tiako ianao

1. xxx ( 29/05/2004 06:11)
ampy ahy ve ny milaza izay amin 'ilay olontiako?

tiako ianao ampy izay, tsy asiana hoe nahoana !
raha tsy hoe envoy er-na , d avy eo manisa hafatra ... d firy moa izy teo ? 50 !!
novalian'i atmos ny 01/07/2004 21:39
2. soa ( 29/05/2004 07:13)
ra mbola tsy ampy azy aloha zany dia asa loatra inona no tadiaviny e!
refa tsy ampy azy dia za hitenenana azy sy andefasana ilay hafatra 50 fa raisiko an-tanan-droa! lol
3. poupounesana ( 29/05/2004 09:28)
tsy ampy kosa zany kah!mila porofo mivaingana! mora ange miteny an'zany in-50 eh! fa ahoana no afantaran hoe marina tokoa v?
4. nolimit ( 29/05/2004 20:13)
Marina izany ry Soa ny tenanay koa izany tena mila an'izany mihintsy ka mba avilio aty raha azo atao ha!ha!
5. nikopol ( 29/05/2004 20:43)
Soa sy poupounesana a, misy tiako ny iray aminareo roa.
6. chipie1 ( 31/05/2004 09:03)
hmmm!
7. kinaoly ( 31/05/2004 10:39)
ny fihetsika no mahalaza kokoa ny ao anatin'ny fo nohon'ny teny. fa na zany aza tsy mora ny miteny hoe tiako enao @ny ol tsy hanana fitiavana na dia kely aza. zany hoe matoa ilay ol mahateny izany dia misy fitiavana ao, ny lanjany no tsy fantatra :D
8. poupounesana ( 31/05/2004 17:09)
nikopol : iza @nay roa aza no tianao eh? aza asiana suspens moa eh
9. fijo ( 31/05/2004 21:20)
ze botabota kely hono e.iza no botabota ianareo roa?
10. cutie ( 31/05/2004 22:51)

Mba asiana we nahona kosa alou le we tiako enao. misy antony daholo manko hono ny zavatra rehetra fa tsy miforomporona fotsiny.
Sa angamba efa mety mety voalaza any @ le hafatra 50 ny antony. hihi.
11. poupounesana ( 01/06/2004 05:31)
manala ny botakely ndray fijo an
12. nikopol ( 01/06/2004 06:02)
Poupounesana a! njy irery no tiako fa aza tenenina amin'i soa!
Fijo : marina io botabotakely io.
13. ari.malala ( 01/06/2004 10:04)
Aza mitia @ molotra fa kobaka am-bava izany, tiava @ asa tokoa sy am-pahamarinana hoy ny hiram-pivavahana iray izay fa marina izany.
14. nyna ( 01/06/2004 11:20)
matoa nasiana ny karazam-porofompitiavana dia tsy ampy ny miteny hoe: "tiako ianao" fotsiny!
15. samoina ( 01/06/2004 11:40)
Tiana tahaka ny tena sa tiana toy ny fitiavan-tsakafo ?
16. fijo ( 02/06/2004 00:11)
inona ary io porofo io e.ilay antony koa anie raha misy ratsy e,satria rehefa tsy eo izany io antony io dia vita koa ilay jetaka be tary amboalohany?
17. tequila ( 02/06/2004 07:04)
eny hoa ry fijo .

"tsy misy hono ny fitiavana , fa ny porofom-pitiavana no misy "

Cutie: raha ohatra ka antony no tadiavinao dia iny ihany izany no tianao eny amilay olona , izany ve dia fitiavana?

Porofo be dia be e , tsy voatery volamena na diamant vao porofo fa tsiky aza dia efa anisany . Sady tsy aleo ve kely be dia be? Misy namako izay mahazo carte avy amy vadiny isamaraina , be inspiration alou lay bandy e :D
18. chipie1 ( 02/06/2004 08:29)
za klou mila " je t' aime" isan'andro e! hihihihihihi
19. poupounesana ( 02/06/2004 09:28)
tequila, na zao koa bedebe ny karazampitiavana d samy porofo mifanaraka @ le izy tsirairay avy! ka hoatran'ahoana hono no itiavana i nokopol ahy eh? tsy maintsy porofo vao mahavaly an'zay han! je t'aime zany manko d na papa na maman na cousin na cousine na zandry na zoky d azo tenenina an'zany daholo
20. samoina ( 02/06/2004 09:48)
Chipie1/ Le vĂ´teny tsindraindray @ tsy ampoizinao iny izy no tena milay kouh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1639