extrêmiste loatra ve?
1. xxx
(
20/08/2007 06:50)
Kristianina Katolika ny tenako, fa mahatsapa aho, fa toa ny pretra "sasany" tsindriako tsara ilay hoe ny sasany no mahatonga ny mpivavaka hiala an-daharana! izao ilay zava-nitranga, mère celibataire aho, tsy nosafidiako manokana no te ho toy izany, nitondra ny zanako hatao batemy aho t@ herintaona, fa vava ts vava no nataon'ilay mopera ahy, ary nainka ts nanaiky hanao batemy ny zanako izy, izaho indray no nambaniany be mintsy! farany moa dia natao iany ilay batemy. Fa vao omaly no omaly indray aho nahare tantara mitovy tsy misy valaka @ io ahy io, ary mbola ilay pretra naika ts nanaiky hanao batemy ny zanako iany no nahay vava ilay vehivavy, izany olona izany nefa dia hafa finoana, (tsy katolika ary tsy mamonjy fiangonana mintsy any @ finoana misy azy any fa voatariky ny mpanentana ao am APV dia resy lahatra) ilay vehivavy hiditra ho katolika neken'ilay pretra soa amantsara, fa ilay zanay dia ts nekeny hatao batemy raha tsy eo hono ny rain'io zaza io... fa angaha ny fiainana azo ifanerena? amin'izao fotoana izao dia kivy tanteraka ilay vehivavy ary dia nanapa-kevitra ny tsy hivavaka intsony ary dia tonga dia hoe "izany ve no toe-tsaina katolika" no teny nivoaka ny vavany! mampalahelo be! Tsy haiko aloha na zanany fahafiry ilay ts neken'ilay mopera, fa ny ahy dia zaza faharoa. Averiko tsra nefa fa tsy nofidianay ny te ho mère celibataire! Manentana ireo tompon'andraikitra hijery akaiky io to-javatra io ka hifananatra raha azo atao, fa aiza ilay tenin'i Jesoa hoe "fahano ny zanak'ondriko" raha izany foana no mitranga? "Avelao ny zaza hanatona ahy", nefa ilay zaza sakanana @ tsy fanekena azy handray ny sakramenta maha zanak'Andriamanitra azy! Ny zaza anie tsy manantsiny e! ary moa ve andraikitr'isika olombelona no mitsara hoe ity tokony hahazo handray sakramenta ity tsy mahazo? tsy milatsaka ho andriamanitra ve isika @ izany satria mandray ny toerany? tsetsatsetsa tsy aritra iany ny ahy iny, ka ialako tsiny raha sanatria nanohina!
répondu par ikaretsaka le 05/09/2007 18:55
2. Mandefitra
(
20/08/2007 07:24)
Mampalahelo ny tantaranao. Raha @ maha-olombelona fotsiny, tsy tokony atao ny mandatsa ny fahavoazan'ny hafa. Ny mananatra am-pitiavana no tokony hatao.
Raha momba ny Batisa ndray, dia Didin' i Jesosy ny nampanao an'io fa tsy didin'olombelona. Tonga zanak'Andriamanitra ny zaza rehefa vita Batisa.
Ka tsy tokony ho sakanana mihitsy zany ny fahasoavana lehibe raisin'ilay zaza @ Batisa.
hoy Kristy ao @ Matio 18:
Ary Jesosy niantso zazakely anankiray hankeo aminy, dia nametraka azy teo afovoany
3 ka nanao hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Raha tsy miovahianareo ka tonga tahaka ny zazakely, dia tsy hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra mihitsy hianareo.
4 Koa na zovy na zovy no hanetry tena tahaka ity zazakely ity, dia izy no ho lehibe indrindra amin'ny fanjakan'ny lanitra.
5 Ary na zovy na zovy no handray zazakely anankiray aza tahaka itony noho ny anarako, dia mandray Ahy.
6 Fa na zovy na zovy no hanafintohina na dia iray aza amin'ireny madinika mino Ahy ireny, dia tsara lavitra ho azy raha anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony, ka alentika any amin'ny ranomasina lalina izy.
7 Lozan'izao tontolo izao noho ny fahatafintohinana! fa tsy maintsy ho avy ny fahatafintohinana, nefa lozan'izay olona mahatonga ny fahatafintohinana.

3. LazaDaddy
(
20/08/2007 07:30)
xxx:raha mananatra ny tovovavy (mpitovo) marobe ireo izao ianareo dia inoako fa hisy vokany tokoa :-*
Averiko tsra nefa fa tsy nofidianay ny te ho mère celibataire!
4. ikaretsaka
(
20/08/2007 13:15)
FIDINAREO BE MIHITSY!
ao anaty lalana io dia tsy afaka ny manao izany ry zareo resaka Dogme io. raha hitsimpona andalan-tsoratra masina manamarina izany aho dia be loatra ka tsy tiako hatao eto!
Hananatra sy hanazava ireo antony aho:
Voalohany indrindra aloha ny tokony eritreretina:
-Rehefa manao firaisana ara nofo ianareo dia NOFIDINAREO SY FANTATRAREO fa hoe hanao zaza sy hamorona aina .. fa tsy haka pleasure fotsiny! Izany no mahatonga ny Katolika mandrara ny abortion, fanaovana kapaoty, ny an'ny Katolika dia tsotra: rehefa tsy voa
-Sitraponareo ny hiaraka t@ izany, rehefa tsy sure ianareo fa hiaraka hanangana izay vokatry ny tao ambany draps tao dia tsy manao fotsiny.
-Raha maika ny hanao Batemy azy ianareo dia teneno ilay rainy dia miaraka ianareo 2, fenoy aby ny Sakramenta, (konfesy Eokaristia.. fanambadiana)
io ilay voalazako matetika ato hoe : tsy izay tiana ihany no atao sy inoana, ary tsy izay tsy tiana dia avela any, fa raha izay dia tsy Andriamanitra intsony no inoanao fa ny Tenanao!
Faharoa
mbola misy chance ny hanaovana batemy azy: rehefa mianatra katesizy ilay zaza ka mahalala ny atao aminy dia ie. mahazo atao tsara, @ izay manko tsy nareo intsony (izay nanota) no misolo vaika azy fa izy tenany, dia @ iny izy sady manao communion solennelle na fanavaozana ny toky omena @ batemy, no atao batemy ihany koa!
Tadidio fa @ Katolika dia manavao ny toky nomena t@ batemy avokoa rehefa vory saina ka mahalala ny ataony
Izany no finoantsoka, azo avy any @ Jesoa, nomeny an'i Piera sy ny apostoly sy ny dimbiny, nandritra izay 2000 taona izay!

5. xxx
(
20/08/2007 13:36)
ikaretsaka, masika loatra kosa ianareo raha izany!:-( nga azo ifanerena ny fiainana? refa lasa ka nanjavona tsy hita izay nalehany ve ilay olona fomba ahoana intsony no iantsoanao azy? (izay ny cas ko manokana) izaho dia nivonona mintsy ny hanatanteraka ny sakramenta rehetra, saingy ny andaniny no nitsoapahana, ka inona aza no azoko atao? ekeko fa nisy fahadisoako tao, ary efa nikonfesy aho, ataoko angamba fa rehefa niteny ny pretra hoe "noho ny fahefana nomena ahy dia izaho mamela ny fahotanao Amin'ny Anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina" dia naman'ny efa voavela heloka aho eo anatrehan'Andriamanitra sy ny Fiangonana, ary ny fampianarana azoko hatrizay dia Andriamanitra tsy mitana andolompo fa refa vita dia vita, rehefa navelany dia navelany, ko maninona no ny pretra (olombelona) indray no mi se permettre mitsikera iny fahotana efa navelany noho ny fahefana azony iny?!! izay anie ilay lazaiko hoe milatsaka haka ny toeran'Andriamanitra sy mihevitena ho andriamanitra ny olombelona indraindray e!
6. ikaretsaka
(
20/08/2007 13:54)
manampy ilay voalazako eo ambony: ao anaty encycliques ny hoe raha tsy maha garantir ilay ray amandreniny fa hanabe ilay zaza ao @ ilay finoana tian'ilay Ray aman-reny hanaovana Batemy ny zanany dia aleo tsy manao.
Ilay rainy aza izany efa tsy hita ko aiza no ahalalana ny garanti?
tsy ataotao foana ny batemy fa atao am-pinoana.
tsy hoe fomba ny manao batemy zanaka dia ataoko koa nyahy, fa finoana sy fanabeazana io.ary miatomboka any @ Ray aman-dreny!
Lasa batemitemim-poana izy raha ilay heo atao fotsiny satria fomba!
fa efa voalazako koa ange hoe avelao ny zaza ho tonga saina, dia ampianaro katesizy sy azavao aminy , misehoa hoe vitanao ny mampianatra ilay zaza amin'ny finoana, dia mikonfeseva indray , dia rehefa vonona izy dia atao e!

7. xxx
(
20/08/2007 14:32)
fa nahoana no tsy maintsy hoe eo ny rainy nefa e! fa angaha ny reniny tsy afaka ny hanabe azy @ finoana? teneniko anao, fa tsy midoka tena aho fa arako tsara aloha hatreto ny manabe ny zanako, tondrako mivavaka isan'alahady ary anaty fikambanana masina, mpiservy sy hiditra scout amin'ny taom-pikatrohana manaraka ilay lahimatoa! ilay faharoa dia mbola vao herintaona monja, fa tsy maintsy hanaraka ny dian-jokiny izy! dia aiza hoaiza ain'izany ny tsisy garanti? satria tsy mahavita azy ny vehivavy ô! ny lehilahy iany no tena izy amin'izao fiainana izao o! fantatro tsara mintsy fa atao am-pinoana ny batemy, haiko tsara izany! tsy resaka fimba fotsiny fa hatrany ampo sy anatiko iray manontolo no resy lahatra fa tokony hoatao batemy ny zaza mba ho tonga zanak'Andriamanitra sy ny Fiangonana, ho afaka @ fahotana t@ fototra. Ary matoa aho (ny tenako aloha no teneniko) nanatona ny Fiangonana na dia efa lavo sy solafaka aza dia mino ary te hanabe ny zanako ara-pinoana, mba tsy hanahafany ny toetran'ireo rainy tsirairay avy (manabevohoka zanak'olona dia mitsoaka adidy:( )
tsy azoko ilay teninao farany, fahotana efa nahazoako famotsorana ve, tsy nataoko intsony, (satria aho aloha dia efa nipromettre ny tenako fa tsy hikasidelhilahy intsony ho fanajako sy ho fitandremako ny tenako e) dia mbola hikonfeseko indray? efa nahazoako famotsorana anie e! dia toy ny tsy mino aho izany fa voavela, tsy matoky an'Andriamanitra aho izany?

8. kally
(
20/08/2007 16:42)
Atosikareo ve ny zaza tehanatona an'Andriamanitra? Nahoana no itsivalanan'olombelona ny fitiavana te hanakaiky an'Andriamanitra?:roll:
9. cutie
(
20/08/2007 16:47)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 20-08-2007 08:50:06
Lohateny : extrêmiste loatra ve?
Kristianina Katolika ny tenako, fa mahatsapa aho, fa toa ny pretra "sasany" tsindriako tsara ilay hoe ny sasany no mahatonga ny mpivavaka hiala an-daharana! izao ilay zava-nitranga, mère celibataire aho, tsy nosafidiako manokana no te ho toy izany, nitondra ny zanako hatao batemy aho t@ herintaona, fa vava ts vava no nataon'ilay mopera ahy, ary nainka ts nanaiky hanao batemy ny zanako izy, izaho indray no nambaniany be mintsy! farany moa dia natao iany ilay batemy. Fa vao omaly no omaly indray aho nahare tantara mitovy tsy misy valaka @ io ahy io, ary mbola ilay pretra naika ts nanaiky hanao batemy ny zanako iany no nahay vava ilay vehivavy, izany olona izany nefa dia hafa finoana, (tsy katolika ary tsy mamonjy fiangonana mintsy any @ finoana misy azy any fa voatariky ny mpanentana ao am APV dia resy lahatra) ilay vehivavy hiditra ho katolika neken'ilay pretra soa amantsara, fa ilay zanay dia ts nekeny hatao batemy raha tsy eo hono ny rain'io zaza io... fa angaha ny fiainana azo ifanerena? amin'izao fotoana izao dia kivy tanteraka ilay vehivavy ary dia nanapa-kevitra ny tsy hivavaka intsony ary dia tonga dia hoe "izany ve no toe-tsaina katolika" no teny nivoaka ny vavany! mampalahelo be! Tsy haiko aloha na zanany fahafiry ilay ts neken'ilay mopera, fa ny ahy dia zaza faharoa. Averiko tsra nefa fa tsy nofidianay ny te ho mère celibataire! Manentana ireo tompon'andraikitra hijery akaiky io to-javatra io ka hifananatra raha azo atao, fa aiza ilay tenin'i Jesoa hoe "fahano ny zanak'ondriko" raha izany foana no mitranga? "Avelao ny zaza hanatona ahy", nefa ilay zaza sakanana @ tsy fanekena azy handray ny sakramenta maha zanak'Andriamanitra azy! Ny zaza anie tsy manantsiny e! ary moa ve andraikitr'isika olombelona no mitsara hoe ity tokony hahazo handray sakramenta ity tsy mahazo? tsy milatsaka ho andriamanitra ve isika @ izany satria mandray ny toerany? tsetsatsetsa tsy aritra iany ny ahy iny, ka ialako tsiny raha sanatria nanohina!
Raha namaky ny tantaranao za de mitadiava mopera hafa na fiangonana hafa fa tsy misy ilana azy zany mompera zany.
Mety tsy hitovy fisainana aminy daholo ny mompera hafa ngamba.
10. ikaretsaka
(
20/08/2007 22:52)
kally:
Atosikareo ve ny zaza tehanatona an'Andriamanitra? Nahoana no itsivalanan'olombelona ny fitiavana te hanakaiky an'Andriamanitra?:roll:
Tena te hanakaiky an'andriamanitra tokoa ve ilay zaza sa fitiavana te hatao Batemy fotsiny!
Ao anatin'ny fanomezana tokin'ny batemy manko dia hoe ilay Ray sy reniny dia hitantana sy hanabe ilay zaza any @ finoana..
Ilay Ray anefa efa tsy eo.. dia matahotra garanti i Mompera! sao manao batemitemy foana!
izay no ilazako hoe avelao ilay zaza aloha hitantana ny tenany.
Raha niteny i jesoa hoe avelao ny zaza.... ilay zaza ange rehefa avy eo ho lehibe e! fa tsy hoe manantona azy dia hijanona zaza fotsiny!
11. booboo
(
21/08/2007 00:20)
xxx > soa fa tsy manosika n'iza n'iza Jesoa na tsy mahafeno ny fepetra takian'ny fg @ fanoloran-tena aza isika olombelona matetika ô ?
12. cutie
(
21/08/2007 00:46)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 21-08-2007 02:20:56
Lohateny : Re : extrêmiste loatra ve?
xxx > soa fa tsy manosika n'iza n'iza Jesoa na tsy mahafeno ny fepetra takian'ny fg @ fanoloran-tena aza isika olombelona matetika ô ?
Amen
13. cutie
(
21/08/2007 01:03)
Ilay Ray anefa efa tsy eo.. dia matahotra garanti i Mompera! sao manao batemitemy foana!
izay no ilazako hoe avelao ilay zaza aloha hitantana ny tenany.
Miaro be an'i mompera i Ika zany :-D:-D:-D:-D
15. LazaDaddy
(
21/08/2007 01:26)
xxx> tohizo tsara fotsiny ny fifandraisanao amin'Andriamanitra; fa raha ny mpitondra fiangonana efa hatr@ andron'ny fariseo no "mihatsaravelatsihy". Tsarovy ilay tenin'i Jesosy hoe "voavela ny helokao, mandehana ka aza manota intsony".
Mety tsy zanak'ilay mopera angamba ny zanakao fa raha tsy izany hafa ny fisehony. Izaho mantsy mahafantatra mopera manao sipa sy manan-janaka fa tiany be mihitsy ilay zanany na dia ezahiny afenina aza.

16. ikaretsaka
(
21/08/2007 02:23)
Aleo kosa extremiste noho izay manaonao foana ko!
tsy nahatondra ilay Zaza @ finoana akory manko. vao mainka manko @ izay voaheloka ko!
izay no anaovako alternatives hoe avelao aloa hihalehibe sy tonga saina ny zaza satria io hita io ianareo efa garanti fa tsy hahavita azy ko.. ny rainy efa io ohatra velona io...
na zanak'ilay mompera io na tsy zanany, raha resaka betemy aleo izy tsy manao toy izay manaonao foana! tsy mitondra amin'ny finoana akory manko @ izay

17. LazaDaddy
(
21/08/2007 02:36)
extrêmiste loatra ve?xxx> voavaly ny fanontanianao. Aoka anefa isika tsy ho variana @ valiny fa ny fahasoavan' Andriamanitra no andeha ho banjinina fa tsy ny fepetra noforonin'olombelona.
18. piste
(
21/08/2007 04:14)
Ho an`i XXX. Midera ny dingana efa vitanao aho ary manakahery anao hitazona ny finoanao hatr@ farany. Tandremo anefa ny fakam-panahy hoe : rehefa tsy azoazoko ilay mompera dia na haratsiako na hifindra Fiangonana hafa aho. Tsy toe-tsaina katolika izany.Amintsika dia olona efa voatendrin`Andriamanitra ny Pretra. Tsy midika fa lavorary izy ireo, satria olombelona mitovy amintsika. Noho izany dia azo hahitsy @ alalan`ny fifanakalozan-kevitra( amim-panajana). Raha hanamboatra ny Fiangonana isika dia ato anatiny ihany fa tsy hisaraka hamorona hafa na hitsikera.
Tadidio fa tsy maintsy sedraina ny finoantsika.

19. xxx
(
21/08/2007 06:03)
ikaretsaka manakiana mafy an'i niryna hoe tsy mamaky izay avaly azy, nefa io koa fa manao toa an'i niryna! sady manambany vehivavy :-( nahoana moa ianao no sahy manizingizina fa tsy mahatondra sy tsy mahataiza ny zanako @ finoana aho? nahoana no ilazanao fa tsisy garanti? ekena ary tsy lavina, fa ny ray sy ny reny no nahatonga ny zaza tety antany, fa nahoana i Masina Maria nahataiza irery an'i Jesoa rehefa tsy teo intsony i Masindahy Josefa? tsy ataoko ity Reny fakan-tahaka akory izy iny? dia miezaka ny haka tahaka azy aho @ fitaizana ny zanako na dia tsy ho lavorary toa azy aza!
hoan'i piste, matokia ianao fa tsy miova akory ny finoako, ary mbola katolika hatramin'izao, ary ho katolika mandrakizay. Tsy mihevitra ny hanaratsy ilay pretra mintsy koa aho, antony tsy nanononako ny paroasy nisy azy, na indice mety hahalalana azy akory aza. Izany koa no nilazako hoe, sao dia tokony jerena iany ny momba ilay hoe manahonaa ny renin'ilay zaza, fa tsy jerena be amin'ilay hoe lavo sy solafaka, fa misy iany ny vonona hiarina sy hanarina ny tsy mety ataony.
booboo, marina ny teninao! soa iany fa tsy nanosi-boho-tanana an'izan'iza i Jesoa!

20. ikaretsaka
(
21/08/2007 15:37)
xxx> tsy online kely fotsiny aho fa nisy probleme conection ka!
tsy misy fanambaniana vehivavay mihitsy izany ataoko izany kosa fa resaka sitraponao anie ilay izy e!
tsy hoe manizingizina aho hoe IANAO fa ho'zy aho hoe ilay RAIN-JAZA.. tsy haiko hoe iza no tsy mamaky @ izany.
I Masindahy Josefa dia efa maty fa tsy hoe nitsoaka akory. Raha maty ilay lehilahy rain-jaza dia tsy omeko tsiny, ary teo izy ary nanabe an'i Jesoa foana mandra pahafatiny! tsy hoe teraka i Maria dia nilaozany ...
Dia efa nazavaiko teo ambony hoe demontreo aloha ny maha reny anao, asehoy fa voataizanao @ finoana ilay zaza, izay no nilazako hoe avelao izy ho lehibe aloha, ahitana hoe voataizanao tamin'ny finoana tokoa!
Tsy misy ratsy noho ilay hoe atao batemy satria fombafomba fotsiny ilay izy manko! sy hoe tsy ao akory ilay finoana, na @ Rainy na @ reniny na @ ireo Ray aman-dreny @ batemy!
Ny ivelaran'ilay zaza tokoa amin'andriamanitra no important fa tsy ny fanatanterahana ny fombafomba fotsiny!
tsy hafahafa aminao ve ilay mahare olona hoe zahay vita batemy fa tsy mivavaka?