Fivoarana sy fivelarana hono...

41. LazaDaddy ( 05/02/2008 03:04)
ka miainga avy amin'io ny ota hoy i Jesoa...izay mijery vehivavy ka maniry azy ao am-po...dia izay "ranamana" notantaraiko izay tena manara-maso be mihitsy :)
42. ikaretsaka ( 05/02/2008 03:22)
tsy ao anatin'ny nibeazan'ilay ranamana ilay hoe mijery vehivavy dia midika hoe manirey azy ao-po..
nianarany t@ exercices spirituelle ny manko fi maitriser-na izay
izay le oe aza jugena @ apparences ny olona
43. soanja ( 05/02/2008 03:24)
LazaDaddy:

[quote=rabilabila]

1) Nisy "mpitondra fivavahana" izay nitantara taminay. Ao amin'ilay fiangonany moa misy fotoana asiana mandohalika daolo ny olona...ny teo alohako hoy ingahy "rainy" nanao zipo fohy...somary nitraka kely aho, hoy izy, teo am-pandohalihana...tonga dia...hiiiitako ilay "zavatra".





Ka tsy manahy mihitsy anie ny mahita e. Ny mihevitra zavatra hafahafa no tsy mety. Na ahita anareo miboridana aza aho ohatra rehefa tsy ampiasaiko ny faniriana ety amiko dia tsy hisy fiantraikany zany fa lasa tsinay miraviravy eo imasoko.


44. ikaretsaka ( 05/02/2008 03:26)
izay mantsy.
45. soanja ( 05/02/2008 05:14)
ikaretsaka:

tsy ao anatin'ny nibeazan'ilay ranamana ilay hoe mijery vehivavy dia midika hoe manirey azy ao-po..
nianarany t@ exercices spirituelle ny manko fi maitriser-na izay
izay le oe aza jugena @ apparences ny olona


Namaste tanteraka!


46. LazaDaddy ( 05/02/2008 05:57)
soanja:
Ny mihevitra zavatra hafahafa no tsy mety
ka maninona no tantaraina raha tsy nihevitra zavatra hafahafa?
47. nandrianina1 ( 05/02/2008 10:46)
sao dia mba tsy akotry fa miloko maintimainty...taim-boalavo?

aza imehazana izy ranga LZ kou o=))
48. soanja ( 05/02/2008 12:27)
LazaDaddy:

soanja:
Ny mihevitra zavatra hafahafa no tsy mety
ka maninona no tantaraina raha tsy nihevitra zavatra hafahafa?


Izay indrindra mantsy tsy tokony nitantaraina akory. Saingy kosa azo atao koa ho filazana izany fa red sign hoe tandremo fa betsaka ny fakam-panahy eto an-tany ka na dia any ampiangonana aza dia mitanotanona ny fahalemana raha tsy mitandrina. Miankina amin'ny fomba namoahany ny teny sy ny context no ahafantarana ny hafatra tiany ampitaina.


49. ikaretsaka ( 05/02/2008 14:11)
mila mandinika lalindalina ny examen sy ny spiriruality nnianaran' Ilay ranamana lazainy io aloha i LD vao miteniteny foana raha ny fijeriko azy.

soanja:
Na ahita anareo miboridana aza aho ohatra rehefa tsy ampiasaiko ny faniriana ety amiko dia tsy hisy fiantraikany zany fa lasa tsinay miraviravy eo imasoko.


tsy mbola hainao ny mi control an'io raha ny fahitako azy
50. LazaDaddy ( 05/02/2008 20:36)
soanja:
Miankina amin'ny fomba namoahany ny teny sy ny context no ahafantarana ny hafatra tiany ampitaina.
voalazanao tsara ry soanja. Io contexte nitantarany azy io mantsy dia...aleo tsy averiko eto sao misy tafitohina indray ny "namana" :):-*
51. ikaretsaka ( 05/02/2008 20:45)
tsy fantatrao ny nitranga taorian'io sy ny talohan'io ry Ld fa ny iterpretation anao (comme d'hab) no hivoaka betsaka eo nohon'ny ilay tantara an

izany no ilazaiko hoe mianarara aloha na izay aza no teneniny, jereo tsara aloha hoe inona ny nataony sns...
raha nangarona izy dia sintoniko ny teniko..
raha tsy nahatafita ankizy izy de sintoniko ny teniko.

Ivereno vakiana ny tenin'i Soanja
dia mba vakio sy dinidiniho ny ataon'Ilay ranamana" amin'ny "formation" azony sy ny momba ny "fikambanany" izay vao miteniteny foana
52. cutie ( 05/02/2008 20:54)
izay vao miteniteny foana

fivoarana sy fivelarana koa we zany:-D
53. ikaretsaka ( 05/02/2008 20:56)
tsy mivelatra kosa ny miteniteny foana, sady tsy mivoatra.. nga misy wawawa afafifafy fotsiny io fa mba atao hita fototra ahay
54. cutie ( 05/02/2008 20:59)
Ika koa
tsy azony ny lazaiko:cry:
55. ikaretsaka ( 05/02/2008 21:02)
:wink::-D:-D:-D ok ok .... aleo izy hovelatra hiteniteny foana
56. pissoa ( 05/02/2008 21:05)
1) Nisy "mpitondra fivavahana" izay nitantara taminay. Ao amin'ilay fiangonany moa misy fotoana asiana mandohalika daolo ny olona...ny teo alohako hoy ingahy "rainy" nanao zipo fohy...somary nitraka kely aho, hoy izy, teo am-pandohalihana...tonga dia...hiiiitako ilay "zavatra".

Hi hi hi - tsy azoko izy izany. "Zavatra" inona aloha ilay hoe hitan'ilay ingahy rainy e ?

Manontany aho, alohan'ny hitenenako hoe sao tantara petaka kosa izany e ! Andramo daholo izay fomba hoe mandohalika, mifanao aloha sy aoriana anie ! dia ataovy fohy mety entina any ampiangonana ny zipon'ilay eo aloha ... dia mba tantarao hoe inona no hita sy tsy hita ! :-D:-D:-D

------------

Misy an'ilay hoe ny any ambony sns ! Izaho aloha mahita hoe tsy dia tena ny any ambony loatra e ! Betsaka ny zavatra lazain'ny any ambony fa tsy arahin'ny be sy ny bobaka. Jereo ny ady hevitra eto amin'ny forum fotsiny.
57. ikaretsaka ( 05/02/2008 22:03)
ilay message tyian'ingahirainy sy ny contexte tiany lazaina amin'ilay hiiiiitako le zavatra izao dia efa .. debat be ny interpretation

vao any
58. LazaDaddy ( 05/02/2008 22:03)
pissoa> mitombina koa ny hevitrao. Ka raha izany no marina dia "ingahy rainy" mihitsy izany no "namorona"...asa inona ny antony?
59. ikaretsaka ( 05/02/2008 22:04)
ny tiany ahatongavana sy ny tiany ananarana amin'ilay "iiiiiiiiitako le zavatra" dia efa..... tsy araka intsony
60. pissoa ( 05/02/2008 22:14)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086