Iza marina ilay A/try ny kristianina?
1. rakapy
(
27/07/2009 11:38)
Raha voalaza ao anaty ny bailboly xana fa hoe niteny A/tra na ilay nahary izao tontolo izao hoe " Andeha isika hanamboatra olombelona mitovy endrika @tsika" dia mipetraka ny fanotaniako hoe:
Raha mitovy aminy isika ,nahoana no tsy hitantsika izy?
Ary raha niteny izy hoe "isika". Tsy midika ve izany fa niteny irery izy?
Raha mitovy aminy isika ,nahoana no tsy hitantsika izy?
Ary raha niteny izy hoe "isika". Tsy midika ve izany fa niteny irery izy?
répondu par rakapy le 25/08/2009 11:07
4. rakapy
(
27/07/2009 14:19)
Hoy i Ahton
Sahalasahala amin'izay raha dinihina ity teny ao @ baiboly ity? Satria raha mitovy endrika aminy isika dia midika izany fa olombelona mitovy amitsika izy? Ka nefa aiza ary iza?
C'est l'Homme qui fait l'Homme, n'est ce pas
Sahalasahala amin'izay raha dinihina ity teny ao @ baiboly ity? Satria raha mitovy endrika aminy isika dia midika izany fa olombelona mitovy amitsika izy? Ka nefa aiza ary iza?
6. rakapy
(
27/07/2009 14:39)
Deum de Deo.. lumen de lumine.. Deum Verum de Deo Vero
Inona daholo letsy izany ry Ika? ohatran'ny hoe feo na vam izany no fahenoko azy raha tenenina am-bava :-D :-D :-D
7. ikaretsaka
(
27/07/2009 15:27)
Ka ialahy toa sady te hanadihady ny tsy fantatra no te hamantatra ny tsy voahadihady ko
8. rakapy
(
27/07/2009 16:01)
Ka ialahy toa sady te hanadihady ny tsy fantatra no te hamantatra ny tsy voahadihady ko
Ilay hoe te hanadihady aloha dia marina. Fa ilay hoe te hamantatra ny tsy voahadihady no managaga.
Fa angaha tsy voahadihady io teny ao @ baiboly io vao napetraka tao? Aoka letsy marina ,sao dia mampatahotra anay izany marina. :-D :-D :-D
9. ikaretsaka
(
27/07/2009 20:21)
izay nge letsy no tsy hitsimponako e.. satria avy eo samy "manadihady sy mi interpret an"iny araka izay hrevesany azy
10. booboo
(
28/07/2009 07:10)
Io indray Ikaretsaka sy ny um um -ny hihihihihi. Babaaurhum matsirum
Vazy² fa inona tokoa no dikan'ireo teny ireo ?
Vazy² fa inona tokoa no dikan'ireo teny ireo ?
11. ni81
(
28/07/2009 07:37)
Io indray Ikaretsaka sy ny um um -ny hihihihihi. Babaaurhum matsirumatchoum :D
13. ari.malala
(
28/07/2009 09:12)
Deum de Deo.. lumen de lumine.. Deum Verum de Deo Vero
booboo:
Io indray Ikaretsaka sy ny um um -ny hihihihihi. Babaaurhum matsirum
Vazy² fa inona tokoa no dikan'ireo teny ireo ?
Booboo, hihihi ny dikan'ireo tenin'ika ireo d hoe Andriamanitra avy amin'Andriamanitra, Fahazavana avy @ fahazavana, Andriamanitra marina avy @ Andriamanitra marina. (Ao anaty vavaka Fiekem-pinoana katolika misy an'io)
14. soanja
(
28/07/2009 13:02)
rakapy:
Hoy i Ahton
C'est l'Homme qui fait l'Homme, n'est ce pas
Sahalasahala amin'izay raha dinihina ity teny ao @ baiboly ity? Satria raha mitovy endrika aminy isika dia midika izany fa olombelona mitovy amitsika izy? Ka nefa aiza ary iza?
Andriamanitra dia ny fanahy ao amin'ny rehetra ; olona manoloana anao isanandro, ilay mijaly, ilay manankarena , ilay marary, ilay mpangalatra, ilay mpamono olona sns.... Andriamanitra dia ny tontolo mampiombona antsika. Ao anatintsika izy fa tsy olona velively. Takona anefa Izy indraindray satria manjaka ny tahotra.
Hoy i Jesoa izay raha tsy diso aho hoe: " Izay nataonareo tamin'ireny madinika ireny dia nataonareo tamiko..."
16. Veloo
(
28/07/2009 17:04)
Ao anatintsika izy fa tsy olona velively.
mila ekena hiditra ao amin-tsika izy voa miditra. izay ilay pouvoir de choix
17. marindra
(
28/07/2009 19:45)
mila ekena hiditra ao amin-tsika izy voa miditra. izay ilay pouvoir de choix
veloo non, efa ao anatintsika izy but we don't recognize him.
kobon-jy ve alou za e :wink:
19. rakapy
(
29/07/2009 07:03)
amiko manokana,
Genese = angano
Amiko indray dia ny testameta taloha dia angano sy morale avokoa ny ankamarohany.
Ny testameta vaovao dia ekeko fa nisy fahamarinana ihany ny voasoratra ao nefa dia nafangaro moral sy angano ihany koa.
20. niryna
(
29/07/2009 15:56)
rakapy:
Raha voalaza ao anaty ny bailboly xana fa hoe niteny A/tra na ilay nahary izao tontolo izao hoe " Andeha isika hanamboatra olombelona mitovy endrika @tsika" dia mipetraka ny fanotaniako hoe:
Raha mitovy aminy isika ,nahoana no tsy hitantsika izy?
Ary raha niteny izy hoe "isika". Tsy midika ve izany fa niteny irery izy?
misaotra anao tamin'ny fanontaniana,misy tokoa Atra ary ny zavatra nitranga tamin'ny fiainan'ny olona iray dia ampy anaporofona azy aminao,hianao moa izany efa nilaza fa tsy mino ilay Atra ny kristiana ka na inona azavaina eto aminao ,na inona ijoroako vavolombelona aminao ny maha nisy azy ,misy tamin'ny fiainako dia tsy hino hianao raha tsy ny tenanao irery no anokatra izany fonao izany ho Azy.Mitadiava fa ahita ,ary dondoy ny varavarany raha itady azy hianao fa iseho aminao tokoa izy .
