Fivoarana sy fivelarana hono...
61. fijo
(
05/02/2008 22:29)
hoy ika:"rabila> fa misy an zany tokoa hono hoe misy pasitera tsy mamela ny ankizivavy miangona ao aminy hipataloha.
ny zokiko vavy no efa tratran'io tao amin'ny jiona tao mahajanga.sao misy protes manda ny fisian'io indray eto.
LD ny atao hoe fivoarana amiko dia fampanarahana ny zavatra efa nisytaloha amin'izay misy amin'ilay fotoana resahina.
inona no misy izao.
ny tanora efa samy tsy maharitra fa miray alohan'ny fanambadiana.ka hesorina tsy hoekena ho kristianina intsony ve ireo????ho ahy tsy olana ,fa hoanareo mpino.
ny tanora izao efa manana fomba fijery hafa momba ny fomba fitafy.efa manome lanja ny vatany izy,ka manao fitafy manarabatana,fahotana ve izay fanehoany ny taratry ny vatany izay???
rah alavina tsy ho kristianina aby ireo.mijoroa izay ten akristianina sisa tavela.
ary moa ve mahafinaritra ny miaina toa io voalaza io ao iran????

66. ikaretsaka
(
05/02/2008 23:20)
tonga de hetseho ny antsa aloha mandra-piandry an-dralaza hitory teny e
67. rabilabila
(
05/02/2008 23:48)
Ka ity ny antsa ary:
Ny fahalemeko
dia fahalemen-dehilahiiiiiiiiiiiiii
Resy aho ,ekeko,
Resin'ny fakam-panahiiiiiiiiiiiiii
................................
Ary aza mikitikitika volombavan-tsaka moa ry Ika a!!
:-D:-D

69. LazaDaddy
(
06/02/2008 03:24)
fijo:Tena misy tokoa io, na tsy any Madagasikara aza fa aty ivelany. Matetika, izy ireny dia pasitera amin'ny fiangonana Advantista.
fa misy an zany tokoa hono hoe misy pasitera tsy mamela ny ankizivavy miangona ao aminy hipataloha.
fijo:Tsy isika na i pasitera na i papa na ny "tanora" no mamaritra ny maha Kristianina na tsia, fa i Kristy. Ka izay tsy mifanaraka amin'izany dia naman'ny manala tena ho azy fa tsy hoe esorina :)
ny tanora efa samy tsy maharitra fa miray alohan'ny fanambadiana.ka hesorina tsy hoekena ho kristianina intsony ve ireo????ho ahy tsy olana ,fa hoanareo mpino.
fijo:Raha "Kristianina";Manome voninahitra an'i Kristy ve izay sa tsia? Sao dia ny vatany no omeny "lanja" bebe kokoa araka ny teninao? :)
ny tanora izao efa manana fomba fijery hafa momba ny fomba fitafy.efa manome lanja ny vatany izy,ka manao fitafy manarabatana,fahotana ve izay fanehoany ny taratry ny vatany izay???
fijo:Indrisy fa vitsy araka ny tenin'i Kristy tokoa ireo :):-*
mijoroa izay tena kristianina sisa tavela.
70. ikaretsaka
(
06/02/2008 17:21)
dia ilay "advantista ve izany hoe tery saina... tsy mivelatra... no toa accusen'iu LD be mivantana .
Raha hoe "fanomezam-boninahitra an'i kristy no tena antony (main point) amin'ny ame et consciencen'ilay olona... amiko tsy maninona
nefa zava-boaharin'A/tra aby izy ireny....
Misy manao heo "Endrey izany hankaton'ny zava boaharinao ry Tompo misaotra anao aho fa nomenao maso sy saina hafaka mijery ny hakanton'ny asa tanananao nataonao t@ iny zava-boaharinao iny....." fa ny sasany tonga de :^):^):^)sy ny .... devoly devoly no ao an-dohany ka atao ahoana! izay le maha olombelona :wink:
Hoy i fijo:
ny tanora izao efa manana fomba fijery hafa momba ny fomba fitafy.efa manome lanja ny vatany izy,ka manao fitafy manarabatana,fahotana ve izay fanehoany ny taratry ny vatany izay???
Voavaly hoe
Raha "Kristianina";Manome voninahitra an'i Kristy ve izay sa tsia? Sao dia ny vatany no omeny "lanja" bebe kokoa araka ny teninao?
Raha hoe "fanomezam-boninahitra an'i kristy no tena antony (main point) amin'ny ame et consciencen'ilay olona... amiko tsy maninona
nefa zava-boaharin'A/tra aby izy ireny....
Misy manao heo "Endrey izany hankaton'ny zava boaharinao ry Tompo misaotra anao aho fa nomenao maso sy saina hafaka mijery ny hakanton'ny asa tanananao nataonao t@ iny zava-boaharinao iny....." fa ny sasany tonga de :^):^):^)sy ny .... devoly devoly no ao an-dohany ka atao ahoana! izay le maha olombelona :wink:
71. LazaDaddy
(
06/02/2008 20:21)
fijo:
fa misy an zany tokoa hono hoe misy pasitera tsy mamela ny ankizivavy miangona ao aminy hipataloha
LazaDaddy:
Tena misy tokoa io, na tsy any Madagasikara aza fa aty ivelany. Matetika, izy ireny dia pasitera amin'ny fiangonana Advantista.
ikaretsaka:fa inona izany atao hoe "accusation" ry ikaretsaka? :)
dia ilay "advantista ve izany hoe tery saina... tsy mivelatra... no toa accusen'iu LD be mivantana .
72. ikaretsaka
(
06/02/2008 20:54)
accusation: ny filazana na mivantana na ankolaka hoe i Ranona no mananona:wink: ilay zavatra tsy revesan'i anona
73. fijo
(
06/02/2008 20:59)
ny anabaviko protestante ka,loterana,nefa voan'io fandrarana io fa nanao pataloha nandeha niangona
75. ikaretsaka
(
06/02/2008 22:21)
j'imagine kao ery ambony pilipitra hoe iny i m'se laza hiteny hoe nahazo pataloha tany @ bavin le fijo dia mampiseho an'iny @ mpiangona....
ots'zao ny aty aloha... ots'zao ny aty afara.....
aoka le... vao mainka mampivoatra sy mampivelatra be :-D:-D:-D:-D

79. LazaDaddy
(
07/02/2008 02:26)
fijo> miditra amin'ny pataloha tery ve aho amin'izany sa ahoana? Ahiako ho "glaobany" be. :)
80. rakapy
(
07/02/2008 02:34)
Ny any @'ilay fiangonana any @ lalana makay Fianar izay indray dia miboridana ry zareo rehefa mivavaka satria hono tsy nanao akanjo no nanamboaran'A/tra ny olombelona de mba ho fanajana azy dia miboridana rehefa mivavaka. Filozofia hafa mihintsy?