tiako ianao

21. samoina ( 02/06/2004 09:49)
Le isan'andro toa mananihany !!
22. ari.malala ( 02/06/2004 10:31)
f'angaha alo manao matematika ity mitia no mila porofo ê! t@ T5 no tadidiko nampiasa izany porofo ara tsivy ka !

chipie1> raha tsy itenenany an'izany isan' andro izany indry d aôna?
23. jhouhlambout ( 02/06/2004 10:49)
....hihihi.... dé en manque... :-(
24. chipie1 ( 02/06/2004 16:56)
ari-malala tsy maintsy oa hihihihilol
jhoul> pfffffffff...
25. tely ( 02/06/2004 17:08)
tsy dia tsara moa raha lazainamatetika e! manjary lany manja, sa ahoana? tonga dia manindrona tsara lé izy refa elaela tsy nilatsaka iny!! tonga dé zeut'mm bé!!
26. fijo ( 02/06/2004 20:57)
tsy aleo ve tsiky sy orokoroka matetika toa izay jetaka isanandro,tsy hay intsony hoe t'aime sosotra na faly na mila inona.
27. jhouhlambout ( 03/06/2004 06:23)
Zay mahintsiny!
28. tequila ( 03/06/2004 07:42)
eny hoa fa lay iray isantaona koa alou tsy tiako koa ka
29. chipie1 ( 03/06/2004 09:14)
eeee!
30. ari.malala ( 03/06/2004 09:51)
manjary ladsa routine kosa aky r'i chipie â! sady na indry hihaino an'iny aza v tsy efa hoe zay ndray? tsy hay tsony na tena @ fo na fahazarana sisa.
31. samoina ( 03/06/2004 10:09)
Hita hoa fa zany minttsy ry ari.malala ! Io le tonga @ hiran'i Joe Dassin hoe:
" Si tu t'appelles mélancolie
Si l'amour n'est plus qu'une habitude..."
32. ari.malala ( 03/06/2004 10:26)
asa alo fa samy manana ny tiany fa raha za manokana tsy azoazoko raha isan'andro vaky zao ka je t'aime na tiko enao fôna ê! tena ts'isy refrain hafa afa tsy zany v! sady lasa tsy hay tsony na serieux na tsy!
33. ravatorano ( 03/06/2004 11:42)
ari>malala>marin izany fa manjary lasa ohatran ny lalakitakisoa indray , zafady amin ny fitenenana.
mba amin ny fotoana mahamety azy iny na misy fotoana tokony hitenenana anaizany
34. chipie1 ( 03/06/2004 12:05)
ka samy manana ny tiany io kou !!!
hihihihih
lol
lol
35. yonikafopl ( 03/06/2004 15:42)
ny ahy izay nataony voalohany tamiko fony izy vao nikoty no tiako ataony foana, raha toa izy niteny tamiko isan'andro hoe tiako ianao, dia ilaiko miteny izany foana fa raha tsy izany tsy lasa kle, misy hafa njay zany any hi hi hi hi
Ianareo lhl mantsy raha vao mikoty dia lasa foana le tiako be ianao . tiako ianao isan'andro, dia miha-lefy dia miha-lefy de gggrrrrrrrrrrrr.
Sa ilay voalohany iny mbola mamy be tsy mankaleo fa rehefa nifankazatra dia miha-leo dia aleo atao tsindraindray ve?
36. fijo ( 03/06/2004 21:07)
fombanjavatra izany ry sipa o,fa arakarakareo no manao izay hanairana anay isan'andro koa.
37. rfanjav ( 04/06/2004 07:12)
"toujours des mots"
"encore des mots"
"rien que des mots"

d raha tsy miteny an'io "tiako ianao" io izany izy d ahoana, lazaina fa hoe tsy tia ve ?!!!
38. mumu ( 04/06/2004 07:16)
hihihihihi
39. samoina ( 04/06/2004 08:04)
Tiko enao lava = "que des mots"= maux de tête !!!
Porofoy an'asa fa tsy kabary e !
40. mumu ( 04/06/2004 08:08)
samoina asa????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1016