Fivoarana sy fivelarana hono...
1. LazaDaddy
(
04/02/2008 03:34)
Taloha na mpino na tsy mpino dia notandrovana fatratra ny maha virijiny ambara-panambady. Ankehitriny kosa efa betsaka ny tokatranomaso...Fivoarana sy fivelarana hono...
Taloha dia taratry ny fahendrena ny fitafy maontina, ary nosamborin'ny mpitandro filaminana izay manao zipo fohy. Ny ankehitriny kosa "tsy mahalala menatra" fa izay tsy mitanjaka indray no toa "adala"...Fivoarana sy fivelarana hono...
Ankehitriny "hamasinina" hatrany am-"piangonana" ny firaisan'ny "mpanelaka"...Fivoarana sy fivelarana hono...
...dia avy eo lazaina fa "be fitiavana" Andriamanitra. Izay tokoa ve ilay Fitiavana araka ny namaritan'Andriamanitra azy?...Fivoarana sy fivelarana hono...:)

répondu par ikaretsaka le 09/02/2008 18:11
2. Rasiligaoma
(
04/02/2008 04:06)
ka efa tsy Jehovah Saro-piaro intsony angamba (Deut 6:15) fa efa "toy izao no nitiavany ny olombelona (Jao:3:16)
azafady fa tsimpon'akotry mba latsaka:oops:

4. nandrianina1
(
04/02/2008 05:45)
akotry hafakely mintsy zany votsimpon\'ny Rslgm zany an!
LD> ny fahitako azy de ny olona mintsy no tsy manaiky hofehezin\'ny FM fa aleony mandray ambolony zay lamody @zao fotona e!
misy milaza azy ho Xana mantsy nefa de mampalahelo fa zvtr saro-pady indray no tsy fadiny

5. nandrianina1
(
04/02/2008 05:59)
"ity firenena ity manaiky Ahy @ olony nefa ny fony manalavitra Ahy":(
6. soanja
(
04/02/2008 06:09)
LazaDaddy:
Taloha na mpino na tsy mpino dia notandrovana fatratra ny maha virijiny ambara-panambady. Ankehitriny kosa efa betsaka ny tokatranomaso...Fivoarana sy fivelarana hono...
Taloha dia taratry ny fahendrena ny fitafy maontina, ary nosamborin'ny mpitandro filaminana izay manao zipo fohy. Ny ankehitriny kosa "tsy mahalala menatra" fa izay tsy mitanjaka indray no toa "adala"...Fivoarana sy fivelarana hono...
Ankehitriny "hamasinina" hatrany am-"piangonana" ny firaisan'ny "mpanelaka"...Fivoarana sy fivelarana hono...
...dia avy eo lazaina fa "be fitiavana" Andriamanitra. Izay tokoa ve ilay Fitiavana araka ny namaritan'Andriamanitra azy?...Fivoarana sy fivelarana hono...:)
Ny olana amin'io angamba tsy ny olona entina fa ny mpitondra azy ireo, zany hoe izay manome Education na Mpanabe no manana ny olana tsy mahalala mampita ny soatoavina amin'ny mahaolombelona.
Inona moa no antsoina hoe fivoarana sy fivelarana amin'ny mahaOlombelona? raha mahavoavaly io ilay Mpanabe de any amin'ny lakile.
7. nandrianina1
(
04/02/2008 07:08)
soanja> TSy laviko ny hevitr soanja fa ny oul entina kou tokony mba handalina tsara ny SM fa sty zay volazan'dapasy akory de marina sy endrika avokoa
tsy fanah'nydapasy akory mantsy no tokony hananan'oul fa samy manana ny azy ny TS11 na de fanahy iray az no nomena

8. niryna
(
04/02/2008 08:10)
nandrianina1:
soanja> TSy laviko ny hevitr soanja fa ny oul entina kou tokony mba handalina tsara ny SM fa sty zay volazan'dapasy akory de marina sy endrika avokoa
tsy fanah'nydapasy akory mantsy no tokony hananan'oul fa samy manana ny azy ny TS11 na de fanahy iray az no nomena
=D=D
sady ny tsirairay ho an'ny daholo be ary ny daholo be ho an'ny tsirairay.
Na torina aza ny olona rehefa tsy andray izy tsy azo atao inona.Rehefa tena manankina ny fiainany ho tantanan'Atra izy,mahalala ny didy folo,manaja izany na dia tsy ho tonga lafatra aza,mahalala fontsiny fa tsy mety dia efa zava-dehibe.Ilay olana,tsy miankina amin'ny tenin'Atra intsony fa miankina ny fahaizana sy ny fahalalany.Tsy ny fahendrena ao anaty baiboly no tohaviny fa ny fiainana misy amin'izao mihitsy no tsy mahatohitra intsony.
[color=blue]Ankino amin'ny Jehovah ny fiainana ,matokia Azy fa ataony tanteraka sy ho lavorary izay rehetra atao.
Aza miankina amin'ny fahaizanao,na ny fahalalanao,fa amin'izy rehetra atao dia ankino Aminy izany fa ho omeny anao ny lalana tokony ho zorana.
9. mmmhh
(
04/02/2008 08:13)
misy pasitera izay tsaroao @ ty resaka ity, hoy izy :
"maro @ ireo vehivavy ankehitriny mihanjaka, mila hiboridana mintsy, manao fitafy tsy mendrika, i Kristy moa haninona, tsy mampaninona azy ny mahita anao manao fitafy tahak'io, tadidio fa nihanjaka no nanamboarany anao, fa mba jereo ireo anadahinareo am-panahy, mba lanjalanjao ny fitafy atao, manaova fitafy maotina.......":oops:

10. rabilabila
(
04/02/2008 08:21)
Ny zavatra tsy azoko amin'ilay fanontaniana dia hoe :
Taloha taiza ? Mpino an'iza na inona ? tsy mpino an'iza na inona ?
Centré-nareo ao amin'ny société judéo-chretienne foana ny resaka fa tsy mba mijery mihitsy ianareo ny kolotsaina hafa manerana ny tany : ny zavatra interdit aminareo tsy voatery ho interdit amin'ny tany na kolotsaina hafa ( na ny inverse ).
Matetika mitranga ilay hoe : "Rehefa tsy miady amin'ny tsenantsika dia ratsy izay no dikany " .
Fanontaniana mipetraka : fa iza isika no afaka hitsara ny olona any anaty alan'ny Amazonia amin'ny fombafombany ? fa iza isika no afaka hitsara ny olona any Chine amin'ny fombany ?
Fehiny : Préciser-o ny resaka amin'ny manaraka fa manjary ohatran'ny miteny foana hoe : "isika no laibany amin'ny tanana " .

11. LazaDaddy
(
04/02/2008 08:22)
nandrianina:sao dia mba tsy akotry fa miloko maintimainty...taim-boalavo? =))
akotry hafakely mintsy zany votsimpon'ny Rslgm zany an!
12. mmmhh
(
04/02/2008 08:28)
LazaDaddy:
Ankehitriny "hamasinina" hatrany am-"piangonana" ny firaisan'ny "mpanelaka"...Fivoarana sy fivelarana hono...
Inona kay ny dikan'izany "mpanelaka " izany tsy ary henoko rah tsy androany, misy afaka mamaly ve?
13. rabilabila
(
04/02/2008 08:58)
Ny "pelaka" ry mmmh dia ireo homosexuels na lesbiennes .
Tsy fantatrao angaha ilay hiran'i LSNT hoe " elaka eny an'elakelan-trano " ?

15. ikaretsaka
(
04/02/2008 11:37)
rabilabila:
Ny zavatra tsy azoko amin'ilay fanontaniana dia hoe :
Taloha taiza ? Mpino an'iza na inona ? tsy mpino an'iza na inona ?
Centré-nareo ao amin'ny société judéo-chretienne foana ny resaka fa tsy mba mijery mihitsy ianareo ny kolotsaina hafa manerana ny tany : ny zavatra interdit aminareo tsy voatery ho interdit amin'ny tany na kolotsaina hafa ( na ny inverse ).
Matetika mitranga ilay hoe : "Rehefa tsy miady amin'ny tsenantsika dia ratsy izay no dikany " .
Fanontaniana mipetraka : fa iza isika no afaka hitsara ny olona any anaty alan'ny Amazonia amin'ny fombafombany ? fa iza isika no afaka hitsara ny olona any Chine amin'ny fombany ?
Fehiny : Préciser-o ny resaka amin'ny manaraka fa manjary ohatran'ny miteny foana hoe : "isika no laibany amin'ny tanana " .
ekena =D
17. ikaretsaka
(
04/02/2008 12:13)
le izy hoe centrena @ societe ananiray nefa tiana havelatra le famelabelarankevitra no somary ..
teren-ko masaka ohatran'ny volobo jaza
teren-ko masaka ohatran'ny volobo jaza