le afo?? :-D :-D :-D asina petrol njay ve???vao maika lafo be
29. lucas ( 03/12/2004 08:38)
:-D
30. lema ( 03/12/2004 09:08)
inn ary no tsara miaraka @ olna tianao fa tsisy vola sa miaraka @ olona tsy tiana fa be sosy?
31. dezy ( 03/12/2004 09:24)
lema> miaraka @ oul tina sady be sosy be ,bobaka mihitsy an :-D :-D :-D :-D :-D
32. ravatorano ( 03/12/2004 09:37)
dezy mety tsara izany sady misy parotsa no tianao tena masaka b izany fa matetika tsy hahita izany ianao satria ny sosy tsy maintsy tedavina mila hatsembohana vao hita.
33. tolotra ( 03/12/2004 12:03)
matetika ny bandy ratsy tsy tiany viavy ireny no b vola fa ny bandy milay ilay akafiziny ireny tapaka b, d ahoana aiza no fipetrany
34. chipie1 ( 03/12/2004 12:18)
samy manana ny tiany io ka aoka tsy hifamitsikera!
35. poupounesana ( 03/12/2004 15:12)
ny tena tsara ry lema d miaraka@ olona tiana d aveo miaraka mitady vola
36. kally ( 03/12/2004 19:46)
izay mihitsy manko ry Poupounesana a!
Fa aza miaraka @ olona kamo sy midahoahoa fotsiny fa manjary maty indray ilay fitia.Sa ahoana?
37. lema ( 03/12/2004 20:30)
\"fa ny vola no mapitombo ny fitiavana\"na misy olona tena tsy tianao fa tafaraka ihany nareo fa be sosys izy dé lasa misy fitiavana maniry ho azy
38. xxx ( 04/12/2004 04:18)
Zay e!! ka raha tsara aza enao nefa tsy misy sosy de inona moa ny dikany !!! ka noho izany ny vola no tena mampitombo ny fitiavana ee!!!
fa ny tena tsara alou de oe sady tsara no be vola eee!! @\'zay mahavoa double eeeeeeeeeeee!
39. kally ( 04/12/2004 08:35)
Raha tena hoe olona ho vadinao izany ry Lema tsy maintsy jerena daholo ny lafiny rehetra fa tsy iray ihany a!na be vola tahaky ny inona iny nefa mampangorintsina ny mihaino ny fiteniny sy ny kasihin\'ny tanany,hatao inona?Aleo tsy misy.Raha dia tiana koa nefa hita fa zefa be baikoina lava koa,atao inona?Raha tsy manambola kosa ary tiana ka hita fa mihoitra sy mety ho tafita rehefa ela ny ela,dia lasa izao koa.Ary tsy noeritreretin\'i Lema mihitsy angaha fa sarotra ihany izany hamantam-bonona ny volan\'ny sasany izany,asa aloha e!tonga ho azy ny latsa angamba avy eo hoe ianao aza izaho no naha-toy izao sy izao anao,aleo miara-mihoitra kah!
40. lema ( 04/12/2004 08:40)
kally:tsy misy toy ny mamanta-bonona zany manovana sisa no atao fa tsy mila vaky loha intsony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1214