Miverina @ sipa taloha.

41. ikaretsaka ( 03/04/2004 18:06)
fa ity tiko mba valian'i nanaie.. dia hadio ve ny eritreritrao hoe T@ nareo nisaraka dia samy efa "novizanin'olona hafa" tany dia .. tsy hisiy zavatra hafahafa ve ao
42. ikaretsaka ( 04/04/2004 22:54)
hafahafa ihany ilay hoe tena nisy nitsabaka ity t@ izxahay nisaraka an.. eritrereto hoe mihinana look's any @ hotely ianao dia nande nivoaka kely dia nisy olona nangalatra 5 sotro tao ambilianao dia iny enao fa niverina... aleo ilay tsy niraharaha hoe iza no nihinana t@ ity vli ity talohako toy izay zay
43. hendry ( 05/04/2004 11:43)
Rehefa mifankatia sy samy mbola manina ary samy mahatsapa hoe natao hiaraka eo @ fiainana, tsy tokony asiana olana zay lasa. Tsy tokony hieritreritra zay namizana ny tsi-1, enga anie ka samy efa novizanan´olona fa tsy ny iray ihany no namizana na nisy namizana araky ny tenin´io ambony io. Ny ho avy no banjinina e! miverena raha te hiverina sy raha mahita fa zay no mahasoa.
44. jhouhlambout ( 05/04/2004 12:39)
hendry> mahavizana izany!

45. fijo ( 06/04/2004 23:55)
za aloha tsy mivaky loha amin'izany fa hiverenako raha mety e.ao indray hita
46. xxx ( 07/04/2004 01:55)
ary ahoana ilay hoe.. niha nalalaka nohon'ny t@ farany izy izany .. ary lasa performant be ianao izany sns.. tsara mpampianatra an
47. jhouhlambout ( 08/04/2004 07:58)
Dia tonga @ lay hoe:
Ny hazo no vanon-ko lakana, ny tany naniriany no tsara!!! hihihi
48. voninkazokely ( 08/04/2004 08:37)
Ny alika hono ny miverina amin' ny lohany.
49. hendry ( 08/04/2004 14:30)
raha i jhoulambout no tratran´zany valin-teny zany re mba ahoana e? ny hazo no vanon-ko lakana ny tany naniriany no tsara. Iny ndray no tsy hitako.
50. delvechio ( 08/04/2004 21:41)
raha tamn zay niaraka tsy tiko izy ka nisaraka zay, inona moa no iverenako.
raha ohatra izy ka reveko b tamn zahay niaraka nefa nandiso fanantenana ana, tsy miverina ah.
ra ohatra izy ka tiko, mifona amiko izy, milela paladia mintsy aza, tsy miverina ah, mba marina mafy!!!
conclusion, tsy miverina mintsy ah, raha tsy ohatra anga ka we tsy nahazo......tamin zahay niaraka
51. fijo ( 09/04/2004 04:33)
ka io anie tsy lo fa olona no nisintaka e.ary ny adala ihany no tsy miova amin'ny heviny.
52. ikaretsaka ( 12/04/2004 01:15)
tena raha nisy nitsabaka ny vilia t@ izahay nisaraka dai tsy any aho aloha e.. misy itovizako @ del fa asiako an'io
53. fijo ( 13/04/2004 23:31)
ka samy mba efa nijabaka anie e.ngaha koa ialahy niandry fotsiny teo.
54. fijo ( 14/04/2004 19:41)
oay koa samy efa nifotafota tany an kafa ko maninona le.izay ilay tsy mety.izy tsy mahazo fa ialahy mahazo ve?
55. nananie ( 15/04/2004 15:37)
Zay le izy ry fijo a! Tena mbola betsaka le manana fisainana ôtr'izay. Refa le bandy dia OK, tsisy olana, fa refa le sipa dia wawawa e wawawawa!
Marina fa hoe hafahafa le we efa notsabahin'ny sasany dia mbola hiverenana, fa enao koa anie efa nitsabaka ny efa narian'ny sasany e!
Aiza ary nareo zany ry Ramaso sy Ikaretsaka ?!
56. fijo ( 15/04/2004 22:34)
izay fotsiny atao antsaina e.efa nisy tao,ka na alohako io na aorinako tsy koi.
57. ikaretsaka ( 16/04/2004 03:05)
ohatran'ny rano ao anaty vera letsy io an.. raha misy misotro tao alohan'ialahy ka laniny dia akobana ny vera di amisotro ialahy dia tsy koi
fa raha ohatra hoa misotro ialahy ka lasa kely dia misy mitsaingoka 1 mbava ilay rano ao tsy lany tsara iny..misy mandrora ohatra... dia hisotro ve ialahy?
58. fijo ( 16/04/2004 22:08)
tsy mandrora fa raha nisy akama nisotro ohatra dia ok.rehefa misotro beks anie mifandimby iny tavoahandy iray iny e.
59. nananie ( 19/04/2004 11:21)
Ka iIkaretsaka kou anie refa misotro any, vera efa mety nisotoin'ny ol koa le izy e!
60. fijo ( 19/04/2004 19:46)
ngaha kosa izay rehefa avy nifotafota tsy hisasa le.sa nareo tsy mandro rehefa avy mitsaokalentika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3997