tiako ianao
61. samoina
(
07/06/2004 14:20)
Le mitsingidina mety tsy hisy satria oul 2 fa ilay mpanotra ratsa-tongotra no mety ho sempotra mikoinsa ao ambany raha miondrikondrika eo ! hihihi
63. mumu
(
07/06/2004 14:40)
hihihihi
samoina mandehana any amin'ny hotely misy salle de bain raha zany ka!!
samoina mandehana any amin'ny hotely misy salle de bain raha zany ka!!
65. samoina
(
07/06/2004 14:45)
Fa iza alou le mila hotra hangalàna ôtely fa tsy arako intsony e !
mumu ve afaka manoro ilay misy salle de bain ?
mumu ve afaka manoro ilay misy salle de bain ?
69. samoina
(
08/06/2004 07:10)
fijo / ny ratsatongotr'havia izany ao @ IBIS moa ny havanana ao @ RUBIS e ! De ze hifanarahan'ny mpanotra ! hihihi
73. samoina
(
08/06/2004 08:27)
Tsy XL fa eo anelanelan'ny M sy L angamba kah !!! Mifanalavitra be angà rubis sy ibis ?
74. mumu
(
08/06/2004 08:30)
atao M zany!!
IBIS iany no fantatro fa chipie1 antanina momba an'ny RUBIS!!
IBIS iany no fantatro fa chipie1 antanina momba an'ny RUBIS!!
76. chipie1
(
08/06/2004 11:29)
an3, feno Rubis aty aminay ka !
mumu eto any ny ratsatongony havia sy havanana fa sao de aitana loza eo raha tapaka am fisamahana ilay zanakoul
mumu eto any ny ratsatongony havia sy havanana fa sao de aitana loza eo raha tapaka am fisamahana ilay zanakoul
80. samoina
(
08/06/2004 12:50)
Chipie1/ Tena tsy taranak'i darafify za ka mety mahita loza marina. Hay kah misy kou kay izany any Antaninarenina .
Aleo indray mihafy @ le dosy kely hananana fa sô vou double sady lany vola no misamaka tsy tafaverina @ laoniny intsony kah !
Aleo indray mihafy @ le dosy kely hananana fa sô vou double sady lany vola no misamaka tsy tafaverina @ laoniny intsony kah !