Iza marina ilay A/try ny kristianina?
101. rakapy
(
24/08/2009 14:47)
Soa ihany fa tsy nitovy avoko ny fisainan-tsika sy ny finoantsika ary ny endriky tsika fa raha tsy izany angamba dia nankaleo be ny tany sa ahoana. Eritrereto hoe ny 20 million Malagasy dia xana mpanompo fivavahana avokoa? na hoe samy fjkm,mathematiciens, informaticiens.... angamba nankaleo be.
102. fidinirina
(
25/08/2009 07:46)
rakapy:
Soa ihany fa tsy nitovy avoko ny fisainan-tsika sy ny finoantsika ary ny endriky tsika fa raha tsy izany angamba dia nankaleo be ny tany sa ahoana. Eritrereto hoe ny 20 million Malagasy dia xana mpanompo fivavahana avokoa? na hoe samy fjkm,mathematiciens, informaticiens.... angamba nankaleo be.
jereo fa mbola asehoanao foana ny limite-nao. Ianao ve mahita malagasy 20 millions kristiana tsy fifaliana be any an-danitra any ary ho feno fifaliana koa ny tany, ny ady tsy hisy intsony, mahay mifankatia ny olona, fiaiana feno fiderana sy fankalazana an'Andriamanitra.
Ny anao fahasosorana sy mankaleo ny mahita an'izany.
"Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny"
103. tywa68
(
25/08/2009 07:53)
Rakapy > soa ihany tsy nitovy dhl zao mba afaka mi :-D :-D
Fidinirina :-*
Fidinirina :-*
104. rakapy
(
25/08/2009 07:58)
hoy Fidinirina
Mety ho fahasosorana angamba no fahitanao ny fomba fanoratro, nefa dia aoka hazava fa samy manana ny fomba fanehoany ny heviny ny tsy1/1.
Tsy maninona raha heverinao fa limiter ny fomba fisainako!
:-D :-D :-D
20millions xana Malagasy any an-danitra???
Mbola tsy tany an-danitra aho fa vao eto an-tany fotsiny, eto Antananarivo dia voalaza fa 90% ny gadra voaeloka etsy Antanimora dia nilaza sy nitono tena fa xana mpanara dia an'i jesosy kristy avokoa.
"Sambatra izay firenena manana an;i jehovah ho A/niny"
j.
Ny anao fahasosorana sy mankaleo ny mahita an'izany.
"Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny
Mety ho fahasosorana angamba no fahitanao ny fomba fanoratro, nefa dia aoka hazava fa samy manana ny fomba fanehoany ny heviny ny tsy1/1.
jereo fa mbola asehoanao foana ny limite-nao. Ianao ve mahita malagasy 20 millions kristiana tsy fifaliana be any an-danitra any ary ho feno fifaliana koa ny tany, ny ady tsy hisy intsony, mahay mifankatia ny olona, fiaiana feno fiderana sy fankalazana an'Andriamanitra.
Tsy maninona raha heverinao fa limiter ny fomba fisainako!
:-D :-D :-D
20millions xana Malagasy any an-danitra???
Mbola tsy tany an-danitra aho fa vao eto an-tany fotsiny, eto Antananarivo dia voalaza fa 90% ny gadra voaeloka etsy Antanimora dia nilaza sy nitono tena fa xana mpanara dia an'i jesosy kristy avokoa.
"Sambatra izay firenena manana an;i jehovah ho A/niny"
105. ni81
(
25/08/2009 08:01)
Aza mandany na 1 segondra akory ianareo mivavaka ho ahy satria efa fantatro ny lalana alehako sy ny finoako. Mivava mafy ho an'ny tenananareo mba hahazo ilay seza eo akaikin'i jesosy ianareo rahatr'izay:) tia tena raha tsy mikatsaka afa-tsy ny ho an'ny tena irery monja e! Aleo mba mivavaka ho anao; mety ianao io ange indray andro any no hiteny hoe: dray tena tsaroaka ireo dinika nolazain'ireo namana sasany tao @ serasera e!
106. rakapy
(
25/08/2009 08:11)
Hoy Ni81
Mety ho marina ny teninao nefa dia tsaratsara kokoa angmba raha atolotrareo ireo izay tena mila sy mangetaheta azy ny vavakareo. Manjary lasa toa valalan'amboa izy raha aty amiko :wink:
tia tena raha tsy mikatsaka afa-tsy ny ho an'ny tena irery monja e! Aleo mba mivavaka ho anao; mety ianao io ange indray andro any no hiteny hoe: dray tena tsaroaka ireo dinika nolazain'ireo namana sasany tao @ serasera e!
Mety ho marina ny teninao nefa dia tsaratsara kokoa angmba raha atolotrareo ireo izay tena mila sy mangetaheta azy ny vavakareo. Manjary lasa toa valalan'amboa izy raha aty amiko :wink:
107. ni81
(
25/08/2009 08:46)
Mety ho marina ny teninao nefa dia tsaratsara kokoa angmba raha atolotrareo ireo izay tena mila sy mangetaheta azy ny vavakareo. Manjary lasa toa valalan'amboa izy raha aty amikoka tsy maninona na valalan'amboa na valalan'ny saka e! :) rehefa tonga any aminao any izy ho hitanao eo ihany
108. rakapy
(
25/08/2009 08:51)
ka tsy maninona na valalan'amboa na valalan'ny saka e! rehefa tonga any aminao any izy ho hitanao eo ihany
Fa nareo xana ve manenjika ISA sa manenjika FAHAMENDREHANA??? :-D :-D :-D mampatsiahy ahy irony mpitory baiboly an-tsena irony, mizara depliants tsara loko be maimaim-poana eraky ny elalelan-trano. :-D :-D :-D
109. ni81
(
25/08/2009 09:22)
Fa nareo xana ve manenjika ISA sa manenjika FAHAMENDREHANA??? mampatsiahy ahy irony mpitory baiboly an-tsena irony, mizara depliants tsara loko be maimaim-poana eraky ny elalelan-trano.enjehina atao inona moa ilay ISA? tsy ny fahamaroana no milaza inona akory! Tsy hoe rehefa be dia be sy maro an'isa ny olona mivavaka @ fiangonana anankiray dia lazaina ho tena mandroso be sy tsisy ho kianina ry zareo ao.
Tsy terena mihitsy koa ny tsirairay fa manana ny safidiny daholo @ izay zavatra tiany sy ataony. Tafa sy dinika no atao eto (hoy ny tao @ RNM tao :) ) fa kosa tsy voafetra ny vavaka ataon'ny olona sasany ho an'ireo izay tokony hiantefan'izany.
110. rakapy
(
25/08/2009 09:26)
Dia mba hivavaka ho anareo koa ary aho mba ho tonga saina ianareo. Dia mifampivavaka indray isika. :-D :-D :-D
111. ni81
(
25/08/2009 09:33)
Dia mba hivavaka ho anareo koa ary aho mba ho tonga saina ianareo. Dia mifampivavaka indray isika.:D ie, mifampivavaka dia ho hita eo ny tohin'ny tantara e!
113. rakapy
(
25/08/2009 09:38)
:-D :-D :-D Inareo izany hivavaka ho ahy mba hanantona an'i jesosy. Dia izaho koa etsy an-daniny hivavaka ho anareo mba hiala @ jesosy? :-D :-D :-D
Tantara be ity marina :-D :-D :-D
Tantara be ity marina :-D :-D :-D
115. rakapy
(
25/08/2009 09:53)
Mety ho lasa angano marina :-D :-D :-D Aoka kalonga fa handeha hividy saribao etsy @ dry Lena aho fa lany ny anay ato! :{ :{ :{
116. ni81
(
25/08/2009 10:48)
Inareo izany hivavaka ho ahy mba hanantona an'i jesosy. Dia izaho koa etsy an-daniny hivavaka ho anareo mba hiala @ jesosy?tsy izany ange no nolazainao teny aloha e!
Tantara be ity marina
Mety ho lasa angano marina Aoka kalonga fa handeha hividy saribao etsy @ dry Lena aho fa lany ny anay ato!jereo koa fa sao lany ny sira ka tsy misy ataonareo @ laoka! :D
117. rakapy
(
25/08/2009 11:07)
hoy Ni81
Fa inona no nolazaiko teo aloha?
Vita tsara daholo ny adidy ka! :wink:
Voalaza teo :
Inareo izany hivavaka ho ahy mba hanantona an'i jesosy. Dia izaho koa etsy an-daniny hivavaka ho anareo mba hiala @ jesosy?
Tantara be ity marina
tsy izany ange no nolazainao teny aloha e!
Fa inona no nolazaiko teo aloha?
jereo koa fa sao lany ny sira ka tsy misy ataonareo @ laoka!
Vita tsara daholo ny adidy ka! :wink:
