tiako ianao

81. mumu ( 08/06/2004 13:04)
hihihihi
dain mihembotra njay samoina!!
82. samoina ( 08/06/2004 13:16)
kou tsy mbola nisy nanotra akory de mainka vizambizana @ ity resaka samahanareo 'ty kle !
Ary hay ratsa-tongotr'i nikopol kay no niantombohany fa tsy nenà anie e ! hihihihi
83. fijo ( 08/06/2004 23:04)
tena fanina aho fa toa misamaka be le resatongotra ko.ih,ih,ih
84. ari.malala ( 09/06/2004 11:38)
in iany ary zo resa tsamaka izao?! nareo reto an!
85. unik ( 09/06/2004 20:56)
ari.malala> zay zany hono lé profo pitiavana e
86. yonikafopl ( 10/06/2004 00:10)
unik le porofo ve hoe tiako ianao dia misamaha?????????????
87. ari.malala ( 10/06/2004 06:05)
mba hafa koa izany porofom-pitiavan-dry unik zany an! tena unik marina ianao ka! :-)
88. jhouhlambout ( 10/06/2004 11:36)
Fa inona indray no tadiavinareo e? ... Hoe refa tiako ianao dia ndao hanao chambre à part ve?
89. fijo ( 10/06/2004 22:16)
ih,ih,ih,marina letsy izany rajhoul.
90. ari.malala ( 11/06/2004 05:46)
an an an ka, tsy oe zany anie fa ilay hoe misamaka mintsy no mampimeê! fa tena misamaka tokoa ve?
91. six ( 11/06/2004 07:15)
fa ari.malala kou zany d mody fanina! ka le misamaka le misamaka e!!!!! hotr'zay hihihhhhhhhhhh
92. chipie1 ( 11/06/2004 07:26)
: )
93. unik ( 11/06/2004 07:35)
je vais essayer d'etre plus pratik: samoina: tiako enao!!!!
(ça te suffit?)
94. samoina ( 11/06/2004 08:06)
unik / tena mifona za marina fa bandy ka tsy hisabaka mandrakizay amina bandy koa e . Marina e ! Vonjeo eeeeee !
95. mumu ( 11/06/2004 08:13)
unik oayy lé inona ity mitory fitiavana amin'ny bandy ty klé!!!
alazako elà anjoany!!!

Samoina hihihih ataovy iany misababaka ety amin'ny forum ety!!
96. unik ( 11/06/2004 08:56)
wadray tokou lé! hay ve samoina....
an3 ! tena tsy ampy fotsiny zany lé miteny oe tiako enao fa mila vérifer_na alou ! sao dé tsatsa otsanah eo koa!!!
97. chipie1 ( 11/06/2004 21:20)
: )
98. poupounesana ( 14/06/2004 08:08)
tsy arako ntsony le resaka
99. ari.malala ( 14/06/2004 08:50)
six â; tsy hoe mody fanina aho akory fa le resaka zany mampime ê! f'angaha koa nefa rehefa hoe tia d tsy maintsy we misamaka na misabaka ka! nareo reto an!
100. fijo ( 15/06/2004 04:39)
tandremo ihany rasamoina fa efa misy mitady hikitika an.ih,ih,ih,
ari malala>tsy misamaka na misabaka,fa mba tiako ianao dia mandry ny tany e.azokazonao ve io?ih,ih,ih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.127