Miverina @ sipa taloha.
62. fijo
(
20/04/2004 21:47)
ka raha tsy misasa kosa tsy mety ka.inona anefa no tsy hafaky ny rano e.
64. ikaretsaka
(
21/04/2004 17:54)
raha cerceau ana basket dia mazazo mampiditar ao daholo izay manana baolina.. fa sipa kosa.. tsy izy aho ka
65. jhouhlambout
(
21/04/2004 20:29)
nananie > Le fait est là , fa raha tsara tarehy kosa izy dia mampiova inona @ hatsarany izany?
-Sady ny olona tsy mahita ny miafina fa ny ivelany ihany no hitany!!hihihi!!
-Sady ny olona tsy mahita ny miafina fa ny ivelany ihany no hitany!!hihihi!!
67. fijo
(
21/04/2004 22:20)
ka izay no tsy hiraharahiana izay vita tany fa rehefa eo aloha dia izay
68. nananie
(
22/04/2004 10:38)
Jhoul a: za anie tsy pour no tsy contre e! Maka ny hevitri'ny rehetra fotsiny. Izy io kou mila ho entina miaraka @ sentiment. Raha oh ve le kôfa mbola potika be mintsy nefa ny adalany ny nandeha...dia le sipa kou mbola tara na dia naditra aza lery...
70. ben
(
11/06/2004 07:08)
Maninona moa izany, raha mbola ao indray ilay fitiavana eo @ izy roa, tsy misy olana izany!
71. sandy
(
13/06/2004 14:37)
Tena niseho t@ fiainako io ,nosarahan' ny fiainana fontsony
zahay fa tsisy acte niseho akory
za nefa mbola tia be azy fa tsy nisy moyen nahitako azy intsony .
4ans taty aoriana nitady azy mafy aho izy nefa hatao mariagehono ,saikasafotraaho grave ry reto ah!
zahay fa tsisy acte niseho akory
za nefa mbola tia be azy fa tsy nisy moyen nahitako azy intsony .
4ans taty aoriana nitady azy mafy aho izy nefa hatao mariagehono ,saikasafotraaho grave ry reto ah!
72. vegas
(
13/06/2004 14:49)
Aiza kosa de oe tsisy sipa ohatra azy no iverenana fa mba manimanina hoe.
73. pam
(
15/06/2004 08:31)
Miankina @ ilay antony nisarahana , za aloha raha grave lay antony nisarahana de tsy miditra intsony aho . Na tiako aza izy de aleo ajanona sao tafiditra ao indray vao manenina .Za ndray aloha tsy mametraka hoe tsy misy ohatra azy ny sipa taty aoriany de hiverina aminy . Tsy membre za raha io .
74. fijo
(
15/06/2004 23:57)
ny ahy moa dia tsotra e.raha mbola mitady ahy izy dia ampiako hatrany ka.