tiako ianao

41. chipie1 ( 04/06/2004 08:39)
samoina> tsy misy kabary zany ry samoina a!
maux de tête inn kounkou
samy manana ny tiany sy ny fisainany io wa... zay ny anà hihihihihihi
lol
42. samoina ( 04/06/2004 08:50)
mumu/ asa= bisoubisou+calincalin
43. mumu ( 04/06/2004 08:59)
samoina ah ok de aza adino kou ny safosafo!
44. samoina ( 04/06/2004 09:02)
hihihi ! tsy maintsy miainga @ io kouh !
45. chipie1 ( 04/06/2004 09:09)
hmmmm!
46. mumu ( 04/06/2004 09:21)
de massage refa hita fa reraka ny ray!
47. samoina ( 04/06/2004 09:41)
Tsy maninona ny massage na tsy reraka aza e ! Fa aza atao mena-boanjo fotsiny fa misy tsy mahazaka voandro !
48. booboo ( 04/06/2004 10:41)
49. mumu ( 04/06/2004 10:44)
hihihihihi
dain!!!
50. jhouhlambout ( 04/06/2004 11:03)
: )
51. ari.malala ( 07/06/2004 08:49)
ka le vandro mamofona b ko! manjary mankarary an doha
52. mumu ( 07/06/2004 10:07)
hihihih
de miara mandro avy eo akia
53. ari.malala ( 07/06/2004 10:27)
an an an! tena tsy lasa ka! tsy afaka ireny ko
54. mumu ( 07/06/2004 10:32)
hihihihi
manao bain ary e!! de miara milona ao!!
55. nikopol ( 07/06/2004 11:29)
Ilay miaraka maka bain tena anisan'ny manamafy ny fitiavana ry zareo a!
Asiana rano-tsavony mandroatra be ireny dia mifanadio ratsa-tongotra eo.
56. booboo ( 07/06/2004 11:43)
giligiliiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii :)
57. chipie1 ( 07/06/2004 12:09)
58. solofohery ( 07/06/2004 13:06)
de tsy haiko aloha zay ho valiana amin'io fa za koa aza mba tratran'io!
59. samoina ( 07/06/2004 13:40)
De ahôna raha tsy manana baignoire le ! Fenoina shôpoin zany ny volo handrôtra tsara de iny no hanorana ratsa-tongotra ? Sport be kle ! hihihi
60. mumu ( 07/06/2004 14:16)
tanjemo fotsiny mitsingidina ao ary an!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2874