tiako ianao

101. mumu ( 15/06/2004 07:35)
fijo ari.malala hummmm!!
102. fijo ( 15/06/2004 23:44)
tsy tiany ilay filaza mivatravatra dia mba hovako kely ka.
103. jhouhlambout ( 16/06/2004 11:33)
... tena tsy fantany mihintsy ny tadiaviny e! Angamba atao pile ou face ilay izy ity @ farany hihihi....
104. fijo ( 16/06/2004 21:34)
mety izay marina letsy no hiafarany raha mitoy izao ko.
105. rambofrau ( 29/06/2004 10:52)
Misy koa ny bandy mody milaza tiako ianao fotsiny nefa le ary ambany antsinananana no tena tadiaviny eh.Ny sipa mantsy mora langolangoina @ teny malefaka izay ihany.Refa vita ny atao dia bay bay enao Rajoba fa fika fotsiny le zetaima be try amboalohany
106. fijo ( 29/06/2004 21:30)
eo indray dia lasa ze t'amour ka.le mbola tia io.
107. atmos ( 01/07/2004 21:39)
rambofrau: fa angaha ery ambany antsinanana ny fanaovana azy? za aloha raha mba mahazo zany tiako enao zany, na eto ara, tena faly be, ary mety tonga de mandrakizay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3197