Miverina @ sipa taloha.

21. psykatr ( 28/03/2004 11:02)
Raha izaho no tompon'n'ilay fanapahan-kevitra hoe: hisaraka dia sahiko ny miverina, dans le cas contraire tsy manao n'inon'inona
22. ikaretsaka ( 28/03/2004 14:28)
raha manja oho ilay sipa @ zao le sipa taloha hono dia tsy maninona hozizy le namako ato
23. jhouhlambout ( 28/03/2004 15:47)
marina izany
24. xxx ( 28/03/2004 15:59)
Nefa mariako fa za kosa niverina t@ namako apres infidelité any le sipako!!! Refa tena tia anie mahay mi-pardonner!!! ny tenako alou zany e!! efa apres +ieurs reflexions zany fa tsy natao-tao fotsiny!! tena tiako izy nefa tsy adinoko tanteraka alou lay nataony fa tiako loatra izy ka nekeko ary niverina t@ za!
25. nananie ( 29/03/2004 17:38)
Zany zany tena atao we fitiavana?! Fa sipa sa kôfa alou xxxx e?
26. nananie ( 29/03/2004 17:39)
Ny risk @ le no lazain'i xxxx io kou ange dia le we mamerina ny ditra nataony indray izy e!
Eny e! Mety tsy ho voatery izay kou moa io!
27. vegas ( 29/03/2004 10:26)
Hikôty vaovao aza atao ko maika fa ze miverina? Aiza ary njy zany.
28. kitjo ( 29/03/2004 12:55)
ze tinao ihany io e, refa tena tinao izy na manja ny amzao na aona refa izy no tinao d izy,

fitiavana le niverenana zany ange e,marina oe tsy adino le izy fa tsy eritreretina fa ra mamerina kosa v izy aveo tsy adala ndray enao ra mbola hijanona aminy ihany
Fa ny an xxx ange znay oe le miverina manam-pitiavana moa le diso nahatsapa tena koa e
29. ikaretsaka ( 29/03/2004 17:13)
ary raha ohatra hoe samy efa nanao ny fiainany tany t@ ilay talohan'ny nisaraka?
30. xxx ( 30/03/2004 17:49)
ary raha nosarahan'ny fiainana fotsiny nefa mahatspa fa mbola mifankatia ve dia mbola afaka miaraka ihany sa tsia????
31. kitjo ( 30/03/2004 18:33)
inona moa no olana, raha mbola mifankatia? fa nandritra le fotoana nisaraha nefa mety efa tsy any tsn ny iray e,
32. nananie ( 30/03/2004 19:15)
Na izy roa mintsy. Matetika anie zany le izy e! sarahan'ny fiainana. Ny iray tsy mahafe-tena, na dia efa teo aza ny engagement sns, ny iray maheno an'izany, te hamaly faty dia lasa koa manao adalàna. Dia tsy misy mahita ny mamy tany izy roa, dia manenina, dia avy eo vao miverina. Misy couple namanay zay ôtr'izany ny tantarany.
33. ikaretsaka ( 30/03/2004 16:09)
arakarak'ilay olona io..
34. fijo ( 30/03/2004 23:30)
raha tiana ilay olona na mahamenatra aza aleo miverina toa izay mampijaly tena.fa dino tsara fotsiny ny mety hitranga.
35. kitjo ( 31/03/2004 11:01)
k zay, tsy entina @ hambom-po oh zany io fa matoa mbola be style oe menatra nsn tsy d tena ao tsara le fitiavan zany e

fa ra io lazain nananie io ndray oe efa naman rava iany ange znay le fitiavana matoa nanao fiainana b oh zany e,ny fakam-panahy mety oe eo iany,
fa zany oe refa le mifankahita ndray izy ka miverina moa le fitiavana zay samy niverina tsy hitako ze olana,ra samy manaiky,ko sady samy nanao ko zany
36. hendry ( 31/03/2004 14:17)
ny 80% zany hiverina raha izy ny diso, raha izy no nanapa-kevitra hiala sy hoe raha mbola tia. Raha @ cas mifanohitra @ zay zany, zany hoe tsy izy no diso, tsy izy no nanapa-kevitra hiala na dia tia aza dia tsy hiverina. Tia tena ny olona e? rehefa enao no diso dia mahay manetri-tena hiverina fa rehefa ilay akamanao no diso ka te hiverina mety ho tsy avelanao hiverina e?
37. ikaretsaka ( 01/04/2004 06:01)
iz amoa no tsy tsia tena sy mitsinjo ny ho azy aloha eto amin'ity tany ity
38. fijo ( 01/04/2004 22:54)
tsara fipetraka ilay fanontaniana.iza tokoa no tsy hitady izay ahasoa azy aloha e.
39. ikaretsaka ( 02/04/2004 01:34)
tsy nisy namaly.... (lasa style an'ilay niteny hoo aoka izay tsy nanota no hitora bato ve?)
40. kitjo ( 03/04/2004 09:10)
eny e, ka matoa enao miaraka aminy dia hitanao fa mahasoa anao ko
d refa miaraka dia mifanasoa fa tsy ny ho anao rery foana kosa aloha,
marina oe indirectement aloha naturel ho an tsiray2 ilay fieritreretana ny tena io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.333