Fivoarana sy fivelarana hono...

21. cutie ( 04/02/2008 16:48)
18. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 04-02-2008 14:07:25
Lohateny : Re : Fivoarana sy fivelarana hono...
cutie> raha ankandrefy zipo izany de inay aho polisy

tapeno ny maso :-D
22. rabilabila ( 04/02/2008 18:40)
Raha tena azoko tsara izany ny resaka eto dia:
- Misy conservateur -na zipo ato
-Misy polisy tokony mandrfy zipo fa tokony hitapi-maso.

:-D=))
23. LazaDaddy ( 04/02/2008 21:36)
ikaretsaka> be volo-tongotra be io an!:-$
24. cutie ( 04/02/2008 21:42)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))
25. rakaroka ( 04/02/2008 22:12)
Inn aza ity resaka zipo sy polisy ity:roll::?:
Iverenako ny resaka: Manamafy ny voalazan'i Soanja aho hoe :Ny "structure" anie ka ny any ambony no
tompon'andraikitra" voalohany mametraka mazava ny tokony ho rafi-piainana, fa ny maro mpanarak'efa aza.
26. ikaretsaka ( 04/02/2008 23:29)
LD> kozy ve le8O
cutie> aia koa hoe zany asoako fijerena akaiky iiiii ?

rabila> fa misy an zany tokoa hono hoe misy pasitera tsy mamela ny ankizivavy miangona ao aminy hipataloha.

LD> rehefa mankarary maso letsy dia manaova rebareba koa a na asaivo manao rebareba ry zareo manao minizipo
27. rabilabila ( 04/02/2008 23:40)
Rakaroka>

Ka ilay mpanokatra sizé aza efa niala p-in-à ko!! Tsy aleo ve manàla azy kely :!:Sa :?:

Ika>

Sao dia i Pasitera aza no tokony hitapi-maso ko!!Mety ho voan'ny fakam-panahy hanametatra moro-tongotra pataloha ve ?Na koa sao dia te-handrefy ny tepany ? Vazivazy fa misy izany na môpera na pasitera .Tsy ampy fivelarana angambany e!
28. ikaretsaka ( 04/02/2008 23:44)
marina mihitsy..
izay ange no ilaina ihany hoe ilaina ihany ny rebareba rehefa mankery aloha ery... fa manjary any @ le zavatra hafa no hifantohana...
rehefa tsy mahatanty ilay hoe "ny saina no mitondra an'io"
29. cutie ( 04/02/2008 23:45)
miova ny size de za ndray no ataonareo firesaka a :-D:-D:-D:-D:-D
30. ikaretsaka ( 04/02/2008 23:48)
aiza hoe izany volo izany ko..
marina fa tsy "mpanisa ny volondoha sy ny volo samihafa" ahako fa A/tra no mahay manisa ...
fa ataoko kosa fa afaka mba mijery.. sa?:wink:
31. cutie ( 04/02/2008 23:50)
nga tsy efa hitan'i Ika :-D:{
le avy any @ f...............:-D:-D:-D:-D
32. ikaretsaka ( 04/02/2008 23:53)
tsa mbola le misy zipo any iiiiiiii!
33. cutie ( 04/02/2008 23:54)
fa in no tany
sao de tsy za aza zany:-D:-D:-D:-D:-D
34. rabilabila ( 05/02/2008 00:00)
cutie:

miova ny size de za ndray no ataonareo firesaka a :-D:-D:-D:-D:-D


Eh! Tonga tsy nantsoina i Cutie o!! Misy volo refesina izany koa angaha ? :-D:-D:-D


35. cutie ( 05/02/2008 00:01)
who knows @ adalan'reo:-D
36. soanja ( 05/02/2008 00:45)
nandrianina1:

soanja> TSy laviko ny hevitr soanja fa ny oul entina kou tokony mba handalina tsara ny SM fa sty zay volazan'dapasy akory de marina sy endrika avokoa
tsy fanah'nydapasy akory mantsy no tokony hananan'oul fa samy manana ny azy ny TS11 na de fanahy iray az no nomena


Tsy diso mihitsy ny hevitr'i Nandrianina1 saingy kosa mila jerena foana ny stat hoe firy % amintsika no Mpino Xtianina ohatra amin'ireo voalaza ireo no manaraka izany fomba fiaina izany.
Raha toa ka betsaka sy mihoatra ny tokony ho atononony dia milaza izany fa misy lavaka ny fanabeazana, izay tsy mifanaraka amin'ny tanjona.

Fa raha toa ka ambitsiny izany anefa na ary enga anie ka ho izay dia tsy olana mipetraka izany fa izy no nisafidy hifidy lalan-kafa.

Amiko ny fanabeazana dia tsy mipetraka fotsiny eny ampelatanan'i dadapasy. Fa toko telo mamasa nahandro no ilaina amin'ny fanabeazana: any an-trano, any amin'ny fiarahamonina ivelany trano (an-dakilasy ohatra) ary any am-piangonana.
Rehefa misy ny olana dia mila jerena tsirairay ny fiantrakan'ireo tokotelo ireo amin'ny ankizy beazina izay ho olombanona sy olon'ny fanahy.
Raha misy mitongilana ireo dia mandringa ny fanabeazana.

Noho izany mila atomboka lalandava amin'ny tanjona ny fanabeazana. Inona no fivoarana tianao ho hita amin'ny zanakao? inona no fivelarana ifanarahanareo mitovy finoana avy? Aiza ho aiza ny ankizy manoloana izany. Safidy ve ny fiodikodinana tazana amin'ny manodidina sa tsy ahafahana mihoatra? Hatraiza ianao Ray amandreny ny fanaraha-maso ny fikarakarana ny zanakao? ankininao amin-drapasy daholo ve ny momban'ny fanahiny sa ianao RAD koa manana ny atolotra azy? Modely tsara ho azy ve ianao?

Raha tsara fototra ny hazo nambolena ary nokarakaraina dia mahavita lakana tsara azo iampitana ny fianakaviana iray. Raha mahavita be dia be amin'ireo ny tanana iray dia efa azo itarafana ny fivelarany izany eo amin'ny lafiny rehetra.

Tadidio lalandava fa ny Fanahy Masina dia miasa ao anatin'izay nomena sy vonona ary novolavolaina amin'ny fahaizana mandray azy. Vitsy ny voafidy tonga dia mahalala/mandray izany avy any ankibon-dreniny. Mitonia ao amin'ny Tompo!




37. soanja ( 05/02/2008 00:49)
Ny atao hoe olona vorisaina amiko dia mihoatra ny 24 taona. Raha mbola latsak'io dia mbola ankizy izy eo anoloako. Tsetsatra tsy aritra iny.
38. ikaretsaka ( 05/02/2008 02:34)
namaste
39. LazaDaddy ( 05/02/2008 02:47)
rabilabila:

Ika>Sao dia i Pasitera aza no tokony hitapi-maso ko!!Mety ho voan'ny fakam-panahy hanametatra moro-tongotra pataloha ve ?Na koa sao dia te-handrefy ny tepany ? Vazivazy fa misy izany na môpera na pasitera .Tsy ampy fivelarana angambany e!
Ireto misy ohatra 2 "fahagola" tantaraiko anao :)

1) Nisy "mpitondra fivavahana" izay nitantara taminay. Ao amin'ilay fiangonany moa misy fotoana asiana mandohalika daolo ny olona...ny teo alohako hoy ingahy "rainy" nanao zipo fohy...somary nitraka kely aho, hoy izy, teo am-pandohalihana...tonga dia...hiiiitako ilay "zavatra".

2) Mpitondra fivavahana iray hafa koa, fa ao amin'io antokom-pinoana io ihany. Rehefa ny tovolahy no manao pataloha lava andeha hanao fanatanjahan-tena dia trerominy hoe: "eeesory ny bodofotsinao iny!". Rehefa ny tovovavy indray no manao zipo fohy dia misopirana kely ingahy "rainy" mangala-pijery sady mibaby tanana, no miteny hoe: "Anaovy ny fanamiana!"
:)


40. ikaretsaka ( 05/02/2008 03:00)
aleo izy hangala pijery... rehefa tsy mbona nanoooota.
rehefa nanota dia lasaaaaaana mivoaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0883