Miverina @ sipa taloha.

1. nananie ( 25/03/2004 13:37)
Raha nisaraka tamin'ny sipanareo nareo, nefa tonga saina aty aoriana fa tsy misy sipa ôtr'azy mihintsy, sahy miverina aminy ve nareo?
novalian'i fijo ny 15/06/2004 23:57
2. kitjo ( 25/03/2004 16:21)
inona ny olana ra izy no tinao ko?
3. ralipo ( 25/03/2004 19:01)
Miankina @ le antony maha ts'isy ohatra azy, raha tena mavesa-danja "qualité, vision, perspective..." ?sa inona ary koa ny zvtr ilainao aminy ary mahasoa azy ve? Raha maharesy lahatra ahy na ny iray @ reo ary de miverina aho ary ara-panjakana mihintsy.
4. fijo ( 26/03/2004 20:16)
za lehilahy ka tsy olana amiko ilay izy.
5. xxx ( 26/03/2004 09:46)
Tsy misy isalasalana fa dia miverina satria tsy misy oahtr azy.
Nefa dia tsy maintsy misy tsara noho izy.
6. ikaretsaka ( 26/03/2004 13:43)
fa raha ohatra indray heo noho ianoa ilay tantara dia tadidio ilay hoe ny alika no miverina @ nalohany.. eritrereto tsara ihany
7. kitjo ( 26/03/2004 18:57)
ze tinao iany io ko,fa ra oh ka le taloha nanao zavatra ratsy b d marina zay, fa ra ny hadalanao na oe nahita tsara2 kokoa d taitaitra fts d rfveo manenina tsy manin mitsy ny miverina
8. ravatorano ( 26/03/2004 19:49)
tsy misy otranazy izany hoe te hiverina izany ianao fa mbola tsy mahatoky tena.Marina ny an'i karetsaka fa ohapitenenanana koa iny fa anjaranao no mandanjalanaja azy.Zà kofa tsy olana amiko ny miverina amin 'ilay saipako taloha raha zà no nanao fahadisoana fa raha iizy kosa mahita hasolo azy aho ! sa tsizany ry akama isany
9. ccool ( 26/03/2004 09:37)
miverina raha te hiverina raha mandray kou izy na mitady hafa kou e.......mba rahovina ihany mou ny zanakolombelona vo mety hafapo eto @ ity fiainana ity e...
10. nananie ( 26/03/2004 10:30)
Fa nareo bandy ve tsy mahita we ôtran'ny maha ouainn ny miverina nefa efa nanao adisoina ?
11. ravatorano ( 26/03/2004 10:45)
raha nanao adisoana kosa v hiverina e
adala koa le mandray
iza no ho faty ankazo tokana ry zandry ah
12. xxx ( 26/03/2004 12:42)
Raha tena tiako izy dia miverina za na ouaiin be aza,iza no hampijaly vatana amzany eo tsy aleo mifona dia milamina.
13. nananie ( 26/03/2004 15:11)
Ka zay anie le fanontaniana e!
14. nananie ( 26/03/2004 15:14)
Ary adinoko kay ny nametraka an'ilay condition ray!
15. kitjo ( 26/03/2004 17:35)
refa tinao izy vita fona mitady moyen rht oe le vao niaraka t@ voalohany iany, ra enao zany le diso an
16. ralipo ( 27/03/2004 14:38)
Raha io le "condition" ry nananie dia tsara ny "miverina" foana tsy misy tsy miady fa izay to fo mpamosavy. Fa le miverina ve aloha tsy maintsy hoe "intime" foana e! sa na mpinamana tsotra ary tsy "quoi"?
17. kitjo ( 27/03/2004 15:30)
le miverina oe miaraka no resahina k, fa refa misaraka ange afaka minamana foana e,refa lefy2 le natao na iza diso na iza d afk mijanona mpinamana amzao fts refa tsy mifona le diso,posible
18. nananie ( 27/03/2004 10:09)
Raha tsy hoe rancunier na rancunière ry zreo!
19. joda ( 27/03/2004 12:09)
miankina amin'ilay antony nisarahana aloha e...raha ohatra kosa v infidelité ilay izy.....TSIA..
20. ikaretsaka ( 27/03/2004 18:59)
marina ny an-drajoda
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.122